aza ela
1. zozofa
(
29/03/2007 19:36)
manakory
mba mitady ny tononkiran 'ny Suzy Raivo hoe "aza ela " raha mba misy mahay.
misaotra e
mba mitady ny tononkiran 'ny Suzy Raivo hoe "aza ela " raha mba misy mahay.
misaotra e
novalian'i zozofa ny 31/03/2007 23:08
2. Fiffi
(
29/03/2007 19:40)
nga Suzy Raivo no mihira an'io ?
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4038
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4038
5. zozofa
(
30/03/2007 17:01)
ka ilay tonony io hiry io no tadiaviko, mety misy olona hafa mananahira mitondra lohateny ohatrany io
