SOS « Rado » ou Georges Andriamanantena

1. pissoa
(
27/03/2007 16:00)
Depuis quelques temps, « Rado », de son vrai nom Georges Andriamanantena, souffre d’une maladie du coeur. Son rétablissement nécessite une intervention à l’étranger et le coût est hors de prix. D’où l’idée de faire tenir une grande soirée au Hilton Madagascar le 11 Avril prochain.
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1168&ART=22806
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1168&ART=22806
novalian'i adidy ny 04/05/2007 08:33

4. Oully
(
27/03/2007 22:17)
Hanao hetsika koa isika eto Frantsa, ka alefa tsy ho ela ny filazana.
Tohana tokoa ny fo.
Tohana tokoa ny fo.

5. Oully
(
02/04/2007 21:49)
Dia amin'ny 14 avril ao amin'ny FIAP Paris 14e izany no hiarahan'ny artista eto Frantsa, mifanampy amin'ny fianakaviana amin'ny fitsaboana an'i Rado. Ho hiraina sy ho hatsaina ao ny asa sorany. Manomboka amin'ny 20h ny fotoana.

9. Oully
(
04/04/2007 10:32)
TOUS ENSEMBLE POUR
RADO
Georges ANDRIAMANANTENA
A celui qui a toujours lutté pour
La Liberté
A celui qui a toujours chanté
L’Amour
A celui qui a toujours prié pour
Madagascar et les Malgaches
NOUS ALLONS CONSACRER UNE SOIREE DE SOLIDARITE
Au F.I.A.P. ( Jean Monnet )
Le Samedi 14 Avril 2007 A 20 heures
En compagnie des Artistes, des Associations :
Lalao RABESON - Rivo RAMANANTOANINA - Hery RAMANDIAMANANA - HERY J.
Abel ANDRIARIMALALA - Marius FONTAINE (FENOAMBY) – Jonny R’AFA
Chorale MIARY FANANTENANA
Association CLICHY- MADAGASCAR - U.P.E.M. Havatsa France
ANDRIAINA (France)
PAF : 15 €
TOUS ENSEMBLE POUR
RADO
Georges ANDRIAMANANTENA
RADO
Georges ANDRIAMANANTENA
A celui qui a toujours lutté pour
La Liberté
A celui qui a toujours chanté
L’Amour
A celui qui a toujours prié pour
Madagascar et les Malgaches
NOUS ALLONS CONSACRER UNE SOIREE DE SOLIDARITE
Au F.I.A.P. ( Jean Monnet )
Le Samedi 14 Avril 2007 A 20 heures
En compagnie des Artistes, des Associations :
Lalao RABESON - Rivo RAMANANTOANINA - Hery RAMANDIAMANANA - HERY J.
Abel ANDRIARIMALALA - Marius FONTAINE (FENOAMBY) – Jonny R’AFA
Chorale MIARY FANANTENANA
Association CLICHY- MADAGASCAR - U.P.E.M. Havatsa France
ANDRIAINA (France)
PAF : 15 €
TOUS ENSEMBLE POUR
RADO
Georges ANDRIAMANANTENA

10. sipagasy
(
04/04/2007 18:36)
mmhhhhh ka hizara roa aho izany ve sa ho 3 mihintsy??? ny ato an-trano misy tsy dia salama loatra, ny RNS tiana ho henjehina, ity koa tiana handehanana !!! izany hoe tsy hahita an'i Oully izany raha ho any Vichy?????

11. xxx
(
04/04/2007 19:01)
sipagasy> sopapa kely, raha tia hanao asa soa nefa tsy manam-potoana tsy maninona ka. Vidio fotsiny ny tapakila.

12. Oully
(
04/04/2007 19:16)
sipagasy> tsy mitovy ilay daty, manomboka amin'ny asabotsy izao ny RNS ary dia ho any tokoa izahay. Mizara fanasana momba an'io SOS Rado io aza. Tsy maintsy tafahaona isika raha sitrana soa amantsara ilay zaza marary. Niova ny numéro ko fa izaho angamba no hiantso. En principe, eo amin'ilay toerana mahazatra ihany no misy anay.
Na tsy afaka mihitsy aza ianao ny 14 avril dia marina ny voalazan'i xxx hoe na dia ho asa soa aza. Nefa faly tafahaona aty Paris eh! tsy mbola nihaona taty mihitsy isika.
Na tsy afaka mihitsy aza ianao ny 14 avril dia marina ny voalazan'i xxx hoe na dia ho asa soa aza. Nefa faly tafahaona aty Paris eh! tsy mbola nihaona taty mihitsy isika.

13. sipagasy
(
04/04/2007 22:27)
ouuups kay diso tokoa ny daty nomeko
miala tsiny e!
tsy maintsy tafahoana isika kannnn
bizz a++
miala tsiny e!
tsy maintsy tafahoana isika kannnn
bizz a++

15. miela
(
12/04/2007 23:51)
Tohano araka izay azo atao izy fa zoky be manana anjara toerana lehibe eto min'ny firenena sy ny fontsika tsirairay avy e! Dia mirary soa hoa azy

16. booboo
(
13/04/2007 10:43)
Mandrindra > defa any ndray zany mifanabe maso tsika 8O8O8O....hihihihihi

18. pissoa
(
13/04/2007 17:33)
mandrindrakoooo, za alaivo aty fa efa anisan'i booboo pilasy ihany :-D:-D:-D