Ndao horesahina de ailika
62. simplex
(
30/03/2007 17:00)
=))=))=))
toa tanora ihany ny paoziny fa nolokoina ngambany :roll::°)
toa tanora ihany ny paoziny fa nolokoina ngambany :roll::°)
63. Vahinala
(
30/03/2007 17:32)
simplex > Omena loupe ve enao e sa maso lavitra ! :-D:-D:-D:-D:-D
fiffi > Merci fa tena aleo marina asiana fandihizana fa manjary rera maso fotsiny eo !:-D:-D:-D
fiffi > Merci fa tena aleo marina asiana fandihizana fa manjary rera maso fotsiny eo !:-D:-D:-D
64. simplex
(
30/03/2007 17:41)
:D:D:D
danz be kou izy zany fa ny masom-behivavy rehetra ndray no mahita doly kle :@:@
danz be kou izy zany fa ny masom-behivavy rehetra ndray no mahita doly kle :@:@
65. ftma
(
30/03/2007 17:46)
sahirana mafy mintsy za mijery ny lokon'ny silipon'le sipa sexy mandihy eo ambony io
manomboka fatatro ilay tena simplex :-$
69. bozylove
(
30/03/2007 18:17)
XXX:
Efa mipôrna ra neny fa mila ampidirina any amin'ny dizouity
[size=13px]ka raha izany no fahitanao azy izany tsy misy olana mitsy izany e! Samy manana ny fahitany azy 8)[/size]
72. simplex
(
30/03/2007 18:50)
:-D:-D:-D
samia mitantara an'ze hitany aza fa tsy ilaozana :-$:-$ eo
samia mitantara an'ze hitany aza fa tsy ilaozana :-$:-$ eo
79. sakaizakely
(
30/03/2007 19:46)
Ahatsiarovako an'ity
http://www.youtube.com/watch?v=oAgaMdRKPMc
Capitaine Flam tu n'es pas
De notre galaxie
Mais du fond de la nuit
[Capitaine Flam]
D'aussi loin que l'infini
Tu descends jusqu'ici
Pour sauver tous les hommes
Capitaine Flam tu n'es pas
De notre voie lactée
Mais tu as traversé
[Capitaine Flam]
Cent mille millions d'années
Pour sauver de ton bras
Les gens de Mégara
Dia tohizo :-*

80. xxx
(
30/03/2007 20:07)
-Ny fampiasana teny anglisy be loatra, izay heverina fa fisehovana milay.
fampiasana anglisy be loatra an:D:D, tsy ise ve no hitako tena nanao indray andro izay.