aza ela

1. zozofa ( 29/03/2007 19:36)
manakory
mba mitady ny tononkiran 'ny Suzy Raivo hoe "aza ela " raha mba misy mahay.
misaotra e
novalian'i zozofa ny 31/03/2007 23:08
2. Fiffi ( 29/03/2007 19:40)
nga Suzy Raivo no mihira an'io ?
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4038
3. zozofa ( 29/03/2007 19:56)
eny izy tokoa
4. Fiffi ( 30/03/2007 05:34)
fa io ve le hita aloha ?
5. zozofa ( 30/03/2007 17:01)
ka ilay tonony io hiry io no tadiaviko, mety misy olona hafa mananahira mitondra lohateny ohatrany io
6. Stretch ( 30/03/2007 18:25)
ela be zany :-o
tsy avy trony suzy raivo
7. Fiffi ( 31/03/2007 11:05)
tena i Vola sy Noro hiany no aiko mihira an'io an !
8. zozofa ( 31/03/2007 23:08)
masaotra namaly e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.333