Ambasady Malagasy eto USA
1. tovolahy007
(
23/03/2007 02:16)
Miarahaba ny rehetra!
Araky ny nolazain'ny Wanadoo Madagascar androany faha 22 Martsa 2007 dia nisaoran'ny Fitondrana Malagasy ny Ambasadaoro Narisoa Rajaonarivony.Izany hoe tsy Ambasadaoro eto USA intsony izy zany.Anisany nisaorana iany ko ny Ambasadaoro tany Japon sy Italy.Dia miandry izay ho Ambasadaoro malagasy vaovao eto Washington DC ndray izany isika Malagasy aty USA.

novalian'i Anjoanina ny 14/09/2007 20:13
4. niryna
(
23/03/2007 05:40)
fijo:
io i papoose ko inona no andrasana e:lol:
Dia aza adino ny maka info any amin'i fijo raha mila ianareo.
6. xxx
(
23/03/2007 14:42)
ny faniriana na iza na iza no ao dia mba hanao ny asany.
tokony hovainy ny web site-ny asiany zavatra maromaro kokoa. raha tsy mahay izy ireo dia tokony mijery ny web ny ny firenena maromaro hafa hoe inona no tokony ampiana.
tokony mamaly tel izy ireo rehefa antsoina, fa tsy miandry antsoina vao mody hoe..saika hiantso indrindra aho io, nefa efa 2 andro aty aoriana. fa inona no ataony ao???????
ny fanavaozana pasipaoro dia tokony ataondry zareo haingana fa tsy miandry enimbolana vao vita. ela loatra.
raha misy ny olana ny gasy aty ivelany ka tokony ho vitan izy ireo ny mamaha olana azy fa tsy hoe tsy hoe tsy maintsy vahana any dago indray ny cas, anefa cas tsotra kely..zavatra asiana sonia fotsiny, ny ambasady ny firenena hafa mahavita fa ny antsika tsy mahavita anefa cas hitovizana ihany.

7. xxx
(
23/03/2007 15:26)
Mahagaga fa hay tsy ny aty aminay irery no manondrana ny ambasady, henoina ny avy any France mimenomenona, henoina ny avy any USA toa mimenomenona koa, tonga ny ankizy avy any Belgique, mimenomenona amin'izao tsy fahaiza-masan'ny ambasady izao. fa ahoana marina ary?
8. Ralay
(
23/03/2007 15:47)
mbaliana: Lasa zany ve ny akamantsika :cry: aleo soloiko raha ohatra ka e :lol:
11. Fiffi
(
23/03/2007 20:26)
xxx::wink:
Mahagaga fa hay tsy ny aty aminay irery no manondrana ny ambasady, henoina ny avy any France mimenomenona, henoina ny avy any USA toa mimenomenona koa, tonga ny ankizy avy any Belgique, mimenomenona amin'izao tsy fahaiza-masan'ny ambasady izao. fa ahoana marina ary?
12. niryna
(
28/04/2007 12:59)
xxx:
Mahagaga fa hay tsy ny aty aminay irery no manondrana ny ambasady, henoina ny avy any France mimenomenona, henoina ny avy any USA toa mimenomenona koa, tonga ny ankizy avy any Belgique, mimenomenona amin'izao tsy fahaiza-masan'ny ambasady izao. fa ahoana marina ary?
Ahoana tokony hoy aho,toa misy lesoka daholo izay ataon'ny olona e?Na inona ny toerana misy azy na aiza alehana dia misy fanakianan'ny olona foana.Asa be siasia sy be hindro-kely ve no mahatonga izany?
13. challenge
(
02/06/2007 04:32)
probleme de competence daholo izany e!
izay no misy dia miharitra ko ainona ary? sady tsy mba manampy mhitsy ry leony fa ianao indray no anontaniantaniany! tsy milay e! tsy aleo tsy misy ? mahamenatra mitsy!

15. Anjoanina
(
18/07/2007 16:21)
Miarahaba ny rehetra!
Dia mahagaga ry reto fa izahay indray nefa isaky ny miantso ny masoivoho eto Amerika, na manoratra, na mikarakara taratasy dia tsy misy olana mihitsy.
Izahay aza variana hoe haingana fiasa be ry zareo. Tena marina io fa tsy hoe miaro an-dranona sy ranona ary tsy misy olom-pantatra koa ao.
Nahafinaritra ny fandraisan'izy ireo na dia mbola tsy nifankahita nivantana aza. Irariana ny mba hitohizan'izany.

16. Ragadona
(
19/08/2007 15:11)
ka ny dikan izany misy fisainana sy sivana tsy miady ao ry Anjoanina raha marina ny anao, vao maika pire le problème satria mety probm na mentalité ndray zany fa tsy probm de compétence
17. Anjoanina
(
14/09/2007 20:13)
Ragadona> Tsy voatery io voalazanao io kan.
Ny ahy indray ry ise rehefa tsara ny traikefa hitako dia araka izay no zaraiko amin'olona. Marihina fa izaho mbola tsy nihaona tamin'ny olona tao mivantana noho ny elanelan-toerana fa dia nahafapo ny fandraisana e. An-telefaonina sy taratasy foana. Irariana ny hitohizany.
Misy an'ilay fitenenana hoe "the way you talk can hurt you" ka sao mba any no tsy voajerin'ny tsirairay.