Ndao horesahina de ailika
83. fasaly
(
30/03/2007 21:00)
mamitaka ahy foana koa ilay titre ny dinika otran'ny hoe "andao horesahina ny alika" fona:?
86. soanja
(
30/03/2007 23:34)
fasaly:
mamitaka ahy foana koa ilay titre ny dinika otran'ny hoe "andao horesahina ny alika" fona:?
=))=))=)) efa azoko antsaina ihany fa hisy diso fijery eo.
87. soanja
(
30/03/2007 23:59)
xxx:
-Ny fampiasana teny anglisy be loatra, izay heverina fa fisehovana milay.
fampiasana anglisy be loatra an:D:D, tsy ise ve no hitako tena nanao indray andro izay.
Zah tsy mihevitra fa misy kosa ny mihevitra. Noho izany azo atao ihany hoe heverina. :°)
