mitady trano

1. paris10 ( 31/03/2007 16:39)
mitady trano F3 ny cousine-ko any frantsa raha mety misy aminareo mahita na manana ahofa,F2 ny azy ka afaka mifanakalo raha mety.
répondu par Fiffi le 10/04/2007 18:58
2. sitlo ( 31/03/2007 17:40)
misy varavarakely 3 ve no dikan'ilay F3
3. Stretch ( 31/03/2007 17:45)
f ve ho varavarakely fa mba we fandrina farafaha ratsiny .:{
4. paris10 ( 31/03/2007 17:49)
aza mananihany ange fa tena serieeee io e!
5. sitlo ( 31/03/2007 17:50)
farafarakely, banga miteny
6. sitlo ( 31/03/2007 17:51)
ouppss
7. paris10 ( 31/03/2007 17:54)
aza mananihany moa ry reto a!
tena serieee anie io e!
efitra 3 io ry sitlo a!!!
8. xxx ( 31/03/2007 20:07)
Stretch , sitlo: tokony mankany @ hatsikana sy lalao kosa angamba nareo fa hataonareo vazi2 avokoa ny dinika nefa ny namana mila fanampiana. Sady HS daholo ny zavatra havalinareo hatraiza hatraiza.
9. Fiffi ( 31/03/2007 20:29)
paris10: enganié ka ahita zay ilaina..:):-*:-*:-*
10. sitlo ( 31/03/2007 22:51)
Zay ndray i xxx, nefa avy eo miteny hoe izahay aty ambony aty tsy miady izany. nefa izy ihany no mitarika kiana aty ambany aty.
neih
11. Fiffi ( 31/03/2007 23:04)
hummm...paris: toa efa nist valiny tatsy ambadika kosa an ! :)
12. sitlo ( 31/03/2007 23:15)
xxx :evil:
13. Fiffi ( 01/04/2007 17:53)
sitlo: fa inona indray akia ity manjo ?:roll:
14. sitlo ( 01/04/2007 18:11)
ka i xxx tsy hita intsony nefa ny olona sika nanao echauffema kely [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Sport_et_loisirs/gym.gif[/IMG]
15. Fiffi ( 01/04/2007 18:17)
sitlo: ka zay no maha-xxx azy angamba koh ! :wink:
16. tynah ( 04/04/2007 21:16)
paris10: raha mahita f3 akia ndry d mba omeo ahy ilay f2 ah! zany an! resaka serieuse io an!:-*
17. sakaizakely ( 05/04/2007 14:25)
mitady trano tsisy précision hoe tanana aiza, ambanivohitra dezaka be sa centre ville, hoatrinona no hofantrano zakan'ilay olona sns... Ahoana no anampiana anao @zany ?

manatona agence immobilier. Raha toa ka Paris centre ville dia omany 1200-1300 € isambolana, raha banlieu akaiky rer 1000 €, raha lavitra rer 800 eo, arakaraky ny haben'ny trano koa anefa, satria misy f3 40 m² ka hatr@ 70 m²

any @ province moramora kokoa, misy moins 500€.

Dia omany tsara ny dossier : 3 dernières fiches de paye avec karama 3 fois n'ny hofantrano + garant 4-5 fois-n'ny hofantrano raha tsy ampy ny karama, quittances de loyer nisy azy taloha ampisehona azy hoe solvable ity olona ity.

na par relation aza no ahitanao trano dia tadidio fa tsy maintsy takian'ny tompotrano foana ireo conditions ireo.

Dia mahazoa izay iriana ô !
18. Fiffi ( 10/04/2007 18:58)
lafo be izy zany an ! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7507