fahafiry @ regle no manao le injection raha hano le insemin

1. xxx ( 27/03/2007 18:16)
bjr daholo ny injection le atao kay fahafiry @ cycle sa vao miandoha ny regle de atao
novalian'i meva2 ny 30/03/2007 09:18
2. Fiffi ( 27/03/2007 20:16)
heu.....aleo wata no hamaly an'io.....
3. xxx ( 27/03/2007 21:30)
F'angaha io ataotao foana fa ny gynéco no milaza aminao an'izay tokony hatsindrona sy ny hoe rahoviana, tsy mitovy daholo akory ny fanafody atsindrona ny olona rehetra fa rakaraky ny toe-batanao.:roll:
4. meva2 ( 28/03/2007 09:12)
ou làlà io dia tena parcours du combattant mihitsy satria zavatra be dia be no atao alohan'ny intervention.Ny gyneco no manoro anao ny démarches rehetra.
5. watafon ( 28/03/2007 09:48)
izany tokoa ry xxx an ! misy analyses sy examens maromaro atao aminao aloha d miankina amizay zvt atao avy eo e!
6. sakaizakely ( 28/03/2007 14:02)
ieeeeeee ! ny dokotera specialiste n'ny infertilité ihany no afaka miteny ny fotoana tokony anaovana azy, arakarakiny valiny examens ihany
7. xxx ( 28/03/2007 16:38)
arakaraky ny hitan'ny dokotera @ analyse sy ny examen rehetra ihany io kah, na ny faharetany aza.
8. meva2 ( 30/03/2007 09:18)
Sady tsy ianao irery no ilaina amin'io fa ny vadinao koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1792