Ndao horesahina de ailika

1. soanja ( 29/03/2007 17:56)
Mieritreritra aho hoe tokony ho tanisana eto hoe inona avy ireo topics na size tena mampanasa vangy eto na hoe ifamaliana tena tsy misy indra-fo eto.

De avy eo ailika raha vitantsika manao izany: Zany hoe ezahina tsy resahina satria mampiady. Fiombonana no tadiavintsika sa tsy izay?

Aleo zah izao hanome vitsivitsy:

-Resaka vadim-bazaha sy ny tariny mifandraika amin'io.
-Ny fanilihana hoe ianareo mipetraka any France, izahay aty Dago sns..
-Ny fanaratsiana relijiozy sns...
-Ny fampiasana teny anglisy be loatra, izay heverina fa fisehovana milay.

anareo njay fa zah manko tsy maharaka ny sasany.

Misaotra o.
novalian'i soanja ny 30/03/2007 23:59
2. ikaretsaka ( 29/03/2007 18:01)
ailika mankaia ry soanja... taoko tsara aza le izy ko.. ahitana ny fivelarana na fihidin'ny sain'ny tsirairay.. hoe ny an'iza no mbola tany ngazana dia ny an'iza no vita baorina!
sady afaka mifam-pi (azafady) educate koa anie!
3. Vahinala ( 29/03/2007 18:05)
ikaretsaka:

ailika mankaia ry soanja... taoko tsara aza le izy ko.. ahitana ny fivelarana na fihidin'ny sain'ny tsirairay.. hoe ny an'iza no mbola tany ngazana dia ny an'iza no vita baorina!
sady afaka mifam-pi (azafady) educate koa anie!



Miombonkevitra za fa zany hoe samy mila miezaka kosa angamba e, mba tsy hanao diso tafahoatra ka mety hanafitohana ny sasany, tsisy hoe i anona na i anona fa miaraka miezaka daoly.
4. sitlo ( 29/03/2007 18:06)
resaka bonaniversera, satria ny anay mbola ela be ndray vao misy :°)
5. soanja ( 29/03/2007 18:11)
Ka le izy miverimberina sy efa film efa nandeha anie no tena mampalahelo no sady misy fifanalabarakana ihany koa indraindray.
Asa anefa fa ianareo mahalala izay mety e.
Amiko ny tsy fitovian-kevitra dia azo atao tsara ny miresaka sy manazava ary manisy valeur ilay zavatra aroso sy iadivana. Fa misy kosa anie efa resaka tena tsy ahitana tombontsoa n'iza n'iza intsony. Na hoe samy tsy ahita marina na hiala sy lany eo aza ny hoditry ny fanondro mpitendry klavie. Iny ny ahy no tiako ailika hoe alohan'ny hametrahana size hoe tsara apetraka ve ity sa ailika any amin'ny wanadoo ohatra.:-D
6. ftma ( 29/03/2007 18:13)
tsy azoko le resaka :(
7. sitlo ( 29/03/2007 18:19)
soanja:

Iny ny ahy no tiako ailika hoe alohan'ny hametrahana size hoe tsara apetraka ve ity sa ailika any amin'ny wanadoo ohatra.:-D


:-D


8. booboo ( 29/03/2007 18:23)
-Raha tsy diso zà tô zay dinika hitan'ny tompon'andraikitra fa tsara afindra/fafaina dia efa nataon-dreo an'izany. Fa matoa mbola mijanona eo reny dinika sokajiana ho "miverimberina sy mifanala baraka" dia hitan'ny tompon'andraikitra fa mbola manaraka fitsipika hatr@ zao...

-Be dia be ny dinika tsy hita popoka tsony ato (ny t@ taona lasa ohatra...) satria rehefa tafidina ary ambany sy tsy misy mamaly intsony dia gli ho azy.

Pourquoi faire compliqué(s) ouz ?

9. mbaliana ( 29/03/2007 18:23)
fomba ahona no anilihana azy? ny ahy aloha tsotra fotsiny e.. rehefa tsy mi-interesser ahy le resaka dia tsy mamaly.. izay mamaly zany no mi s'interesser amin'le izy...tsy idirana fotsiny dia zay ... manjary mampiady ndray mantsy raha hoe ailika dia iza no nanilika dia maninona ecc...
10. nikopol ( 29/03/2007 18:36)
tsy ifanilika eto daholo ve ny fianakams?

tsy aleo ve hiaina toy ny fiaraha-monina rehetra : misy onja, dia misy gidraka dia misy tora-pasika ...

samy maka ze reveny!

sady efa misy tompon'andraikitra araky ny tenin'i booboo efa manao ze everiny fa hahatsara azy ...


11. bozylove ( 29/03/2007 18:48)
saonjo:
Mieritreritra aho hoe tokony ho tanisana eto hoe inona avy ireo topics na size tena mampanasa vangy eto na hoe ifamaliana tena tsy misy indra-fo eto.

[size=13px]De avy eo ailika raha vitantsika manao izany: Zany hoe ezahina tsy resahina satria mampiady. Fiombonana no tadiavintsika sa tsy izay?[/size]

Aleo zah izao hanome vitsivitsy:

-Resaka vadim-bazaha sy ny tariny mifandraika amin'io.
-Ny fanilihana hoe ianareo mipetraka any France, izahay aty Dago sns..
-Ny fanaratsiana relijiozy sns...
-Ny fampiasana teny anglisy be loatra, izay heverina fa fisehovana milay.

anareo njay fa zah manko tsy maharaka ny sasany.

