Ndao horesahina de ailika

41. sakaizakely ( 30/03/2007 12:09)
eny e ! haratsio ihany ny serasera nefa ho aiza moa tsy eto ihany no iafarana ? Hita be hoe tsy mahafoy izany bozy :roll:

nenay indray dia serasera hatrany n'iza n'iza manaratsy :-P :-P :-P

=D =D =D =D =D =D =D be ho an'ny mpitantana sy mpandrindra rehetra. (l) (l) (l) daholo nareo
42. bozylove ( 30/03/2007 12:11)
XXX:
Asa fa toa misy olona tsy mahay teny gasy sa manao fanahiniana fa na averina injato aza dia tsy azony zay lazaina ka aleo ireny olona ireny tsy valina intsony fa mankaleo.
de ampy


[size=13px]ary fantatrareo tompon'andraikitra tsara ny zavatra [size=13px]nangatahiko anareo[/size], ny IP n'io olona io naina6=siks, tsy nanome nareo na kely aza [/size](entre pas nefa ny site angatahiko ny IP n'olona mpanala baraka manome daolo), ohatra cautionner nareo io naina6=siks io.,
Azoko tsara ny teny malagasy, fa averiko ny ahy [size=13px]question de principe 8) hita porofo fa enao manala sary iray sy valo efa hoe tsy fanaraka @ sary tadiavinareo eto na tsy misy tsikera aza(sary ny namana, sary sakafo , sary fianakavina...) Ny sary feno tsikera avelanareo eo hitambahoaka, amiko fanaraka @ ny image nareo izany matoa tsy fafanareo[/size].

[size=13px]Raha leo enao dia tsy hitako lazaina anao MR Ralay:). Mampiseho ny zava misy eto @ n'ity serasera ity aho izay fotsiny[/size].

[size=13px]Aza fafana ny sary fa avelao hitambahoaka ny fanalana baraka sy ny ompa[/size] [size=13px]asa raha fanaraka @ fitsipikareo ato ny mahita anizany[/size] :roll: 8).

Ary ilay naina6=siks faly sy jejo ery miteny fa fantany daolo ny soratako aty @ nareo mpiandraikitra (marihiko fa tsy miteny n'inona any @ aminy @ fanoratako aty @ nareo) @ fangatahiko ny momba azy. Manoratra mitsy izy fa ny olona roa tompon'andraikitra eto mipetraka any Italie fantany tsara.
43. bozylove ( 30/03/2007 12:14)
sakaizakely:
eny e ! haratsio ihany ny serasera nefa ho aiza moa tsy eto ihany no iafarana ? Hita be hoe tsy mahafoy izany bozy

nenay indray dia serasera hatrany n'iza n'iza manaratsy


Asehoko tsara ny zava misy mba ho mailo ny mpisera mitady namana eto araka ny zava misy; ny olona eto misy tsy azo atokisana fa mpanala baraka izay mahazo vahana ampiseho an'izany eto
asa raha mazava izany 8)
44. xxx ( 30/03/2007 12:20)
ra alaiko namana ve i bozylove dia azoko atokisana :-w
45. bozylove ( 30/03/2007 12:21)
ftma:
Voalaza teo :
Amiko matoa avelan'ny tompon'andraikitra izany dia fanaraka @ ny tarigetra n'ity serasera ity izany fanalana baraka sy fanompana izany.
Ka tokony ho mailo ny olona mitady namana eto fa "tout le monde n'est pas beau , tout le monde n'esta pas gentil" hoy ny vaza izay eto @ nity serasera ity


mampalahelo raha izany ny fiheveranao ny serasera
.

Efa fantatr'ise tsara ny resaka nataoko anao t@ telephonne sy email ary ny zavatra tadiaviko fa tsy misy etsika nataon'ireo tompon'andraikitra eto, donc asehoko ny zava misy hitambahoaka eto rise an.8)

Omeo aloha ilay numéro tel naina6=siks rise an 8) :lol:
46. xxx ( 30/03/2007 12:37)
Bozy,
fa manina aza ny namanao naina6=siks no tsy manao afa tsy ny manala baraka anao e ?

za tsy mitsara na iza na iza, fa raha manana ny rariny ianao, tokony tsy mi-contre attaque akory. Raha avelanao mitatata eo izy, tsy asianao sirany, izy indray no mi-se tourner en ridicule. Fa enao vao mia manaiky an'ilay "provocation".

