hafatra

1. salmo1 ( 27/03/2007 10:58)
Misy joba zay ato, tsy mba mifidifidy tenenina mihintsy rehefa mandefa hafatra.

Ôtrany efa fahazarana mihintsy zany aminy, ka na dia hijery ny mahabandy an-le olona aza: izy tsy mahalala oe bandy le resahako, ka tokony tsy hilaza anzao aho...

Za ndray no ôtrany menatra!
novalian'i salmo1 ny 27/03/2007 22:43
2. xxx ( 27/03/2007 11:12)
:roll::roll::roll: hummm....nitonon-tena indray salmo an ! mba hitanao sy mba dinihanao ve ny dinika rehetra hataonao ato ?
3. boubounezy ( 27/03/2007 11:34)
ka mety mahery no lé bandy zany zany joba zany an! fa lé bandy tena malemy eo anatreany dé mety lasa voany complexe izy. huuuuuuummm aza mba resymbavy iany e!
ra za manokana alou dé naleoko za bandy fa tsy sipa mintsy=(( trop môôôôôôôôle
za kou tsy mila mifidy tenenn zany ary tsy azo tenenn tsy mazo miteny ny hafa no tsy aiko fa anjarany ny azy
4. Fiffi ( 27/03/2007 14:21)
heu.....de miafandamina nareo any ry salmo ahhh !
5. salmo1 ( 27/03/2007 14:46)
boubounezy:
ka mety mahery no lé bandy zany zany joba zany an! fa lé bandy tena malemy eo anatreany dé mety lasa voany complexe izy. huuuuuuummm aza mba resymbavy iany e!

Tam zah 12 ans, nanana anio toetra io, ra vao hitodiany sipa (mapte ho tia) sy dinidiniany ny lohako de tsy mahajery azy mihintsy kle, ôtrany voadona be ilay (l) ra vao mijery ny hadalany rehetra, sady very ny control. Izy aloha tsy masahy ny tonga de hipetraka eo akaikiny elah... fa tediaviny izay hipetrarany eo aloha na eo aoriana.
Raha izy no mitarika resaka voalohany, nefa ody tsy rarahiny ny bandy... lazaindry zareo fa matahotra vehivavy sady mbola tohizany ihany ny faninihany :oops::{

ôtrany spectacla no nanaovany anah, mandreraka mihintsy ny joba ndraindray




6. salmo1 ( 27/03/2007 15:08)
boubounezy:
ra za manokana alou dé naleoko za bandy fa tsy sipa mintsy

wadray kou kle!:-D:-D=))
7. boubounezy ( 27/03/2007 18:09)
fiffi fa mifamaly @ salmo nga za?? mba miteny ny eritreritro fotsiny za! aleo elana fa mitady isy hanisy afo dray ato zany!!!
8. boubounezy ( 27/03/2007 18:12)
zany wé ny afo alou aleoko iany fa ny sira ny tena tsy any e!!! au secour na vojeo na help efa mandindona ny armées des ténèbres!!!:roll::roll::roll::roll:
9. salmo1 ( 27/03/2007 18:29)
:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b
10. Stretch ( 27/03/2007 19:25)
lany fika ndray lesy elà ry salmo de ny lelany là ve sisa lesy no napoitra.
nefa avy eo hanokatra sizé miderona atsy ndray elà avy eo.
manja lesy a !
fa io ko ze tin'ny kil soratana ihany fa tsisy manopa ngé eo e !
sa misy formule ndray we , refa manoratra am bandy de zao . . .
:°) :°)
11. karinah ( 27/03/2007 21:38)
:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
12. salmo1 ( 27/03/2007 22:43)
boubounezy:
fiffi fa mifamaly @ salmo nga za?? mba miteny ny eritreritro fotsiny za! aleo elana fa mitady isy hanisy afo dray ato zany!!!


Mino aho fa tsy nifamaly tamiko enao. Ary izaho koa mino fa tsy nanakiana anao mihintsy.

Fa nisy inona:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0914