Misaotra o.


Izay ny mpidinika eto , tsy afaka manana ny maha izy azy fa tsy maintsy mitambatra anilika ny olona tsy mitovy hevitra aminareo :roll:8) , dia eo ilay [size=13px]terme hoe "izahay" fa tsy hita ilay "izaho" @ maha izy azy anao 8)[/size]

araka ny lazain'i mbaliana, efa tsy mi tianao dia tsy valina fotsiny. Ny olona tsy voatery hitovy hevitra aminao ka tsy maintsy hanao izay tinao :x:oops:8. izay te hamaly dia mamaly.

[size=13px]Ary inona ny hoe "miady" aloha , ny hevitra anie no hampiadina eto e 8O 8):roll:8O???[/size]

Sa manenlingelina ny fiananao ny mamaky soratra eto @ fiadiakevitra :?::?: 8O :lol:8)
12. soanja ( 29/03/2007 18:53)
Alao zany hazavaiko ny hevitro fa tsy tena mazava.

Tsy ny tompon'andraikitra akory no tiako hanilika fa isika mpametraka size ihany e. Zany hoe mba manao fandinihin-tena kely alohan'ny hametrahana ilay size hoe inona ny vokatr'ity raha apetrako eto ity size iray ity.
Hampitambatra sa hanasaratsaraka? Hanilikilika sa hanosihosy sa hampifandray? Hampijaly saina sa hanome fahafinaretana ny hafa. Hampisy lanjany ny seraserantsika sa hanapotika ny valeurn'ny serasera sns tsy voatanisa.

Asa anefa fa hevitra ny ahy iny fa avereno aty amiko rah tsy lanilanin'ny vavoninareo fa ampidiriko ampaosy indray ary. Azoko hividianana bonbon foana mantsy le izy rehefa izay.
13. Zina ( 29/03/2007 18:53)
mbaliana [ Valio ] 29-03-2007 20:23:43
Lohateny : Re : Ndao horesahina de ailika
fomba ahona no anilihana azy? ny ahy aloha tsotra fotsiny e.. rehefa tsy mi-interesser ahy le resaka dia tsy mamaly.. izay mamaly zany no mi s'interesser amin'le izy...tsy idirana fotsiny dia zay ... manjary mampiady ndray mantsy raha hoe ailika dia iza no nanilika dia maninona ecc


=D=D^:^^:^
14. Zina ( 29/03/2007 18:54)
oy i bozy
Izay ny mpidinika eto , tsy afaka manana ny maha izy azy fa tsy maintsy mitambatra anilika ny olona tsy mitovy hevitra aminareo , dia eo ilay terme hoe "izahay" fa tsy hita ilay "izaho" @ maha izy azy anao


marina ny anjy:wink:
15. xxx ( 29/03/2007 19:11)
ny resak'i bozygaigy
16. bozylove ( 29/03/2007 19:24)
saonjo:
[size=13px]Tsy ny tompon'andraikitra akory no tiako hanilika fa isika mpametraka size ihany e[/size]. Zany hoe mba manao fandinihin-tena kely alohan'ny hametrahana ilay size hoe inona ny vokatr'ity raha apetrako eto ity size iray ity.


Fa inona no asa ny tompon'andraikitra :?::?:, tsy izy tokony mahalala sy mahita ny zavatra hitany fa mety eto ny site ny serasera ???? Izy no manana pouvoir hamafa sy mamela izay dinika eto. Raha misy dinika tsy tinao dia lazao any @ ny hevitrao dia zareo no manapakevitra @ n'izay tiny.:roll::oops::roll:


[size=13px]Ny ahy tompon'andraikitra no responsable voahalohany ny site hiandreketana , matoa misy webamaster natao handridra sy hiheno anireo fangatahin'ireo mpitsidika ny site. 8)Izy no manome image ny site hiandreketany.[/size]

Ny ahy izao ao @ sariko feno tsikera fanalana baraka sy ompa, avelako ao hitan'olona hoe ohatra ny izay ny karazan'olona misera eto. Nolazaiko t@ tompon'andraikitra fa tsy rarahiny hono izany dia avelako ao hitamabahoaka ary tsy misy mahamenatra ahy izany.

[size=13px]Amiko matoa avelan'ny tompon'andraikitra izany dia fanaraka @ ny tarigetra n'ity serasera ity izany fanalana baraka sy fanompana izany.[/size]

[size=13px]Ka tokony ho mailo ny olona mitady namana eto fa "tout le monde n'est pas beau , tout le monde n'esta pas gentil" hoy ny vaza izay eto @ nity serasera ity 8):roll::oops:[/size]

17. xxx ( 29/03/2007 19:35)
:-@
18. xxx ( 29/03/2007 19:38)
sitlo:

resaka bonaniversera, satria ny anay mbola ela be ndray vao misy :°)


Tsy maninona fa ataoko isan'andro foana akia ry monA.
:oops: :oops: ha ha ha !
19. xxx ( 29/03/2007 19:40)
=))=))=))
20. xxx ( 29/03/2007 19:40)
tsy aleo ve A' amin'izay e =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0453