mitady trano
1. paris10
(
31/03/2007 16:39)
mitady trano F3 ny cousine-ko any frantsa raha mety misy aminareo mahita na manana ahofa,F2 ny azy ka afaka mifanakalo raha mety.
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 18:58
8. xxx
(
31/03/2007 20:07)
Stretch , sitlo: tokony mankany @ hatsikana sy lalao kosa angamba nareo fa hataonareo vazi2 avokoa ny dinika nefa ny namana mila fanampiana. Sady HS daholo ny zavatra havalinareo hatraiza hatraiza.
10. sitlo
(
31/03/2007 22:51)
Zay ndray i xxx, nefa avy eo miteny hoe izahay aty ambony aty tsy miady izany. nefa izy ihany no mitarika kiana aty ambany aty.
neih
neih
14. sitlo
(
01/04/2007 18:11)
ka i xxx tsy hita intsony nefa ny olona sika nanao echauffema kely [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Sport_et_loisirs/gym.gif[/IMG]
16. tynah
(
04/04/2007 21:16)
paris10: raha mahita f3 akia ndry d mba omeo ahy ilay f2 ah! zany an! resaka serieuse io an!:-*
17. sakaizakely
(
05/04/2007 14:25)
mitady trano tsisy précision hoe tanana aiza, ambanivohitra dezaka be sa centre ville, hoatrinona no hofantrano zakan'ilay olona sns... Ahoana no anampiana anao @zany ?
manatona agence immobilier. Raha toa ka Paris centre ville dia omany 1200-1300 € isambolana, raha banlieu akaiky rer 1000 €, raha lavitra rer 800 eo, arakaraky ny haben'ny trano koa anefa, satria misy f3 40 m² ka hatr@ 70 m²
any @ province moramora kokoa, misy moins 500€.
Dia omany tsara ny dossier : 3 dernières fiches de paye avec karama 3 fois n'ny hofantrano + garant 4-5 fois-n'ny hofantrano raha tsy ampy ny karama, quittances de loyer nisy azy taloha ampisehona azy hoe solvable ity olona ity.
na par relation aza no ahitanao trano dia tadidio fa tsy maintsy takian'ny tompotrano foana ireo conditions ireo.
Dia mahazoa izay iriana ô !