´´Ity misy hafatra avy any europa `` - Miova ny fitia

1. salmo1 ( 26/03/2007 10:34)
rehefa nijery vazony mage 4 aho, d http://www.dailymotion.com/visited/search/fitia/video/x1hg4q_mage4miova-ny-fitia fa milay ah fa tsy tapitra tsara:-*:x.

Hoy izaho tam lay bandy gasy akamako zay: -Mba teneno kely leisy le programa fanolorana hira reny amigo, de mba hasivo antso tapaka zah rehefa fantatry elah ilay izy (llamada perduda) ... De mba lazao kely ny hora sy ny fotônany... aza hatao le programa vazo vao nivoaka ireny, fa izay programa azo hanolorana izay hira tiana.

De lazao kely ny zokiny na izy farany mihintsy hijery ny TV @ io fotoana io.

Tampotampoka teo ihany de indro ny msg sms:

-slt salmo1! tantanta hihi tsy misy vazaha anga any? vlm.

-salut! mazotoa mandefa hafatra bdb eh hitako iny sipa iny any ampianarana miseo milay be. sira leisy zandry a.

-slt! niverina teto a Mscar ny feoany elah omaly tonga de fantatro ve leisy oe elah iny hihi. adios!

-manao ahoana leisy ra salmo1 ah! any ve tena tsy misy mintsy e? aleo iny mba anjaranay aty hehe vazi2 leisy a. mersi nade tsy ho ana aza iny vazo iny ok ndray ary e veloma!

-slt! efa iny mihintsy zany fa tsy misy masolo azy any espane any? kózy leisy rahitany iny tena ranomaso sisa no tsy latsaka. endraso fa...

...hanontaniako izy any ampianarana radem, vloma leisy de rademm miantso de omeko any elahy ny valiny a!

(double msg)

-...sns


novalian'i salmo1 ny 26/03/2007 14:34
2. booboo ( 26/03/2007 10:40)
Tsy novakiako ilay bla bla fa ilay clip fotsiny no nojereko :}
3. Fiffi ( 26/03/2007 12:26)
zah koh !
4. salmo1 ( 26/03/2007 12:26)
Inn no dikany oe: rademm:?:
5. Fiffi ( 26/03/2007 12:27)
rahampitso ry sé aaa ! :{:{
6. Vahinala ( 26/03/2007 12:32)
7. Fiffi ( 26/03/2007 13:03)
:roll:
8. salmo1 ( 26/03/2007 14:34)
booboo:
Tsy novakiako ilay bla bla fa ilay clip fotsiny no nojereko :}

:-D
ra vao manokatra ilay vazo enao de hanisany efa namaky.
Ary any mihintsy no tena hahitana ny bla bla:-P:°):D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0842