karajia, aia ty hombagna
103. mbaliana
(
02/04/2007 09:20)
fasaly> ka antsoy za kosa koa .. dia teneno hoe i fasaly ity e.. njy manova ps dia tsy azoko vinaniana hoe iza ity vao niditra ity.. fa ndraindray aloha za variana manao zavatra hafa dia mety tsy hitako e.... :D