@ ankapobeny aloha hoe arahina @ jeux-ny izy fa visiblement matanjaka kokoa noho ianao izy.
Raha vao previsible mintsy ny reaction-nao, dia tsy maintsy hiakatra foana izy. Ka tsy aleo ve ianao indray no mitondra ny lalao. Raha avelanao @ izao izy, hanenjika, hanao izay tratry ny ainy. Tsy mamaly fotsiny ianao dia mirava hoazy ny tantara, ho aiza eo moa :)8)
47. sakaizakely ( 30/03/2007 12:49)
bozy a !

enao anie tsy détentrice de la verité universelle ka hoe izay nihatra taminao dia tsy maintsy raisina ho lesona ho an'ny vahoaka e ! Io miseho ho be lesona io ihany :roll:

Ianao no sendra olona toy izany, avelao ny hafa hanao ny expérience-ny manokana fa tsy ianao mits no handeha anaratsy an'itsy sy iry. Ity dridrangilo ataonao ity ve dia mihevitra ianao fa mbola hisy hino sy hanaraka anao ny olona ?

Tsoriko fa tena hitako hoe fôpla be ny adinao ary tsy izaho irery no miteny an'zany nefa tsy rarahinao ka dia tohizo ny ataonao fa za aloha tsy hamaly anao intsony e!

Nefa tadidio koa fa ny fihetsika ataon'ny olona aminao dia taratry ny fihetsikao ihany. Ny nataonao ihany no mahatonga azy ho niteny an'izany, mino aho


Averiko indray hoe olona iray no manirikiry anao, dia serasera iray manontolo no alainao baraka hoe mpanala baraka tsy azo itokisana ?

Za manokana dia nahita namana tena matoky tokoa teto @ serasera, noho izany, sahiko ny mijoro manohitra ny filazanao izay tena fanalambaraka tokoa ka mahatonga ahy hankahala anao.

Hoy ilay olona mahafinaritra be ahy izay hoe "ny aza be vava ihany", eto @ serasera ihany no hiafarana fa tsy afaka ho aiza akory.
48. bozylove ( 30/03/2007 13:07)
8)
sakaizakely:
bozy a !

enao anie tsy détentrice de la verité universelle ka hoe izay nihatra taminao dia tsy maintsy raisina ho lesona ho an'ny vahoaka e ! Io miseho ho be lesona io ihany

Ianao no sendra olona toy izany, avelao ny hafa hanao ny expérience-ny manokana fa tsy ianao mits no handeha anaratsy an'itsy sy iry. Ity dridrangilo ataonao ity ve dia mihevitra ianao fa mbola hisy hino sy hanaraka anao ny olona ?

Tsoriko fa tena hitako hoe fôpla be ny adinao ary tsy izaho irery no miteny an'zany nefa tsy rarahinao ka dia tohizo ny ataonao fa za aloha tsy hamaly anao intsony e!

Nefa tadidio koa fa ny fihetsika ataon'ny olona aminao dia taratry ny fihetsikao ihany. Ny nataonao ihany no mahatonga azy ho niteny an'izany, mino aho

Averiko indray hoe olona iray no manirikiry anao, dia serasera iray manontolo no alainao baraka hoe mpanala baraka tsy azo itokisana ?

Za manokana dia nahita namana tena matoky tokoa teto @ serasera, noho izany, sahiko ny mijoro manohitra ny filazanao izay tena fanalambaraka tokoa ka mahatonga ahy hankahala anao.

Hoy ilay olona mahafinaritra be ahy izay hoe "ny aza be vava ihany", eto @ serasera ihany no hiafarana fa tsy afaka ho aiza akory.


Samy mampiseho ny zavamisy hitany eto @ ity serasera ity, ny ahy zava misy hitako @ ny sariko no asehoko izay avelan'ireo tompon'andraikitra .

Tsy niteny mitsy aho fa ny mpiserasera rehetra eto , fa mampiseho aho fa misy karaz'olona tsy azo atokisana eto fa mpanala baraka hita maso ao @ sariko(izay mahazo vahana hanao izany eto @n'ity site ity).

Zo-ko miteny ny hevitro ohatra anao miteny ny hevitrao ary mampiseho ny zava misy aho.

Asehoy tsara izany olona mafinaitra anao izany omeo ny porofo sy ny zavamisy nataony eto @ serasera.8):lol:8)

enao ilay olona mora miakatra efa tsy mitovy aminao ny hevitra soratana eto.

