tantara marina: razoky mody fanina

1. sitlo ( 29/03/2007 00:53)
(kay reto rehefa tena mihomehy dia tsy mahavoaka feo fa ny kibo fotsiny no mihetsiketsika a)

[center]---------------------[/center]

Tamin'ny mbola kely izahay dia mpilalao baolina sase be. Dia nony nanomboka teny Ankatso amin'izay dia lasa niova revy dia miresadresaka sy mitanintanina sisa.
Dia indray andro izahay tonga saina hoe andao hoe hanamboatra baolina sase milay be dia fenoina vato ao anatiny.
Dia mamboatra izahay dia napetraka teo afoan'arabe. Dia izahay mitazatazana eny an-davarangana.
Dia mandalo ny olona dia ny ankizy no tena voa. Fa tsy mihetsika akory ilay baolina. Dia izahay ery ambony mimeme. Fa afaka adiny iray teo dia nisy razoky tonga dia niboty be an'ilay izy. Vitany nikisaka 6 metatra teo mihitsy ilay izy. Avy eo izy mody fanina be ohatra ireny avy nandaka baolina tsotra ireny. Dia ny namany tsy nisy kopy mihitsy.
novalian'i mirana5 ny 02/04/2007 14:05
2. ikaretsaka ( 29/03/2007 03:38)
jeren'i penina tsara fa ao ambadika ao izao le razoky rehefa lery rery de esorina ny kiraro de tsapatsapaina aby hoe aia no marary fa eo aloha mody ..hm hm be
3. LazaDaddy ( 29/03/2007 04:07)
sitlo> dia mbola mampihomehy anao ve ny mieritreritra an'izany hatramin'izao?
4. Fiffi ( 29/03/2007 05:57)
tena efa nahita ankizy nanao an'io koh zah an ! de vato beee koh no nataony tao....fa nampalahelo ny olona nandaka an'le baolina fa tena narary be hono an !
5. pissoa ( 29/03/2007 06:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. salmo1 ( 29/03/2007 07:10)
sitlo: k guay!:-D
7. sakaizakely ( 29/03/2007 07:46)
sitlo> mahafinaritra be ange le hoe tapatsinay e ! mahasalama hono :-D :-D :-D Ny hozakibonao am zany maharary mihitsy, ny tendromolotra vizana tsy mahatsako hanina intsony =))

fa hono ho aho, efa eny ankatso ve nareo dia mbola manana hevitra toy izany ? :roll:

ny ahy indray ny spesialité ko fony mbola ankizy 8-9 taona tany, mandavaka, dia rakofako rotsakazo kely malemilemy sy ravina, dia asiako tany na fasika kely eo amboniny. Izay sendra manitsaka an'iny dia tsy maintsy latsaka anatin'ilay lavaka tena folaka tongotra mitsy.

Fa kobon'i neninay indray andro izay dia nahazo aller retour n'ny ratsantanany, fay tsy sahy namerina intsony 8-)
8. sakaizakely ( 29/03/2007 07:48)
salmo1:

sitlo: k guay!:-D



akombony ny vava rehefa tsy mahita ho lazaina. Ratsy taiza tsisy ilàna azy :evil:
9. kelly13 ( 29/03/2007 08:11)
tsy avotra mintsiny fa plus mihalehibe plus mihalasa adala :°)
10. salmo1 ( 29/03/2007 08:53)
kelly13:
tsy avotra mintsiny fa plus mihalehibe plus mihalasa adala :°)

:D;-):*
sakaizakely:
akombony ny vava rehefa tsy mahita ho lazaina. Ratsy taiza tsisy ilàna azy :evil:


Rehefa avy nijery ny sarinao aho, de gaga mihintsy.
Olona lehibe tahakizao ve de hanakombona ny vavany sasany sady miteny ihany oe: tsisy ilàna azy ny olona:?:

Amiko tsy de maninn, fa enao no sahirana:°)

11. sakaizakely ( 29/03/2007 08:58)
salmola>

Ieeeeeee ! Tena tsisy ilana azy; hita hoe tsy manakatao fa mirenireny sy mirediredy fotsiny !
12. xxx ( 29/03/2007 09:03)
ayyyyyyyyyy!
vao maika loza:D=))
13. salmo1 ( 29/03/2007 09:04)
sakaizakely: zany no manja;-)
14. Vahinala ( 29/03/2007 09:35)
Kay nivonto kosa zay ny tongony fa nody fanina izy fa menatra.
15. Stretch ( 29/03/2007 11:47)
sitlo> kay laisany ratsy toetra ôtra zany talou

manantena afa tsy zany tsony ngamba zao sa mbola miketriketrika ihany ?
16. xxx ( 29/03/2007 15:40)
sitlo:

(kay reto rehefa tena mihomehy dia tsy mahavoaka feo fa ny kibo fotsiny no mihetsiketsika a)

[center]---------------------[/center]

Tamin'ny mbola kely izahay dia mpilalao baolina sase be. Dia nony nanomboka teny Ankatso amin'izay dia lasa niova revy dia miresadresaka sy mitanintanina sisa.
Dia indray andro izahay tonga saina hoe andao hoe hanamboatra baolina sase milay be dia fenoina vato ao anatiny.
Dia mamboatra izahay dia napetraka teo afoan'arabe. Dia izahay mitazatazana eny an-davarangana.
Dia mandalo ny olona dia ny ankizy no tena voa. Fa tsy mihetsika akory ilay baolina. Dia izahay ery ambony mimeme. Fa afaka adiny iray teo dia nisy razoky tonga dia niboty be an'ilay izy. Vitany nikisaka 6 metatra teo mihitsy ilay izy. Avy eo izy mody fanina be ohatra ireny avy nandaka baolina tsotra ireny. Dia ny namany tsy nisy kopy mihitsy.



ratsy fanahy!!!:-@:-@:-@:b:b:b
17. sitlo ( 29/03/2007 17:33)
:lol:

Efa fantatro mihitsy hoe izany izao no havaly eo. Na tamin'izay nanao an'ilay izy aza dia nifanakiana hoe ialaisany lty tsss. Dia nefa avy eo samy mitazana dia ny mpanakiana mbola miteny ihany hoe andana aisory eo io.
Fa raha vao misy olona miainga avy any dia efa manatena daholo ihany avy eo. Dia miara-mime ihany. Dia avy eo ndray mifanakiana hoe aisory eo sns. Fa ny masoandro nody no nampalahelo :-D
18. sitlo ( 29/03/2007 17:43)
lazadaddy> ye, mitsiky foana aho isaky ny mahita olona mody fanina.

sakaizakely> longo mitoto-bozaka no fiantsoana an'iny. Izahay koa efa nanao im-bedabe tam mbola kely fa bedy nony avy eo.
Ilay teny Ankatso teneniko ange tsy le efa maitrise ireny fa le mbola vao nahazo karapanondro eh. Nanomboka ho olom-pirenena vanona amin'izay. :lol:

ikaretsaka> nanompa anaty mihitsy izao iny fa oainina dia mody mafy be teo fotsiny :lol:

rehetra> misy level izany haratsian-toetra izany.
19. kelly13 ( 31/03/2007 12:29)
olompirenena vanona vao maika mihalasa adala ny anareo ry penina kely a
20. mirana5 ( 02/04/2007 14:05)
Tsara raha mba sendra ny nahazo an 'dRazoky io ianao @ tsy ampoizinao, mora afantaranao ny mihomehy lavo, sy ny vokany! Kely loha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3165