Ndao horesahina de ailika

21. bozylove ( 29/03/2007 19:45)
fitsipika eto serasera:
[size=13px]2. Momba ny fitondrantena eto @ serasera (extrait ny fitsipika)[/size]

Ny forum.serasera.org dia tsy tomponandraikitra amin'ny mety ho toetra na fomban'ny namana tsirairay ao anatiny. Ankinina tanteraka amin'ny fahendren'ny namana ny momba izany.

[size=13px]Azon'ny tsirairay atao kosa anefa ny mandefa fitarainana momba ny toetra ratsy ataon'ny namana iray. Raha voamarina izany dia esorina tsy ho namana intsony izay ninia nanao hadisoana[/size]. 8O:?:

[size=13px]Ny hafatra mandeha moa dia azon'ny mpitantana ny manala azy araka ny fitsipika voalaza etsy ambany.
Ny fitarainana mety hanesorana namana ao anatin'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa, ny fandefasana sary na teny maloto amin'ny namana, ny fametrahana teny maloto na sary maloto ao amin'ny mombamomba ny namana.
[/size]

Ny namana mametraka sary na teny mamoafady manafintohina ny namana hafa dia esorina tsy ho namana intsony ary tsy afaka miverina ho namana vaovao intsony.

[size=13px]Ny fitarainana rehetra momba ny takelaka dia azonao alefa amin'ny hery@serasera.org na koa alefa mivantana amin'ny mpandrindra ny serasera.org dia ny webmaster@serasera.org.[/size]



[size=13px]Ireo hy fitsipika, nitaraina sy nangataka niteny an'ireo teny fanalana baraka sy ompa tao @ sariko.
Fa tsy nisy etsika nataon'ireo tompon'andraikitra. inona no dikan'izany @ nareo mpidinika;
Amiko manaiky zareo izany fa site hamelana fanalana baraka sy ompa eto, izay hitako fanohitra @ ny fitsipika voalaza etsy ambony 8)[/size]


Io miteny fitsipika fa tompon'andraikitra no responsable voalohany, azy ny pouvoir 8):roll:8O
22. nikopol ( 29/03/2007 19:47)
bozylove kosa manao ndrindrangilo e ! tsy efa ampy ve zay e ! Love de ampy
23. karinah ( 29/03/2007 19:57)
sitlo:

resaka bonaniversera, satria ny anay mbola ela be ndray vao misy :°)
:-D:-D:-D:-D:-D:oops:


24. xxx ( 29/03/2007 20:00)
marina ny tenin'i nikopol !

Bozylove : raha resaka sary dia tsy hoe tsy namafa ny tsikera ny tompon'andraikitra fa efa NANOME ANAO NY FAHEFANA FENO amin'ny tsikera ataon'ny olona amin'ny sarinao. Izany hoe tokony tsy mila mitaraina intsony ny olona amin'ny tsikeran'ny sary fa fafany fotsiny izay tsy tiny dia ampy !

Io miteny fitsipika fa tompon'andraikitra no responsable voalohany, azy ny pouvoir

Efa ananao ny pouvoir amin'ny resaka sary ka ! dia raiso ny andraikitrao fa tsy manilika amin'ny tompon'andraikitra eto foana. Raha sady tsy avelany mamafa ianao no tsy fafany dia marina ny anao.
25. ftma ( 29/03/2007 20:22)
Raha tsy diso zà tô zay dinika hitan'ny tompon'andraikitra fa tsara afindra/fafaina dia efa nataon-dreo an'izany. Fa matoa mbola mijanona eo reny dinika sokajiana ho "miverimberina sy mifanala baraka" dia hitan'ny tompon'andraikitra fa mbola manaraka fitsipika hatr@ zao...
booboo marina io fa ilay tompon'andraikitra iray izao zao leo dia aleony tsy mamaky intsony :wink: sady izy indray no mahazo loza
Bozylove: efa miampy io fitsipika io, taloha mbola tsy afaka MAMAFA sy MISAKANA ny namana fa izao efa afaka manala izay ao amin'ny sariny ny tsirairay.
:lol: de ampy
26. ftma ( 29/03/2007 20:28)
Amiko matoa avelan'ny tompon'andraikitra izany dia fanaraka @ ny tarigetra n'ity serasera ity izany fanalana baraka sy fanompana izany.
Ka tokony ho mailo ny olona mitady namana eto fa "tout le monde n'est pas beau , tout le monde n'esta pas gentil" hoy ny vaza izay eto @ nity serasera ity

mampalahelo raha izany ny fiheveranao ny serasera :(
27. andrea ( 29/03/2007 20:37)
soanja:

Mieritreritra aho hoe tokony ho tanisana eto hoe inona avy ireo topics na size tena mampanasa vangy eto na hoe ifamaliana tena tsy misy indra-fo eto.

De avy eo ailika raha vitantsika manao izany: Zany hoe ezahina tsy resahina satria mampiady. Fiombonana no tadiavintsika sa tsy izay?

Aleo zah izao hanome vitsivitsy:

-Resaka vadim-bazaha sy ny tariny mifandraika amin'io.
-Ny fanilihana hoe ianareo mipetraka any France, izahay aty Dago sns..
-Ny fanaratsiana relijiozy sns...
-Ny fampiasana teny anglisy be loatra, izay heverina fa fisehovana milay.

anareo njay fa zah manko tsy maharaka ny sasany.

Misaotra o.


be da be .. fa ilaina ilay resaka na dia hevitra tsy mitovy aza, mety misy mahasoa ihany ka. Rehefa sendra namana mahay mandahatra sy manazava tsara, na dia manasa vangy aza dia maha lasa saina ....
28. Vahinala ( 29/03/2007 21:09)
soanja:

Alao zany hazavaiko ny hevitro fa tsy tena mazava.

Tsy ny tompon'andraikitra akory no tiako hanilika fa isika mpametraka size ihany e. Zany hoe mba manao fandinihin-tena kely alohan'ny hametrahana ilay size hoe inona ny vokatr'ity raha apetrako eto ity size iray ity.
Hampitambatra sa hanasaratsaraka? Hanilikilika sa hanosihosy sa hampifandray? Hampijaly saina sa hanome fahafinaretana ny hafa. Hampisy lanjany ny seraserantsika sa hanapotika ny valeurn'ny serasera sns tsy voatanisa.

Asa anefa fa hevitra ny ahy iny fa avereno aty amiko rah tsy lanilanin'ny vavoninareo fa ampidiriko ampaosy indray ary. Azoko hividianana bonbon foana mantsy le izy rehefa izay.


Marina mintsy ny andry fa saingy ny rehetra koa anefa ts mitovy hevitra daoly fa samy manana ny fisainany, ny lohahevitra mety am iray mety tsy ety am sasany dia lasa isika samy eto ndray no mifanome tsiny ka vao maika zavadoza d ny mety angamba d aleo ande eo fotsiny fa rehefa tsy mi interesser dia tsy valiana fotsiny, raha misy koa ny resaka hafahafa d ny tomponan'andraikitra ihany d mety hamafa azy. Le izy koa na misy hevitra ratsy aza ilaina ihany mba ahafahana mitaratra koa hoe mety toy ny ahoana marina ary zany ny tena toetran'ny namana tsirairay raha ohatr'izao sy zao ny firesany.

29. soanja ( 30/03/2007 00:39)
Never mind, Baby!:-*:-*:-*:-*
30. soanja ( 30/03/2007 01:31)
Androany aho izao vao nanampotona namaky sy nivezivezy nijery ny size isan-karazany nandeha teto. Hatramin'izay manko dia tsy mijery an'ireny akory aho satria tsy dia mahaliana ahy loatra na tsy mikasika zah. Ohatra le resaka anaran'olona ireny sy ny gasy an-dafy (FRANCE) sns fa tena NANENINA ZAH nametraka ity size ity. Tsy miandry averinareo aty amiko akory le 10 cents-ko fa aleo tonga de sintomiko an!

Miala tsiny miala fondro e. Izay tafatohina tamin'ity size napetrako ity fa tsy nampoiziko lasa lavitra be le resaka amin'ireny size hafa ireny.

Izay tsy mahatanty tokoa ny miala. Zah aloha tsy hiala an. Zah mahatanty.:D

Mazotoa aby!


31. sitlo ( 30/03/2007 02:02)
:-D
mampome ohatra ny ps koa ry soanja izany
32. tywa68 ( 30/03/2007 05:39)
bozylove : mba soraty tsara kosa ny anaran'olona fa aza atao saonjo e !
Dia fafao ny critiques tsy tianao dia aza atao mankarary, fa misy ny rehetra eto fa tsy ho gentils aminao dahlo akory ny olona ! fa samy manala azy hoy ny fitenenana ary misy aza miafina xxx no sady mamely teny marary, fa zay no mahafinaritra azy ! d avelao any fotsiny e !
33. Ralay ( 30/03/2007 06:06)
Bozylove: efa miampy io fitsipika io, taloha mbola tsy afaka MAMAFA sy MISAKANA ny namana fa izao efa afaka manala izay ao amin'ny sariny ny tsirairay.
:lol: de ampy


Asa fa toa misy olona tsy mahay teny gasy sa manao fanahiniana fa na averina injato aza dia tsy azony zay lazaina ka aleo ireny olona ireny tsy valina intsony fa mankaleo.
:lol: de ampy
34. xxx ( 30/03/2007 08:04)
bozylove

ny fanajana dia manomboka aminao koa

1° Soanja fa tsy "saonjo"

2° Efa mba impiry ianao no nolazaina hoe aoka izay satria ianao manana fahefana hamafa ny tsikera tsy tianao, mbola manao dridrangilo ihany

dia faly mamerimerimberina ny fanomezantsiny sy ny fanaratsiana ny mpitantana eto. Nefa tsy ho aiza anie fa eto ihany no mitontona e ! Raha manankambo ary rehefa tsy faly Ranenibe dia andana mandeha a !

