Le pardon

41. sakaizakely ( 28/03/2007 13:49)
nikopol>

tsy manitsaka ve izany aminao ? fa inona indray no tokony ho fiantsoana azy ?

samihafa aloha ny fandraisan'ny lhl sy ny vhv ny toejavatra e ! ohatran'ny hoe moramora aminareo manko izany dia rehefa nareo no manao azy dia hoe avela am'zao f'andao tohizana ihany ny lalao.

Io ange no mahatonga ny fitenenana hoe tsy kilalao ny fanambadiana. Matoa miditra eo dia tapakevitra ny tsy hiodinkodina etsy sy eroa, ary tena safidy fa tsy kitoatoa. Hoe haharitra ny hiaraka mandrakizay amin'io olona io fa tsy hoe handeha hihinana ravitonto rehefa leo voanjobory.

Raha misy fiodinana izany eo @ roa tonta dia hanaloka foana ny tokantrano na hifamela aza. Amiko klou dia malsain izany e ! Tsy lasa mits

Raha toa ka misy manaitra ny iray any ambadika any, dia tokony lasa any, fa tsy mampifangarongaro ny torchon sy ny servieta izany. Izany no fandraisako ny fifanajana.
42. mamzelkely ( 28/03/2007 14:11)
kelly13:

ountsss :-w



kozy ee mbô etsy ny tanako :-/:-D:-D:-D
43. kantoirina ( 28/03/2007 19:17)
sakaizakely> Izaho koa anie ohatranao taloha e! Même théorie.fa nony nitranga tamiko ilay izy dia nandefitra aho. D'accord aho hoe nanaiky nitsahany fa tsy tena noho izy no nijanonako fa nohon'ny zanako. D'accord aho fa tiako izy, ary fantatsika daholo fa ny zanaka divorcé dia manomboka ny fiainany avec un handicap. Izy t@ nanao ny nataony mety tsy nieritreritra izany, fa izaho aleoko manome chance ny tokatrano mba tsy ho henjehin'ny zanako any aoriana justement. Rehefa hitako ve moa fa ca ne vaut plus la peine, tsy hiala ihany aho.
44. bozylove ( 28/03/2007 20:40)
kantoirina:
Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia [size=13px]nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles[/size]. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo.


Raha toa ka strictement sexuel araka ny lazainao; dikan'izany tsy mi satisfaire ny vadinao enao izany. tokony hanontanianao ny tadiaviny any ivelany dia manao izay tiny sexuellement enao; @ n'izay izy tsy mande mitady any ivelany intsony izy 8) :P

Ary raha mbola misy FITIAVANA (l) azy enao dia misy ny PARDON 8)
45. bozylove ( 28/03/2007 20:52)
8)
kantoirina:
sakaizakely> Izaho koa anie ohatranao taloha e! Même théorie.fa nony nitranga tamiko ilay izy dia nandefitra aho. D'accord aho hoe nanaiky nitsahany fa tsy tena noho izy no nijanonako fa nohon'ny zanako. D'accord aho fa tiako izy, ary fantatsika daholo fa ny zanaka divorcé dia manomboka ny fiainany avec un handicap. Izy t@ nanao ny nataony mety tsy nieritreritra izany, fa izaho aleoko manome chance ny tokatrano mba tsy ho henjehin'ny zanako any aoriana justement. Rehefa hitako ve moa fa ca ne vaut plus la peine, tsy hiala ihany aho.


Marina ny anao e , ny ankizy no jerena voalohany , ireo no porofo velona ny fifankatiavan'ny mpivady.

Tsy hoe mandefitra izany fa mi accepter ny toetran'ilay olontina tel qu'il est @ toetra tsarany sy ny toetra ratsiny , ilay olontina koa manaiky ny toetranao tsara sy ratsy :-)8)

Ny fitiavana tsy hoe raha "tiko izy dia manao izay tiko" ; fa kosa hoe "tiko enao satria enao @ ny maha izy anao" Ary ao anaty ny epreuve no ahitana ny tena fifankatiavana marina. [size=13px]Ary matoa mbola tantinao ny toetrany dia mbola tinao izy izany 8):o(l)[/size]

46. Vahinala ( 28/03/2007 22:50)
sitlo:

vahinala> Diso ianao fa tsy misy solafadafaka izany io, fa matoa izy nanao izay dia sitra-pony izany. Raha izaho manokana aloha, raha serieux ny zavatra, dia mandinika aho vao manao. Dia izay vokany eo tatazako daholo.
Dia raha izaho izao le nampirafy dia izay fanapahan-kevitr'ilay nampirafesina eo dia ekeko daholo. Dia raha solafaka indray aho dia mbola be ny ho sisa.