Ary tsy nisy niteny t@ nao mitsy teo fa mitany ny "vérité universelle" aho mampiseho zava misy eto aho izay azonao vakiana ireo fanalana baraka sy ompa raha tinao izany 8O 8) fa tsy mamorona aho.
49. kally ( 30/03/2007 13:40)
Ghay! dridran-gilo be tsy misy farany hay ny resakareo ato.:lol: Misy disika gôka mihitsy ato:-D
50. kelly13 ( 30/03/2007 14:01)
kally>mamaky sisa
51. kally ( 30/03/2007 14:24)
kelly13:

kally>mamaky sisa



F'hita!
52. ftma ( 30/03/2007 14:45)
Laza miova indray le dinika :wink: fa na izany aza mamaly ihany za :lol:
Efa fantatr'ise tsara ny resaka nataoko anao t@ telephonne sy email ary ny zavatra tadiaviko fa tsy misy etsika nataon'ireo tompon'andraikitra eto, donc asehoko ny zava misy hitambahoaka eto rise an.
Omeo aloha ilay numéro tel naina6=siks rise an

bozylove: raha anala tsikera aloha dia ianao ihany dia afaka manala azy e tsy misy hidiran'ny tompon'Andraikitra izany.
Efa nahita daholo ny olona ka, efa voavaky tany @ sary daholo ireo.efa fatatra hoe naina_6 sy bozylove miady.
Le "etsika nataon'ireo tompon'andraikitra" ve hoe asorina ny tsikera sa asorina i naina-6?
Momba an'i naina-6 = siks adinareo izany ka tsy misy hidirako fa miala-tsiny sady tsy misy numero-ny aty :lol:
53. bozylove ( 30/03/2007 14:48)
Bozy,
fa manina aza ny namanao naina6=siks no tsy manao afa tsy ny manala baraka anao e ?

XXX:
za tsy mitsara na iza na iza, fa raha manana ny rariny ianao, tokony tsy mi-contre attaque akory. Raha avelanao mitatata eo izy, tsy asianao sirany, izy indray no mi-se tourner en ridicule. Fa enao vao mia manaiky an'ilay "provocation".

@ ankapobeny aloha hoe arahina @ jeux-ny izy fa visiblement matanjaka kokoa noho ianao izy.
Raha vao previsible mintsy ny reaction-nao, dia tsy maintsy hiakatra foana izy. Ka tsy aleo ve ianao indray no mitondra ny lalao. Raha avelanao @ izao izy, hanenjika, hanao izay tratry ny ainy. Tsy mamaly fotsiny ianao dia mirava hoazy ny tantara, ho aiza eo moa


[size=13px]Izay andraisanao azy , izaho mampiseho ny zava misy; ny tompon'andraikitra no manao izay tokony ataony 8)[/size]8)

Enao anga tsy hamporisika azy indray hanalabaraka sy hanoy ny hanompa ahy fa araka ny lazainao etsy ambony???

XXX:
6° [size=13px]Izao fihetsikao izao dia anomezako rariny an'i naina sy siks sy ny karazany ary omena fampaherezana izy hanohy[/size] raha toa ka mahafinaritra anao ny mitahiry ny tsikerany dia safidy ny anao izany fa tsisy tokony himenomenomana. [size=13px]Nilaza ny marina sy ny zavamisy mikasika anao naina sy siks sns... Tsy ianao irery no afaka milaza ny zavamisy Ramatoabe o .[/size] Sa ve la verité blesse dia izay no mampikorapaka anao ?


Enao no mahita azy mantajaka noho izaho sy manana ny marina, raha tena mantajaka izy manome cordonnée sy mifanatry tava amiko miteny en face amiko ny taimbavany eto. Nahona no hanaiky fona izany ny teny fanalany baraka, miteny ny hevitro aho.

Enao aloha toa momba an'ilay olona mpanalabaraka , izany koa anga ny fombanao???? 8O:roll:8)
54. xxx ( 30/03/2007 15:04)
bozylove:
Enao aloha toa momba an'ilay olona mpanalabaraka , izany koa anga ny fombanao???? 8O:roll:8)
dia tsy haiko re ry bozy fa za tsy mba mifanasa vangy aman'olona eny imasom-bahoaka izany.

Tsisy ifanomezan-tsiny fa mety tsy mitovy angamba ny fitaizana azontsika :-*:-*
55. Fiffi ( 30/03/2007 15:18)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/spiderman-troupe.gif[/IMG]
56. xxx ( 30/03/2007 15:49)
Efa mipôrna ra neny fa mila ampidirina any amin'ny dizouity
:^)
57. kelly13 ( 30/03/2007 16:13)
zay fa niova ny sizeeeeeeeeeeeeeeeeeee bravo tlm
58. simplex ( 30/03/2007 16:16)
sahirana mafy mintsy za mijery ny lokon'ny silipon'le sipa sexy mandihy eo ambony io :roll:
59. kelly13 ( 30/03/2007 16:28)
zoomer-o hihihi
60. sakaizakely ( 30/03/2007 16:29)
simplex> tsy miklaoty nen'là, hita daholo ny tantara :-D atsongolohy tsara ange ny loha e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084