vergetures
21. karinah
(
29/03/2007 20:37)
Ika: ny laser eo manome toky:lol:, de fafao amzay ny ranomaso :-D:-D:-D:-D:wink:
23. sasa
(
30/03/2007 05:08)
mandreraka be io vergeture io fa za taloha tsy nisy an'io zao lasa nisy tena krizy mintsy za mijery an'azy, efa nampiasa huile d'amande douce za amzao d mba tsy mitombo ilay izy fa tsy mety afaka, hi hi hihi misy nefa ilay izy manjavona tampoka izany fa za klou tsy mbola bevohoka d tsy haiko hoe manahoana indray izy amzay, fa amzao aloha misy kely eo am fe sy ny doudouce e!
ari.malala aza kivy fa tsy njy irery no misy an'io hi hi hihihi
ari.malala aza kivy fa tsy njy irery no misy an'io hi hi hihihi
24. ari.malala
(
30/03/2007 11:45)
:) merci aza e! de efa entina eny ankoditra izy zany ko :) atao aona fa zay le izy e! misaotra nizara eksperiansy :) tam za bevoka no tena tadidiko feno ny kiboko, matsiravina ana ery ny mijery azy! hatreny am fe v ranga! talo ko ny ranjo nisy d toa afaka par mliracle mon ami de mba neveriko fa otranzay ko le am faritra sasany ;)
fa hanafangaro resaka kely, za b kibo marikoriko, nefa efa mba manao abdominaux iany, marina v fa ny fanaovana dihimbaza (ce matin) mampihintsana kibo? ts zany mantsy fa za nodidiana appendicite tam 2004 d refa manao abdo kelikely za d misy marary b ao amle nodidiana ao d ts d sahy mikotrana b nefa le kibo mirotarota marikoriko beuh:-D:-D

26. majakely
(
30/03/2007 11:56)
jereko doly ny vevavy retraretra refa été tô misy doly kooo ,,,,:lol::lol:na le manao string aza ,,,
27. sakaizakely
(
30/03/2007 12:36)
ari.malala> firy taona ilay zaza ?
Nena koa klou dia tsy tiako mits ny kibo fa nony nijanona tsy nampinono intsony ilay faha2 dia nifintina ho azy noho ny t@ zaza voalohany aza ny tenako iray manontolo.
somary nanao régime ihany aloha e ! Izany hoe tsy nihinana fanafody toy ny nataondry fa juste nahena ny sucre, féculents sy ny ration sady tsy mitsaingotsaingoka fa dia sakafo be légumes sy cruidités in3 isanandro ihany.
Za koa tsy manao abdos zany satria natao césarienne in2 dia somary mirirodrirotra zany ao anatiny ao dia tsy mahavita manao sport izany.
Rehefa ela ny ela akia mifintina foana io a ! Mahereza ! :-*

28. karinah
(
30/03/2007 13:58)
majakely::-D:-D:-D:-D:lol::oops:
jereko doly ny vevavy retraretra refa été tô misy doly kooo ,,,,:lol::lol:na le manao string aza ,,,
29. ari.malala
(
30/03/2007 14:23)
sakaizakely, 10mois ny zanako amzao k! hay, rassurée za raha mbola mifintina io ra zany kty! :-D:-D:-D:-D fa za anie tsy minana fanafody e! amzao fotsiny :) misaotra sakaizakely a!
30. mamzelkely
(
30/03/2007 14:47)
za klou ts misy eeee :-P soa ihany ionjay ts de zvy be pisy aminay io hihih fa de koulazy zany namako zany aaa :°):-*
31. fasaly
(
30/03/2007 15:10)
efa afak ve zao vergetures am ravindahisoa izao ry ari.malala:^):-D:-D:-D:-D
34. majakely
(
30/03/2007 15:31)
mamzelkely jereo ao aorindrina ao de somary sokafy le hoditra de hohitanjiko raha tena misy ihany na tena tsisy :-D:-D
35. sakaizakely
(
30/03/2007 16:41)
ari.malala:
sakaizakely, 10mois ny zanako amzao k! hay, rassurée za raha mbola mifintina io ra zany kty! :-D:-D:-D:-D fa za anie tsy minana fanafody e! amzao fotsiny :) misaotra sakaizakely a!
azafady fa nafangaroko ilay resaka teo ambony misy an'ilay namana hoe nihinana fanafody dia lasa nahia be indray. Tsy indry ilay izy ka.
Tena mbola kely ny zanak'indry ka normal raha toa mbola mibontsibotsina kely. 9 mois de changements izany anie, mila presque ny double-ny vao miverina @ laoniny indray e ! Raha tsy misy papozy manaraka indray :P
Nena 10 mois ny voalohany no nipetraka ny faha2. Tena le mbola bodaboda iny. Vao tsy tafiditra t@ ankanjoko talohan'ny bevohoka akory. Feno 15 mois ilay faha-2 vao nijanona ninono dia izay aho vao nanao régime kely fa vetivety be dia nihena dia afaka nanao ny ankanjo fahiny.
Izay moa ny expérience-ko ka asa, tsy ary mitovy daholo ny vhv rehetra. Fa kosa ilaina ny manova ny fomba fisakafoanana, mila mifehy tena. Nefa mila atao fahazarana ilay izy fa raha atao kindraindray fotsiny dia lasa manao yo yo ny lanja dia vao maika loza.
bonikourazy ozy mahaleo izay :-*
36. fasaly
(
30/03/2007 16:51)
zà klou misy areny fa ts yvakiko loha e! zà lay mitombo de mihena de mitbo de miena iny no mahatonga azy, efa lazain'i oul fa lay mihôkôtra ambonin'akanjo no mahatonga anreny hono:?
asina fond de teint ky ry ari.de tsy hita a!:-P:-D
asina fond de teint ky ry ari.de tsy hita a!:-P:-D
37. ikaretsaka
(
30/03/2007 17:21)
ari.malala:
:fa hanafangaro resaka kely, za b kibo marikoriko, nefa efa mba manao abdominaux iany, marina v fa ny fanaovana dihimbaza (ce matin) mampihintsana kibo? ts zany mantsy fa za nodidiana appendicite tam 2004 d refa manao abdo kelikely za d misy marary b ao amle nodidiana ao d ts d sahy mikotrana b nefa le kibo mirotarota marikoriko beuh:-D:-D
tsy mampino fa marina...
manaova Biskleta ry ari an.. dia mila mandeha lavitra mihitsy an.. ohatra hoe bypass 1 manontolo iny!
fa za t@ tany dia vokatr'ilay tendakanina loatra angamba moa variana nan......(hainao ihany)
dia biskleta no nanalana azy
38. kelly13
(
31/03/2007 11:28)
hihihi d afaka v ny vergeturen'i ika? mdrrr oayyy ny kibobe mantsy e! :wink: