groupe toto

1. fanantenana2003 ( 27/03/2007 08:39)
iza no mapakafy ny groupe Toto ianareo ato, nisy nijery ve le concert tao paris bercy omaly hariva! ny groupe toto dia groupe rock californien , ka izay mpakafy dia afaka miresak izany eto, ny tenako manokana dia fan efa ho presque 16 ans izao!
novalian'i xxx ny 29/03/2007 15:25
2. fanantenana2003 ( 27/03/2007 09:42)
azafady paris zenith fa tsy bercy
3. bilakarenjy ( 27/03/2007 15:10)
Aleo omena feony aloha dia hita eo ze mirevy ilay TOTO sady anarana sipa daholo ireo atolotra anareo ireo :http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/198
4. fasaly ( 27/03/2007 17:27)
totomà zao no efa fahenoko fa tsy mbola naheno an'io mitsy aho:roll::roll::-D:-D:-D:-D
5. fanantenana2003 ( 28/03/2007 09:36)
yeh marina ny bilakarenjy, ny akabeazany hiran'i Toto dia anarana sipa daholo nefa tsy izay ihany koa,styl rock californien, misy balade, misy rock, touche jazzy koa, mais bon ny tena nahafatarako azy dia à l'epoque ny africa rosanna, hold line, fa ity misy lien azonareo jerena tamin'ny dernier album taminy heritaona eh
http://www.dailymotion.com/visited/search/Toto%20/video/xa79r_toto-extra-2006-us-tv-1142006
6. fanantenana2003 ( 28/03/2007 09:42)
zaho dray tsy mahalal an'ilay totomà zany retsy, zany ve mbola tsy heon-dry mihitsy ve i Toto na tany dago aza, neefa aho tamin'ireny fontoana ireny efa nihaino an'io fa mbola tsy equipè marina dia tsy arak'indry tamin'ireny fontoana ireny retsy ry fasaly, efa nirevy an'io groupe io aho tamin'izany fontoana izany fa tsy nanana possibilité tahaka an'izao moa, fa raha ohatra indry ka mazoto dia 30 e anniversaire amin'ny heritaona, zay atao bercy, misy dvd koa natao tamin'ity taona ity izay dvd ny concert taminy 26 mars teo, raha te ahafatatra bebe kokoa an'io groupe io idnry dia omeo signe aho eh! faly mampafatatra anareo izay te halala bebe kokoa azy! hatraminy banderole , CD, dvd, tee short, sn s hananako eh! fa dia faly aho raha misy namana eto aminy sersera tia sy mifanakalo hevitra an'io groupe io!
7. fasaly ( 28/03/2007 10:55)
:wink:fananternana2003:-D:-D:-D:-D:-D
mbo manàla azy aho retsy a!:-D:-D:-D:-*
8. bilakarenjy ( 28/03/2007 12:26)
efa ela koa za no nahalala an-dry zalahy ireo fa efa niova ny sasany sady hitako niova be ny arrangement-ny fa tsy toy ny nahafantarako azy taloha .
Tsy mivadika mihitsy ny hira ataony na dia eny @ sehatra aza fa ny hitako eto zao dia tena misy midetone kely izany ,asa na efa antitra angamba ry zalahay ireto .Fa na dia izany aza dia hita be foana ilay style Toto e! .Ary ilay mpitendry clavier pro matavy be iny aiza e!de ilay african mpihira ireny koa ?.
Fa manana ny maha-izy azy ry zalahy ireo ka .Za tsy fan indray fa mpanaraka ny hira toy ireny fotsiny ary saika hananako daholo ny revy toy ireny fa jereo ao http.//bilakarenjy.multiply.com .fa misy santionany ao
9. fanantenana2003 ( 28/03/2007 13:28)
marina ny anao ry bilakarenjy fa miova matetika ry zareo fa ny titulaire anie hatramin'izao dia ireo fondateur ny groupe eh! i david paich ve pianiste ao aminy groupe, manana bleme momba an'i santé nedala dia efa 2 ans izay tsy hita fa mbola ho avy izy eh surtout amin'io 30 ans io, ho avy ao koa i jospeh williams,ireo nihira taloha, fa ny titulaire hatramin'izao aloha dia steve luckater guitariste, mike porcaro bassiste,Boby campbel vocal, ary simon Phillips drums(remplaçant an'i jeff porcaro depuis 1992) betsaka eh, reio no tena titulaire, dia i greg philligans no remplaçant an'i david paich fa mety hijanona i nedala fa tena milalao comme un pied hoy ny fitenenana , resaka vocal izany na technique fa mbola i dave no tiako aloha hatramin'izao, depuis 8 dia isakiny concert koa misy deuxieme guittariste Tony spiner, nedala no mihira an'ilay stoping love you, fa tamin'ity taona ity manja eh!
10. fanantenana2003 ( 28/03/2007 13:41)
fa izao plus ry zalahy mahazo taona, plus mahazo performance eh, ohatrany vin ny nanaova-dry zareo le stoping love you tena manja eh, nataon-dry zalahy jazzy, ny mahita andry zalahy manao solo dia hoe 50 ans ve ireto, tamin'i concert 26 mars io dia tsy tao i mike porcaro fa i leeland no tao le bassiste trés reputer be iny, aoka fotsiny, fa dia hoe tia toto aloha na tsia , gout- ny tsirairay io! mbolam isy lien hfa ity fa dia mazotoa
http://www.dailymotion.com/killeraf/video/x1jrr_toto-without-your-love
dia ity koa
http://www.dailymotion.com/featured:by/LoloFanToto/video/x1n61_toto-africa-clip
diam isy version betsak anie ny hanaova-dry zareo ilay hira taloha fa manja foana, jereo taminy album XX nanaovany an'i africa fa tsy mtiovy an'io version io!
11. fanantenana2003 ( 28/03/2007 13:57)
stop loving you no tiako tenenina
12. xxx ( 28/03/2007 17:41)
http://www.youtube.com/watch?v=1ajJOHlgV_M&mode=related&search=

mmmhhhh tsara an
13. bilakarenjy ( 28/03/2007 19:40)
http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/24 izany hoe TOTO complet sy ilay style ahafantarana azy raha vao miditra ry zareo .
Hafa ihany ry zalahy rehefa complet e!
14. fanantenana2003 ( 29/03/2007 07:55)
hi-feter ny 30 ans anie ry zalahy aminy heritaona eh! ho avy ao daholo ireo izay nihira tamin'ny tarika Toto taloha ireny, ny fondateur moa mazava ho azy, afa-tsy i jeff porcaro izay maty taminy debut d'anne 90, izay nosoloin'io simons phillips,sinon ho avy aodaholo ireo kalaza lahy rehetra eh! sinon misy 5 date antaony eto france amin'ity taona ity izay nosatarany tao zenith taminy le 26 io,
http://www.youtube.com/watch?v=FpCbfVpqssA
sationany date le 26 mars eh
15. fanantenana2003 ( 29/03/2007 08:02)
le lien nalefan'i bilakarenjy io dia misy an'i jeff, live in paris 1990 io, toto complet satria tao nedala fa tsy nisy joe kosa aloha eh!(jospeh wiiliams)
le choriste noir ireny anie rehefa concet fotsiny no ao fa tsy titulaire eh! donc le sipa jenny macrae no anaran'ilay iray aloha fa teneniko eto ihan yrehea tongaato an-tsaiko!
enfin.....
16. xxx ( 29/03/2007 15:25)
http://www.youtube.com/watch?v=IlE46jP3zhM&mode=related&search=
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4125