miaky anao ny bandy
1. salmo1
(
23/03/2007 13:58)
Tena manja rangah ity joba ity ah http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao ^:^ manapotipotika be mintsy.
Aino aaaaaaaaaah!! ki es la + guapa: ¿la bandera o ella? :{
Aino aaaaaaaaaah!! ki es la + guapa: ¿la bandera o ella? :{
répondu par fanantenana2003 le 29/03/2007 08:26
2. sakaizakely
(
23/03/2007 14:17)
Salmo, raha ny endrika ivelany klou de wéééééééé, tena milay
Ny ao anatiny indray, dinidiniho ihany
fa le rrrrrrrrrrrrr ity tsa voako ! Maninn zao raha mba atao le r malagasy tsara iny fa amboarimboarina hoatran'io ? shhhhhh :evil:
Ny ao anatiny indray, dinidiniho ihany
fa le rrrrrrrrrrrrr ity tsa voako ! Maninn zao raha mba atao le r malagasy tsara iny fa amboarimboarina hoatran'io ? shhhhhh :evil:
6. diamondra27
(
23/03/2007 15:49)
tena marina ny ano ry salmo fa na dia izaho aza tena variana t@ ilay fihetsika malefaka ilay Titi, bravo an! tena tsy heno le hira fa variana be t@ le fombafomba, naverina indroa vao nahare hira, lol
misaotra fa nahita an'i Djarina banou koa en plus= ejema, dia lasa nanembona
merci merci
:-*
misaotra fa nahita an'i Djarina banou koa en plus= ejema, dia lasa nanembona
merci merci
:-*
8. sakaizakely
(
23/03/2007 17:07)
xxx> izy anie tsy ratsy mits, fa ity le miangentsangetsana @ le rrrrrrrr ity halako ery, hita be hoe amboamboarina le izy fa tsy natu"hhhh"el :-D
10. salmo1
(
23/03/2007 18:21)
sakaizakely: vhv ôtranao izy ka mahalala izay fomba hitiavan-olona ny zava-bitany. Izao no mahaolona azy, inn ary ity fialonana ity nefa sary mietsika no jerena :roll: mahagaga mintsy ianareo ireto ka^:^
11. puket
(
23/03/2007 18:22)
Sary talou io ry bainina an ...ra hitan'la izy zao fa Bof bof....t@ reny izy mbola favy...siks
13. Zina
(
23/03/2007 20:15)
eto no ahitana oe tena samy manana ny tiany. Tsara amiko ilay izy fa tsy ilay tena tsara otran'ny ao @ sera2 ao hihiih
14. fasaly
(
23/03/2007 21:17)
puket:
Sary talou io ry bainina an ...ra hitan'la izy zao fa Bof bof....t@ reny izy mbola favy...siks
=))=))=))=))=))=))=))
puket: tsy mi rouler rrrrrrr trony na ssssss fa mirouler fe!:-D
16. mamzelkely
(
24/03/2007 08:40)
:? mama bedesin'ireto ny olona mana rrrrrrrrrrrr de za zany aôna :? :-D:-D:-D
17. kally
(
24/03/2007 18:10)
Ny ahy le rrr zakako ihany fa ilay "t" lasa "ts" no tena mampihoron-koditra ahy kah!
Zavatra tokony ho tsara fa nosimbaina @ zavatra tsy misy dikany.
Raha tena tsara anie tokony mba nalaza izy fa zavatra efa dimy taona lasa ve ko!tsy nalaza ohatr'izaylanin'ny saka
Zavatra tokony ho tsara fa nosimbaina @ zavatra tsy misy dikany.
Raha tena tsara anie tokony mba nalaza izy fa zavatra efa dimy taona lasa ve ko!tsy nalaza ohatr'izaylanin'ny saka
18. Vahinala
(
24/03/2007 22:11)
kally > Zay d marina sady nenazy ohatra ny hita be hoe amboarina le fiteny fa tsy mbo natoraly, hafa ndray mantsy raha hoe efa zay mintsy ny fiteny sady mora fantatra foana.
19. salmo1
(
25/03/2007 00:48)
Tsy hitako intsony izay probleme sy ny tsy probleme eto kle!
Izao rehetra izao de manahirana daholo :-D
Izao rehetra izao de manahirana daholo :-D