3° mankaleo ny mahita anao mba olondehibe nefa tsy mahay manaja tena fa manao lohan'akoho. Mba menatra Raneny a !

4° Ary maninona moa no adiridiry be toa an'io ny soratrao ? TSy pokanel sy bala maso mitovy aminao daholo akory ny vahoaka ka atao mivandravandra toy izao. Sady tsy misy te hamaky ny zavatra soratanao akory anie e ! Ianao fotsiny no lany hery sy manala baraka tena eto. Menatra ho an'ireo zanakao aho manana reny tsisy saina toa anao. Ntsssssss !

5° Zao ve no mba fomba fiadianao eo @ fiainana ? C'est indigne de Sénèque, ndana miverina mamaky ny sorany fa mbola mila mianatra zavatra betsaka.

6° Izao fihetsikao izao dia anomezako rariny an'i naina sy siks sy ny karazany ary omena fampaherezana izy hanohy raha toa ka mahafinaritra anao ny mitahiry ny tsikerany dia safidy ny anao izany fa tsisy tokony himenomenomana. Nilaza ny marina sy ny zavamisy mikasika anao naina sy siks sns... Tsy ianao irery no afaka milaza ny zavamisy Ramatoabe o . Sa ve la verité blesse dia izay no mampikorapaka anao ?

7° Rehefa tsy ahitanao fahafahampo intsony eto dia andana fa tsisy mitazona anao.
35. xxx ( 30/03/2007 08:28)
8° xxx hafa indray ity an ! izahay de tena efa leo ny diska goaka avokanao , haverimberinao foana le izy ka tena mankaleo !

9° Ataoko kosa angamba fa ampy zay ! mba miheritrereta tena hiany fa efa nenibe eh !

10° Farany io , ka enganie ka mba nisy hanatra ho anao , tsy izahay tanora no tokony hananatra anao fa ianao no tokony hanao an'izany !

(raha sanatria ka mbola mitohy dia hangatahana ny hamafana azy fa manorisory be)
36. Vahinala ( 30/03/2007 08:43)
Aoka ry reto zany ho any fa toa hiverina ndray le refrain efa drindrangilo tany am dinika sasany tany raha izao no mitohy ! Cool daoly fotsiny hoa d mety foana io !
37. Fiffi ( 30/03/2007 09:12)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Zen/zen.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105yes_3_cut.gif[/IMG]
38. lanto ( 30/03/2007 09:53)
soanja:

Zany hoe mba manao fandinihin-tena kely alohan'ny hametrahana ilay size hoe inona ny vokatr'ity raha apetrako eto ity size iray ity.
Hampitambatra sa hanasaratsaraka? Hanilikilika sa hanosihosy sa hampifandray? Hampijaly saina sa hanome fahafinaretana ny hafa. Hampisy lanjany ny seraserantsika sa hanapotika ny valeurn'ny serasera sns tsy voatanisa.

Mitovy hevitra am Soanja. Ny mpametraka sujet tokoa no tokony handinika voalohany indrindra. Ny mpamaly misy hatrany ny mivazivazy, misy ilana azy ihany koa iny. Fa raha hanihany hatrany amboalohany kosa d aleo atao any am hatsikana sy lalao hovakian'izay manam-potoana betsaka sy tsy mandoa vola any am cyber ohatra.

Hampisy lanjany ny seraserantsika sa hanapotika ny valeurn'ny serasera sns tsy voatanisa.

Ilay antokon'olona faharoa moa izany d ato amin'ity no maka inspiraka indray, amin'ireo zavatra lazaina fa tsy tian'ny olona ireo :lol:
Hoy mbaliana hoe :
ny ahy aloha tsotra fotsiny e.. rehefa tsy mi-interesser ahy le resaka dia tsy mamaly.. izay mamaly zany no mi s'interesser amin'le izy...tsy idirana fotsiny dia zay ...

Mahagaga tokoa, rehetra tsy hita lohany tsy hita fotony ilay sujet, dia vao maika betsaka ny mpamaly. Sady mimenomenona ihany hoe "inona koa ity resaka ity ?" sns... Izay anefa no tanjon'ny sasany.


