Miangatra ny tany ......sa miangatra Andriamanitra e
1. xxx
(
01/04/2007 09:25)
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy mangataka fahasoavana aminy saika isan'andro, nefa tsy nomeny ......
Mba lazao hoe ny fihetseham-ponareo
Mba lazao hoe ny fihetseham-ponareo
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:58
4. tsimiandravola
(
01/04/2007 11:26)
Ka tsy mahagaga io fa mpiseho matetika ê...Toy izany foana no miseho.*
-Diniho daholo ireny rehhetra miseho ireny:mandefa message ireo "vierge" niseho hatramin'izay ,hatrany Lourdes ka hatrany Fatima ka hatrany La Salette....Dia amin'ny Kato izy no manao Basy vava ary miseho lalandava,ary amin'ny ankizy vao somorara amin'ny ankapobeny...Dia nahoana ary izy no tsy niseho na nananatra ireo Protestant izay mila dia mila tokoa ny fitodihana amin'i Masin'i Maria nohon'ny Kato aza?????
Ambonin'izay indray eto Frantsa ny ankamaroany (Bizness is bizness!!!)
Aiza ary no azonareo mpino avaly ê? Fa na ny Andriamanitrareo aza tena hita be mihitsy fa "miangatra".Na dia ny fifidianana hatrany amboalohany fotsiny ny "vahoakany" aza dia efa fiangarana.Efa "apartheid", narahana "génocide par noyade"(Déluge) sy "épuration Ethnique" (sous Josué surtout).
Et on apelle ça "Dieu d'amour"!:-D

5. Salut
(
01/04/2007 17:26)

Voalohany aloha: satria ny katolika no miantso azy ka ara-dalana tsara raha katolika no isehoany. Izay mila azy no valiny. Tsy voatery ny katolika ihany anefa izany. Manamarina izany ity tranga iray niseho teny Ivato ity: Misy manam-boninahitra iray mipetraka eny Ivato (protestant izy hatramin'izao) isan'ireo olona voa mafy tamin'ny fianjeran'ny fiara-manidina teny, efa tsy nisy fanantenana intsony ny aminy nefa noho ny vavaka natao sy noho ny fanampiana nataon'i Masina Maria dia sitrana soa aman-tsara izy, ary io olona io dia marihako fa mbola mitana ny finoana maha protestanta azy hatramin'izao, eny fa na dia manao fivanihanana masina isan-taona any Lourde aza izy. Noho izany dia diso ny filazana fa ny katolika ihany no isehony sy asiny soa.
Manaraka izay dia izao: Ny antony ampitana hafatra amin'ny zaza dia satria ireny no afaka mampita tsara ny hafatra, tsy misy fitaka sns... Sao mantsy lazaina fa noforona izany sns...
6. Fiffi
(
01/04/2007 18:05)
xxx: ny tsara angamba de ny hamoahanao ny source momba an'io an ! tsara ho hita zany !
7. kally
(
01/04/2007 18:58)
Fiffi:
xxx: ny tsara angamba de ny hamoahanao ny source momba an'io an ! tsara ho hita zany !
Tsy xx aho fa omeko ho an'i Fiffi ihany.
http://www.la-croix.com/article/index.jsp?docId=2299062&rubId=1098
Andriamanitra kosa tsy miangatra fa ny Finoana no vitsy no manana:roll:
8. cutie
(
01/04/2007 20:47)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-04-2007 11:25:41
Lohateny : Miangatra ny tany ......sa miangatra Andriamanitra e
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy mangataka fahasoavana aminy saika isan'andro, nefa tsy nomeny ......
Mba lazao hoe ny fihetseham-ponareo
tsy azoko
fahasoavana in zany angatahina @papa zany?
Nga papa ATra?:roll:
9. rabilabila
(
01/04/2007 21:54)
Eritreritra mandalo fotsiny:
Toa ho tapitra atsy ho atsy ny fanapahana hoe "saint " Ingahy Carol Wotjila ka mba ahafahana manao ny béatification-ny dia tsy maitsy mba asiana fahagagàna kely.
Iza no hanao ny fizahàna hoe fahagagàna ilay izy sa tsia ? Tsy ny instance ao amin'ny Vatican ihany va ?
Ary hono ho'aho :ireo olombelona rehetra atsy Afrika voan'ny SIDA noho ny tsy fanaovana kapaoty izany ahoana ? Tsy tokony ho ao anatin'ny "compteur" n' Ingahy Wotjila ve ?

10. lapino
(
02/04/2007 10:43)
Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy mangataka fahasoavana aminy saika isan'andro, nefa tsy nomeny ......- amin'i JPII izy no nangataka sa amin'Andriamanitra ?
- afaka mahazo fahasoavana avy amin'Andriamanitra mivantana izy, tsy mandalo amin'i JPII, ka aza malahelo amin'izany :wink:
11. prime
(
02/04/2007 14:04)
Indrisy fa toy izany tokoa matetika no fiasan'Andriamanitra... any @ olona tsy eritreretina Izy no maneho ny fitahiany... ohatra amin'izany ny apostoly faha12 nofidian'ny fiangonana, nefa i Paoly mpanenjika an'i Kristy no nosafidin'Andriamanitra... ohatra amin'izany ny zanak'Israely izay nanana mpanompo tsara maro nefa i Mosesy Printsy Egyptiana no nantsoina... ohatra amin'izany ireo norveziana mpino maro nagataka fahasoavana manokana nefa Volahavana Germaine (Nenilava) sady tsy nahay nanoratra no tsy nahay namaky teny ary zanaka mpisikidy no nampifohazin'Andriamanitra...
Izay ilay mahaIzy Azy...
Izay ilay mahaIzy Azy...
12. Fiffi
(
02/04/2007 20:57)
kally:heu.....io aloha tsy misy hidiran'ity hoe "
Tsy xx aho fa omeko ho an'i Fiffi ihany.
http://www.la-croix.com/article/index.jsp?docId=2299062&rubId=1098
"xxx":
Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-04-2007 11:25:41
Lohateny : Miangatra ny tany ......sa miangatra Andriamanitra e
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy mangataka fahasoavana aminy saika isan'andro, nefa tsy nomeny ......
Mba lazao hoe ny fihetseham-ponareo
13. Fiffi
(
02/04/2007 20:59)
misy fahadisoana kely fa.....
Tsy xx aho fa omeko ho an'i Fiffi ihany.@ ity hoe "
Jereo eto
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy mangataka fahasoavana aminy saika isan'andro, nefa tsy nomeny ......
14. prime
(
03/04/2007 08:02)
Matetika ny fihevitr'Andriamanitra dia tsy toy ny fihevitr'olombelona ary mandiso mihitsy aza ilay fiteny malaza hoe "vox populi, vox Dei"...
16. prime
(
07/04/2007 06:58)
Fa ny tsy maava tamin'ity indray mitoraka ity dia tsy tamin'Andriamanitra ilay "soeur" io no nangataka fa t@ Papa JPII ka mampitombina ilay fanontanian'i cutie manao hoe, angaha ny Papa Andriamanitra?:lol: