vergetures

1. ari.malala ( 28/03/2007 15:11)
salama daolo

Inona ry reto ny atao analàna vergetures? tena mandreraka b mintsy fa tsy kibo tsy fe tsy dodosy fa feno! sa v marina ilay hoe ny hoditra elastik d refa miangeza d mitriatra le hoditra ra kely taloha? misaotra mialoha e
novalian'i Stretch ny 03/04/2007 22:11
2. salmo1 ( 28/03/2007 15:13)
zay ndray le resaka fisika sy toe-batana :-D
3. salmo1 ( 28/03/2007 15:14)
way le! kay za tato @ resa-behivavy:oops: pardon ry reto ah:oops:
4. booboo ( 28/03/2007 15:24)
Ari.malala > mampi-te hamaky lé fitaratra ao @ douche mihitsy :x:x...hihihihihihi. Refa mbola lé menamena iny oun izy no hydrater-na foana, fa rehefa ilay "fotsifotsy" defa mamangy @ fahoriana fa zay ny lahatra ouz :-D:-D:-D.
5. vale ( 28/03/2007 15:43)
:-D:-D:-D marina ny tenin'i booboo, fa misy px maha-mpanjavona azy ihany alou e, fa tsy afaka tteraka, mmmhhhh...courage fa tsy mora io ,hihihihi:°):P:-*:-*
6. saho ( 28/03/2007 18:31)
manaova sport
7. sakaizakely ( 28/03/2007 19:51)
ari.malala> miala tsiny fa voatery handiso fanantenana anao. Tsy misy fanafodiny manala vergetures izany, rehefa triatra ny hoditra dia définitif io. Toa traitement laser ihany no maha-afaka azy saingy tena lafo be toy ny chirurgie esthétique rehetra ihany.

Resaka hormonal no mahatonga antsika vhv ho mora hisy an'io kokoa. Ny lhl dia vitsiana dia vitsiana no misy. Misy vhv mahia kely nefa dia feno vergetures.

Tandremo mandany vola @ tsy napany fa tsy misy fanafody afaka manala an'io fa resaka fotsiny ireny. Misy produits any @ pharmacie tena lafobe nefa scientifiquement tsy misy effet ireny satria rehefa simba ny selan'ny hoditra dia tsy misy azo atao intsony.

Manatona dermatologue fa izy mety hanoro anao ny tokony atao mba tsy hihitatra ny efa misy. Ny fanaovana sport tsy manala azy, fa kosa manazatra ny hoditra hijanona ho elastika tsara "angamba". Tsara koa ny tsy mandro @ rano mafana be fa asiana jet d'eau fraîche rehefa mifarana ny douche dia lasa ferme tsara ny hodimasonkoditra.

:P
8. fanantenana2003 ( 29/03/2007 06:48)
ny ahy indray dia huile amande douce no fampiasako,satria rehefa bevoka iny ianao dia mazava ho azy ny dilatation ny hoditra, dia io foana no ataoko, hany ka rehefa teraka dia tsy misy n'inona ieny, rehetra misy an'io aloha dia tsy afaka intsony eh,fa ny faritra tsy mbola misy dia azo ataonao ny mi-traiter azy dia izao sao dia lasa flasika be ireny, mahita mihitsy aho le vehivavy avy miteraka ireny fa mampalahelo be mahita an'ilay kibo sy ny faritra tratran'ilay vergeture!
9. sakaizakely ( 29/03/2007 07:52)
sakaizakely:
Resaka hormonal no mahatonga antsika vhv ho mora hisy an'io kokoa. Ny lhl dia vitsiana dia vitsiana no misy.



Miala tsiny fa nafangaroko t@ cellulites tampoka teo. Ny cellulites no an'ny vhv irery, fa ny vergetures misy daholo na lhl na vhv
indrindra matetika ireo nihanatavy tampoka, araky ny lazain'i fanantenanana2003. Mazana ny vhv rehefa bevohoka no voany.

Tsy azo tsaboina anefa fa prévention no hany azo atao : hydrater-na tsara ny hoditra mba hitanana ny elasticité-ny. Asiana jet d'eau fraîche rehefa avy mandro, manao sport etc...
10. karinah ( 29/03/2007 09:09)
fanantenana: zay koa, rhf bevoka hoe ny vhv no mila tsy manadino lait mihintsy, raha mahavatra izay de tsy hisy vergetiora...(expérience vécue:°)).

ari: miconfirma aho fa ny laser irery ihany nomahafaka an'io, araka ny hitako tato @ aterineto,... ny px mampanjavona koa effikasy,ny ahy ny féko no misy de nampiasa zah fa nanjavona ka, tsy de hita be tsony, de miandry ny laser zany sisa, rhf lasa pata aho angamba:°)
11. majakely ( 29/03/2007 11:47)
nenah misy am feko de tsy mety afaka na inn inn ahosotro eny talouh,,zao izy tsy mivaky louh tsony za de avelako eny ,,defa miaraka aminao eny fona zany iny ari.malala aa ,,,de zay Ouzzz de eka ouz booboo hihihihi:-D
12. Stretch ( 29/03/2007 12:42)
de manao zipo lava ve ky ry majakely refa makeny amorondrano
13. sakaizakely ( 29/03/2007 12:53)
karinah:

ny px mampanjavona koa effikasy,ny ahy ny féko no misy de nampiasa zah fa nanjavona ka, tsy de hita be tsony,




de inn no anaran'io produit io azafady ?
14. karinah ( 29/03/2007 15:49)
sakaiza: hampiasa angah toi, ty ho an'zay mila tsy blem fa za mizara fona kan, "Linéance", mark linéance de ze manala vergetiora zany e, ok!8)
15. karinah ( 29/03/2007 15:55)
Stretch:

de manao zipo lava ve ky ry majakely refa makeny amorondrano
:-D:-D:-D:-D:-D,

asina "sari" anky stretch a, (nenah aloh an:cry:)


16. kelly13 ( 29/03/2007 16:17)
ny ahy klou mba tsy misy ny fe sy ny kibo (soa iany nefa giladiny za t@ bevoka an) fa ny doudousy no misy tsiraikiraika ms ratsy tare na izany aza :°)
17. karinah ( 29/03/2007 16:33)
tsy na izany aza zany aky kelly fa tena ratsy taré mintriny a :lol::lol::lol::oops:
18. kelly13 ( 29/03/2007 16:44)
maninn a?
19. vale ( 29/03/2007 17:41)
ratsy le misy an'io zvt io, kelly,
20. ikaretsaka ( 29/03/2007 17:56)
kelly13:

ny ahy klou mba tsy misy ny fe sy ny kibo (soa iany nefa giladiny za t@ bevoka an) fa ny doudousy no misy tsiraikiraika ms ratsy tare na izany aza :°)



de tsy manao le bikini stringy ireny iznay ny ambaniny rehefa any @ plage? tsssssssssletieeee:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5507