39. bozylove ( 30/03/2007 11:45)
XXX:
2° Efa mba impiry ianao no nolazaina hoe aoka izay satria ianao manana fahefana hamafa ny tsikera tsy tianao, mbola manao dridrangilo ihany

dia faly mamerimerimberina ny fanomezantsiny sy ny fanaratsiana ny mpitantana eto. Nefa tsy ho aiza anie fa eto ihany no mitontona e ! Raha manankambo ary rehefa tsy faly Ranenibe dia andana mandeha a !

3° mankaleo ny mahita anao mba olondehibe nefa tsy mahay manaja tena fa manao lohan'akoho. Mba menatra Raneny a !

4° Ary maninona moa no adiridiry be toa an'io ny soratrao ? TSy pokanel sy bala maso mitovy aminao daholo akory ny vahoaka ka atao mivandravandra toy izao. Sady tsy misy te hamaky ny zavatra soratanao akory anie e ! Ianao fotsiny no lany hery sy manala baraka tena eto. Menatra ho an'ireo zanakao aho manana reny tsisy saina toa anao. Ntsssssss !

5° Zao ve no mba fomba fiadianao eo @ fiainana ? C'est indigne de Sénèque, ndana miverina mamaky ny sorany fa mbola mila mianatra zavatra betsaka.

[size=13px]6° Izao fihetsikao izao dia anomezako rariny an'i naina sy siks sy ny karazany ary omena fampaherezana izy hanohy raha toa ka mahafinaritra anao ny mitahiry ny tsikerany dia safidy ny anao izany fa tsisy tokony himenomenomana. Nilaza ny marina sy ny zavamisy mikasika anao naina sy siks sns... Tsy ianao irery no afaka milaza ny zavamisy Ramatoabe o . Sa ve la verité blesse dia izay no mampikorapaka anao ?[/size]

7° Rehefa tsy ahitanao fahafahampo intsony eto dia andana fa tsisy mitazona anao.
.



Amiko ny tompon'andrikitra no responsable 1er ny site hiandreketany ary mbola averiko izany.

[size=13px]Ny ahy question de principe, eto ny sary lazaina fa tsy fanaraka @ ilainy site vetyvety dia voafafa ohatra : sary sakafo, sarin'ny namana sy ny fianakaviana snsn.... averiko ireo sary ireo iray sy valo dia voafafa na tsy misy tsikera aza.
Fa kosa ireo sary feno teny fanalana baraka sy ompa na efa lazaina aza ny tompon'andraikitra tafajanona eo foana efa ho firy volana.
Matoa mamela an'ireo sary feno ompa sy fanala baraka ny tompon'andrikitra mifanaraka sary tadiaviny sy ny tarigetrany izany (Na afaka manala an'izany aza ny tompotsary)[/size]

[size=13px]izaho mampiseho ny zava misy eto sy manisy porofo.[/size]

[size=13px]Ampirisiho tsara siks=naina6 hanohy ny fanalana baraka sy ny ompa ao @ ny sariko ho hitambahoka tsara fa ity site ity dia site mamela olona hanala baraka sy hanompa.Asehoy tsara ny porofo[/size]

Enao izany no naman'i naina6 mitovy aminy, Inona no marina lazain'ilay naina6??? raha te halala ny momba ahy tonga fanatritava amiko ahita ny tena marina , [size=13px]ny réalité qui compte[/size] fa enao sur aho fa mitovy fietsika @ naina6=siks eto no be taimbava fa tsy sahy fanatritava réalité.

Ny vérité qui blesse , sao kosa ny mampiseho ny zavamisy eto izay marina aho no tsy tantinao

Entre pas aloha@ fomba fanoratrao dia enao ihany no naina6 , Nahona no tsy sahy mitondra ny psedo nao naina6 aloha e??? raha tena manana ny maha izy azy enao 8)

[size=13px]adidiko ny mampiseho ny zavamisy ka tsy misy mahamenatra ahy izany.[/size]8) 8O 8) :D
40. xxx ( 30/03/2007 11:58)
i Bozy kou tsy manaiky mintsy an :lol:
problema perso anareo any aza anasoketana ny mpiandraikitra kosa e. :roll:

raha izaho enao ny tompon'ilay sary misy an'ilay lazainao fa hoe "feno ompa sy fanala baraka" no resahiko :wink:
raha toa ka tsy mety manala izy dia mba mihevera vatana fa mety ny approche-nao no diso :°)

ny mpiandraikitra tsy afaka ny hanala ny tsikera @ sarin'ol, satria efa tompon'andraikitra @ iny ny tompon'ny sary. Sa esorina ny tsikera aloha d refa mitaraina ndray ny tompon'ny sary hoe toa alanareo ny tsikera @ sariko nefa tsy tiako esorina, dia averina indray?

(l) dia ampy ony e ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1703