Le pardon

1. kantoirina ( 27/03/2007 13:10)
Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo.
novalian'i pimaso ny 24/04/2007 13:32
2. sasa ( 27/03/2007 13:15)
Amiko manokana aloha refa miaiky izy fa hiova ary tsy hamerina intsony d mi-pardonner an'azy za, fa raha ohatra kosa ka mbola mamerina matetika d tsy manaiky hipardonner intsony aho, ilay zaza koa mantsy tsy maintsy jerena ihany
3. nikopol ( 27/03/2007 13:18)
misy milaza fa tsy possible hono ny pardon ! raha vao kobo dia zay no vita.

Miankina amin'ilay vadinao io sy ianao io. Raha toa ka tsy tao an-tsainao mintsy izy hoe mety hampirafy dia tsy ho zakanao zay na inona na inona raisons avoakany satria everinao fa namitaka ny fitiavanao izy. Fa raha fantapatatrao ny toetrany ary tsy misy miova eny aminy sy ny fisehon'ny fitiavany anao. Dia mety tsy ho zava-dehibe aminao ny hi-pardonner.



4. sasa ( 27/03/2007 13:21)
niko za mintsy taloha no tena mpanao an'io hoe raha vao kobo d vita, hitako fa tsy nety tamiko ilay izy, satria nijaly za, satria le bandy tiako be hi hi hi hi hi fa izy kosa aloha tonga d niova. Fa marina io teninao io hoe miankina am tsirairay io
5. booboo ( 27/03/2007 13:23)
Miankina amin'ilay vadinao io sy ianao io. Raha toa ka tsy tao an-tsainao mintsy izy hoe mety hampirafy dia tsy ho zakanao zay na inona na inona raisons avoakany satria everinao fa namitaka ny fitiavanao izy. Fa raha fantapatatrao ny toetrany ary tsy misy miova eny aminy sy ny fisehon'ny fitiavany anao. Dia mety tsy ho zava-dehibe aminao ny hi-pardonner.


eka ouz !
6. Vahinala ( 27/03/2007 13:24)
Arakaraka le antony nanaovany azy koa io, raha tsapanao kosa fa mety antony avy any aminao no nahatonga azy nanao ilay zavatra dia mety mora aminao kokoa ny comprendre azy. Na tsy misy antony tena mazava aza anefa dia miankina koa am fahalalanao ilay olona, raha ny fahitanao azy hoe mety tsy hamerina intsony izy; ny olombelona mantsy tsy maintsy solafaka foana ary na iza na iza mety mbola ho tratran'izay, quelques minutes nahazoanao plaisir tam olonkafa mety hanova zavatra betsaka nefa rehefa tena misy koa ny fitiavana, afaka mi pardonner foana nefa misy ihany koa ny fiteny hoe "une fois ça passe, 2 fois ça lasse, 3 fois ça casse" an ! D aleo mitandrina ihany !
7. vale ( 27/03/2007 13:27)
kantoirina:

Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo.
Oui. Raha olona nahatsiaro fa diso awoana moa no tsy hamelàna azy? (araka ny hevitro), sady ny zaza no tokony jerena ihany koa, izy aza efa mba nifona izany, fifonana amiko midika fa tsy hamerina intsony?


8. xxx ( 27/03/2007 13:31)
Tsy maintsy miaraka ve ny hoe mi pardonner sy manadino ? Zah mora mi pardonner fa tsy manadino : raha vao mahatsiaro ilay zavatra iny aho de mbola malahelo sahala amin'ny hoe vao teo ilay izy no niseho. Njinja raha tiko le oul ...:-( Tsy mahay mamela ve izany ? Sa tsy mahay mitia ?
9. nikopol ( 27/03/2007 13:42)
Amiko ny fitiavana tsy misy Pardon dia fitiavana tsy maintsy tapitra. Ny exclusivité tsara raha ao anatin'ny fotoana voafetra saingy tsy maintsy mamono ny fitiavana io.

Tsy midika hoe manadino akory, satria olombelona ihany, ary izay no antony mahatonga ny disadisa isankarazany eo aminy fitiavana, saingy eo no ilaina ny hahalalana ny tanjon'ny tsirairay : hiaraka maharitra sa exclusivité vetivety ...



10. kelly13 ( 27/03/2007 15:11)
za mety hi pardonne fa kosa ataoko mandraingiraingy mihintsiny, hataoko lisaka mihintsiny ny sofiny fa averimberiko aminy a chaque fois misy occasion ny zvt nataony, eo kou no ahatsapako ra mi tenir ahy izy :°):°)
11. vahatra22 ( 27/03/2007 15:41)

io no tonga amin\' ilay hoe: \" izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy\". Tsy misy tsy diso akory eto ambonin\' ny tany fa \" ny heloka hibabohana mody rariny, ary ny rariny itompoana mody heloka\". Noho izany tokony hifamela foana fa Andriamanitra ary mamela ve dia ny tena olombelona indray no tsy hamela? \" izay manetry tena no asandratra, fa izay manandra-tena no aetry.\"
12. nikopol ( 27/03/2007 15:43)
koa raha mbola mamerina indroa indray izy ry vahatra ?
13. fasaly ( 27/03/2007 15:59)
zà afaka manome pardon indray indro intelo fa ny plus tsy misy :-P
14. kelly13 ( 27/03/2007 16:06)
kayyy tsara fanahy b njy mi pardonne jusqu'à intelo, tchy mbô zha zhany kle :oops:
15. fasaly ( 27/03/2007 17:21)
:-D:-D:-D:-D
16. fasaly ( 27/03/2007 17:22)
kelly: fa dia hoy enao hoe i mamz ange izao miresaka amiko izao:roll::roll::-D:-D HS aho tamiin'iny:-P
17. Fiffi ( 27/03/2007 17:31)
pardon......teny kely milaza zavatra bdbbbbbb ....
18. kelly13 ( 27/03/2007 17:43)
njy kou mamz fôna :(
19. kelly13 ( 27/03/2007 18:02)
ra mba tsara fana njy zao d asinjy sary ndray fa mande dezaka b vao mahita sarinjy ny vahoaka :°):°) (fasaly io an)
20. rakaroka ( 27/03/2007 18:04)
Tsssss !!!misy tsy mahazaka anie rehefa averina aminy ny nataony e: ho ahy aloha ny tody tsy misy fa
ny atao no miverina e....:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5121