Ho zaraiko aminao ...

1. nikopol ( 28/03/2007 14:20)
Raha ohatra ka ... finamana ny resaka ....

hiran'i Olombelo Ricky mba tiko zaraina amin'ny namana io ...






novalian'i Fiffi ny 29/03/2007 05:59
2. Fiffi ( 28/03/2007 14:21)
aiza zany hira zany ? :roll:
3. pissoa ( 28/03/2007 15:07)
raha ohatra ka fihavanana no resaka
raha ohatra ka tena fihavanana no resaka

:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 28/03/2007 15:10)
:-D:-D:-D
5. bloumpe ( 28/03/2007 16:11)
ina ndray ry niko no ho zarainao eo!mba omeo ary oe za ,andrasako @tsitsiky b mintsy:D:D:D:D marina e!
6. Fiffi ( 29/03/2007 05:59)
izy aza tsy niverina intsony.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508