karajia, aia ty hombagna

1. simplex ( 29/03/2007 20:38)
Niditra karajia (tsaty serasera, http://karajia.org ) wa za androany, mba hoe mijery ny tolotra serasera rehetra zany e.

Nafinaritra aloha ny fandraisan'ny ekipa solida mpandray vahiny e :-*. Fa ny nahatalanjona ahy d ity:
za moa tsy tena mifantoka @ le resaka mande fa somary mamaky forum ihany no milalao, no misy zavatra atao. Somary tafa odina kely aza ity za, nony niverina akory ity hagagana fa efa misy PV (resaka manokana) anaki-3 be izao miandry ahy tao :{:{:{ mba ho fahalalam-pomba moa d mba miarahaba. Teny roa no lasa, tsy tratra fa efa mivadika ity resaka, renjekaky o :roll: mba misy atokona ihany ny tena ra hampiresaka fa ireto mpanao pv tena efa avance mintsy kle. Tonga d nahatsiaro an'le kozin'i ari.malala tsy fidiny ah http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45f93fcbb3a18

k hoy ah hoe, tsy ny manao tsidi-pahitra ihany ve no tena fika ao @ karajia sa ahoana e?

ps: ze mitady joba maika, hevitra tsara ny makao ;-)
novalian'i Stretch ny 02/04/2007 21:01
2. ftma ( 29/03/2007 20:59)
simplex: :-D hay tratra tao ela =))
aza manao tsidi-pahitra izany fa misy tena vonona hiresaka ao e, ignorer-na fotsiny ireny pv ireny :-*
ps: ze mitady joba maika, hevitra tsara ny makao
io aloha dia marina fa betsaka ny ps heverin'ny bandy ho joba de alaina pv nefa raha mba fatany mantsy :wink:
simplex: miverena de mijanona elaela ohatry ny androany :-*
3. Vahinala ( 29/03/2007 20:59)
simplex > Ie betsaka mints ny manao anzany ao na lahy na vavy indrindra moa ra mbola tsy fantany hoe vavy enao sa lahy, d tsy valiana fotsiny refa manao resaka hafahafa izy e.
4. Fiffi ( 29/03/2007 21:29)
zah aloha de efa tratra efa im-piry ? raha vao tafiditra de ireo...humm.......firy ny olona maka pv ? de manao hoe " /me mialatsiny fa le pv tsy voako "
Ny zavatra mampalahelo anaha ao fotsiny de mba vao tonga miditra ao ny tena de manao hoe " Faly miarahaba antsika rehetra indray " de ny PV no mamaly ......
5. cutie ( 29/03/2007 21:48)
mahafinaritra ny pv ka :-D:-D:-D:-D
ohtranay efa zatra io :-D:-D:-D:-D:-D:-D
ftma:wink::-$
6. ftma ( 29/03/2007 22:00)
cutie: :-* efa zatra marina :lol:
Ilay pv anie tsy maninona raha resaka madio (tsy manompa, na miteny ratsy...) fa raha mba maka toro-hevitra dia tsy maninona, ny any sasany vao miditra de firy taona? lahy sa vavy? aiza no mipetraka? azo anontaniana eo amin'ny pub ireo :wink:
7. cutie ( 29/03/2007 22:03)
an3 kosa
tsy azo anontaniana eo @ pub reo , indrindra le taona:lol:
8. cutie ( 29/03/2007 22:28)
Fa za tokoa wa lasa tsy mety tafiditra karajia mitsy fa syllabik ihany vo mety
Fa ahona:roll::roll::roll::roll:
9. Vahinala ( 29/03/2007 23:15)
Misy koa ny sasany miditra pv tonde manopa be satria mantsy eo am salon tsy azo itenenana ratsy fa tonga d vo kick d any am pv zareo no manararaotra !
10. sitlo ( 30/03/2007 02:13)
:lol:
fa saingy zay tsy afaka miditra karajia mihitsy. Efa niresahako i hery dia hoe tsy avy amin'ny serasera fa anontanio ny ekipnet. Dia nanontaniana ny ekipnet dia anontanio ny tompotrano fa misy connection voasakana. Dia ny tompotrano mody fanina. :°) :-D :°)
11. Fiffi ( 30/03/2007 05:31)
zah aloha de tsy mba mamaly pv zany eh ! ny eo @ salon aza tsy misy miresaka amiko ka inona no hiresahako pv any klé ! de miala fotsiny zao zah!
12. fasaly ( 30/03/2007 05:41)
zà refa miditra ao dia mitondra ps hafa foana klou e!
fa betsaka mpaka pv fa bandy fona no maka de manotany hoe jô sa kôfa ! de mifika foana aho hoe kôfa8O hihihihi! kamo be aho lay hampiresahna ao:-Pvao maheno hoe kôfa kou ry zalahy de mipitsika sady mivanitika no lasahihih! fa zà klou tsy mpande lotra ao raha ny tena arina raha tsy hoe te hiresaka am ftam sy ry mbaliana e!:-P
13. fasaly ( 30/03/2007 05:44)
fa koboko hoe toerana fitadiavana sipa izy rapida be:-D:-P
14. Fiffi ( 30/03/2007 05:47)
fasaly: ny anaha akia de tena lazaiko @ voalohany mihintsy hoe miala tsiny fa le pv tsy voako de zay ! de jereko mi-klignoty eo le ps fa tsy manokatra akory zah mijery zay lazainy ao !
15. fasaly ( 30/03/2007 06:00)
fiffi: ka voasarika hijery foana kou! sady misy rangitra be hoe sady miavona en be en plus:-D:-D:-D
fa ny ps alou ataoko hafa kely foana e! ohatra hoe tavoahangy ohatra tsy hay hoe lahy sa vavy:-P
16. simplex ( 30/03/2007 09:06)
:D:D:D
tratra doly ny mpikarajia marina :°):-P8)8)

milay ny karajia k, za alou tsy maintsy hiverina e, fanaovana entrainement tsara mintsy io :roll::P

sady misy communaute, "karajia", mafinaritra kely :-*:-*
17. Fiffi ( 30/03/2007 09:10)
fasaly:
fiffi: ka voasarika hijery foana kou! sady misy rangitra be hoe sady miavona en be en plus:-D:-D:-D
an3 kah ! vakiana ange fa tsy valiana eh ! :-D:-D:-D
simplex: ndao hanangana ekipa solidan'ny forum aza ao am karajia ! :-D:-D:-D mety milay io an !


18. sakaizakely ( 30/03/2007 12:04)
Itony chat chat tony ahitandoza an!

Tsy teto @ karajia serasera, fa tany ho any, tena joba mits no mitady jô ihany. ny kofa zany manginy fotsiny

de aleo tsy mi chat intsony

sady tsisy fotoana intsony koa e :°)
19. kelly13 ( 30/03/2007 12:14)
fika ze tsy hita ny naharatsy azy klou hatramin'izao d anontaniana azy ny mot de passe, hé hé hé, sur fa tsy ahay izy, d refa tsy hainy le izy (ary tsy ho hainy mandrakizay satria tsisy) d veloma ry saidomara, sinon atao fikan'antitra le message répondeur hoe "miala tsiny fa misy fahasimbana ny pv"
20. simplex ( 30/03/2007 12:40)

d in le mot de passe ry kelly :-P:roll::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.463