SOS « Rado » ou Georges Andriamanantena

21. adidy ( 02/05/2007 15:33)
Asa na nisy naheno vaovao ny @ tohin'ny fahsalaman'i Rado isika eto @ serasera?
Ary maninona no tsy maintsy evacuation Frantsa? La Réunion angaha tsy mety? Sao mampihena ny saran'ny fitsaboana
22. pissoa ( 03/05/2007 16:26)
Asa raha azo tarafina amin'ito tononkalo ito ny fahasalaman'i Rado : Mankasitraka i Rado
23. adidy ( 04/05/2007 08:33)
misaotra nizara e! Dia mirary fahasalamana ho azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2933