miaky anao ny bandy

21. xxx ( 25/03/2007 08:08)
izy aloha tsy d maninona loatra fa b style loatra ka !marina mihintsy ny lazainy namana etsy ambony , miolakolana b, rrrrrrrrrrrrrr b , ts ts ts , nefa raha mba tsotra zao d mety hilay b , zao lasa ts milay ts fidiny ! ,miova d lasa manja ! aleoko lavitra i fiffi
22. kanto10 ( 25/03/2007 08:34)
zay tiany kosa io koa fa hitako tsara koa lou e
23. diamondra27 ( 25/03/2007 10:31)
http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao


raha io sipa mandeha io no dinihina de zao e:
marina le lazain'i salmo1 we:miaiky anao ny bandy
de ampiako we: jereo ny tanany fa madio sy voakarakarany tsara , ny tarehiny madio, ny fijeriny aoka fotsiny sy ny fidoladolany, ny volony olioly vita brushing, ny akanjo satin fotsy mangatsakatsaka, le fiteny malefaka nefa le rrrrrrrr aloha tsy koi iny fa mety zay mihintsy le mampiaky ny bandy
De inona koa re e!

manja le sipa ka, tsy aleo v mijery an'io toa izay kosa le olona tsy mahavatra mikarakara ny tenany ireny.
Volo misaritaka, fiakanjo tsy voapasoka etc...
24. Vahinala ( 25/03/2007 10:42)
Fa ilay hirany kosa aloha azo lazaina ho tsara fa mahagaga hoe tsy d nalaza firy e.
25. rush ( 25/03/2007 11:15)
mandrindra:
tsy manja ilay sipa, tsy milay koa ny hirany
mbola be dia be no manja lavitra noho io sady ny hirany boff!io ve ry zareo dia hatao hoe manja?norme hiany raha voakolokolo ny hohony sy ny tanany sy ny tarehiny satria hanao clip kosa ve dia tsy hanao an'izany e!


26. diamondra27 ( 25/03/2007 12:00)
rush::-D:-D:wink:

nefa tsy nahazo kil sy tsy nalaza ny hirany ve? lol!:-P:-P
27. fasaly ( 25/03/2007 13:06)
mandrindra:

tsy manja ilay sipa, tsy milay koa ny hirany

:-D:-D:-D:-D tonga de aleo tsorina ry mandrindra an!
misy ny sipa tsotra tsy me geste fa milay an!:-P


28. salmo1 ( 25/03/2007 21:12)
diamondra27:
raha io sipa mandeha io no dinihina de zao e:
marina le lazain'i salmo1 we:miaiky anao ny bandy
de ampiako we: jereo ny tanany fa madio sy voakarakarany tsara , ny tarehiny madio, ny fijeriny aoka fotsiny sy ny fidoladolany, ny volony olioly vita brushing, ny akanjo satin fotsy mangatsakatsaka, le fiteny malefaka nefa le rrrrrrrr aloha tsy koi iny fa mety zay mihintsy le mampiaky ny bandy
De inona koa re e!

manja le sipa ka


Hita wa:°);-)
29. fanantenana2003 ( 29/03/2007 08:26)
tena maha-te ho tia, le style, na dia mi-rrrrrrrrrrrr aza, ary ireo choriste kay manao ahoana hi hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0967