SÔ DE MBA MISY MAHITA
1. Piksou
(
28/03/2007 07:38)
Saly a !!!
Sô de mba itanareo oe aiza ho aiza kay ny misy ny CONSULAT ESPAGNE eto Antananarivo :idea::idea::idea:
@ Zany VILLA MADRID zany fa tsy itako lé toerana
Mba mila fanampiana avy @areo ny tenako azafady e !!!
Misaotra betsaka a !!!

novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 12:39
4. Fiffi
(
28/03/2007 15:29)
heu.....ary nefa efa namaly an'io enao hoe
consulats espagnol à madagascar
Espagne
Villa Madrid Mahazoarivo Antananarivo BP 149
Tél.: 22 002 45 / 33 14 332 00
Mpandefa : Piksou [ Valio ] 19-03-2007 09:54:36bref....
Lohateny : Re : GASY ESPAGNE !!!
Fiffi >>>>
Misaotra betsaka t@ lé infos fa mazava tsara.
consulats espagnol à madagascar
Espagne
Villa Madrid Mahazoarivo Antananarivo BP 149
Tél.: 22 002 45 / 33 14 332 00
5. xxx
(
28/03/2007 19:41)
ho ela velona anie fiffi. (l)(l):-*:-*
mametraha sary fiffi an. efa ela ianao no nanao ny soa ho anay rehetra teto mba omeo sary zahay.
mametraha sary fiffi an. efa ela ianao no nanao ny soa ho anay rehetra teto mba omeo sary zahay.
10. Piksou
(
12/04/2007 09:36)
Salu daolo nareo !!
Misaotra betsaka ny @ valin-teny fa efa hitako lé izy tsy any Mahazoarivo fa vao nifindra ry zareo de eny @ lalana ho any Ambohimanambola juste afaka 500m ny tetezana mandroseza.
Muchas gracias señores y señoras !!
:):):):):):):):):):):):):):):):):):)