Marina ny anao saingy izao koa anefa, sitrapo ilay izy nefa tsy sitrapo tonga hoazy koa fa mety antony maro no nahatonga azy nanao an'ilay izy, mety ohatra misy olana tao am tokantrano na ara sexuel dia lasa voasarika tany ivelany izy, amzay fotoana izay dia tokony manontany tena aloha hoe sao kosa ary d avy taty amiko no nisy fahadisoana, izay le lazaiko hoe ilaina fantarina tsara aloha ny antony nahatonga azy nanao an'io. Isika olombelona mantsy anie tsy misy tonga lafatra e, betsaka foana ny fakampanahy eny am rehetra izay alehanao eny ary mety hisy fotoana tsy aharesy izay fakampanahy izay dia tafaroboka na izaho na ianao mety samy mbola ho sendra izany dia izay no ilàna ilay pardon indrindra raha mbola misy ny fitiavana. Raha ohatra kosa ndray ve moa, efa tratra indray mande nefa d mbola manohy fona ihany, zay aho fa tsy mi pardonner intsony fa entiko ny zanako dia barakay tsotr'izao e !:-D:-D
47. bozylove ( 29/03/2007 16:04)
kantoirina:
Izaho talohan'ny nisian'io situation io dia ny principe-ko dia hoe raha mampirafy izy dia tsy mahafaly azy izany ny ato an-tokantrano, dia avelako izy. Nony nitranga iay izy dia tsy nahavita akory aho, tsy mahavita mankahala azy akory, sady mieritreritra aho hoe inona no valeur hampitaiko @ ny zanako, izaho aza tsy mahay mi-pardonner, dia nijanona aho. Tsy hoe ni-pardonner aho akory fa hiezaka hanohy ny lalana avec des attidudes differentes. Fa hitako fa mafy amiko ilay izy satria vao misy zavatra kely dia miverina ato an-tsaiko ny nataony.Fantatro fa tena tiako izy, ary izy koa tia ahy, fa tsy fantatro ny antony nanaovany an'io. Mety misy fantasme tiany réaliser-na angamba. Izy aloha tsy manana contact @'ilay vehivavy intsony e!
.

Enao ihany no mahita izay hitanao fa mety @ fainanao, ny eto manome hevitra fotsiny 8)

Ny any Bozy ny fanambadina, ny engagement teo @ voady mariazy no zavadehibe. ilay fifanekena hoe [size=13px]"na mamy na mangidy hiaraka @ nao"[/size] dai raha vao misy mangidy dai hoe hisaraka :cry:
[size=13px]Base fiarahana FITIAVANA, raha tinao ny vadinao dia ainao ny mamela[/size] azy sy tokony hiaraka hifanakalo hevitra miteny izay tin'ny tsirayray.(proposition fa tsy imposition, fa tsy voatery hanaiky ilay olontinao). Mitady marimaritra iraisana 8) e


Resaka sex anie anisan'ny mampiray ny mpifankatia e(l).Io no porofo velona ny fifankatiavan'olona roa (uninon de deux etres qui s'aiment), tokony hiezaka nareo hi satisfaire ny plaisir e tsirayray :P.8):lol:

[size=13px]CONFIANCE koa ny base ny fiarahana e[/size] , efa mody antrano ny vadinao izay no zavadehibe , aza alefa lavitra ny eritreitra e :-)
48. sitlo ( 29/03/2007 18:18)
oway zany soratra eh (za tia vonikazo dingadingana)

vahinala> ozy ianao pradon indrindra raha mbola misy ilay fitiavana. Ka raha tsy levona tampoka tamin'iny ilay fitivana. Ohatra hoe ny toetrany no itoeran'ny fitiavanao anazy dia kay izy ratsy toetra dia ahoana. Dia hiafy eo ve ianao mandrakizay, dia hoe hiova aho fa ho hendry tsara amin'izay, dia hino ve aho nefa vao teo no mandina.

Za lo tsy mbola manambady dia tsy fantatro hoe ho inona no ataoko, fa raha sipa tonga dia barakay. Asiana miarakakely ihany aloha alohan'ny hahitana hafa fa ny ho mandrakizay dia nofy.
49. bozylove ( 29/03/2007 19:05)
stilo:
[size=13px]Za lo tsy mbola manambady dia tsy fantatro hoe ho inona no ataoko[/size], fa raha sipa tonga dia barakay. [size=13px]Asiana miarakakely ihany aloha alohan'ny hahitana hafa fa ny ho mandrakizay dia nofy.[/size]


Enao izany ilay maketsy makeroa,8) ary io tsy voatery hoe fanambadina fa olona roa miaraka na concubinage aza e 8).

Efa misy FITIAVANA sincère tsy misy intérêt matériel(l) sy indindra fitiavana @ fanekena ilay olontiana @ maha izy azy.(FITIAVANA ambogandiny raisina daolo ny ratsy sy ny tsara , fa tsy FITIAVANA en détail izay tsara ihany no raisina :) 8):D

Tsy enao misty no hanova toetran'ialy olona , olona roa samy nanana ny fomba fitazaina azy sy fomab fiananany tsy voahova , fa kosa ny tsirayray no mi s'adapte @ ny toetra ny tsirairay.

[size=13px]Ary efa miady dia tsy hoe "enao tsy manao izay tiako" fa kosa hoe " fa inona no tsy tinao nataoko" 8)[/size]

(l)(l)(l)8)
50. Zina ( 29/03/2007 19:28)
Misy efa manana experience betsaka ato zany kle. hihihihi...
mamela mamela ihany fa ilay fitiavana otrany tsy mitovy @ ny taloha intsony:wink:
51. nikopol ( 29/03/2007 19:38)
zina ! na ho an'ny olona tsy miodina aza dia tsy mitovy amin'ny taloha ny fitiavana ...resaka attitude io... ny tendance dia miharatsy foana ny fitiavana aminy resaka fotoana ( en général) ka na niodina ilay olona na tsia dia hita bebe kokoa foana ny maha ratsy azy sy ny mety hahatsara ny choix hafa ... noho izany resaka attitude ilay izy ... vonona hanatsara ilay fiharahana ve sa tsia ? ( na niodina na tsia ) ...

kombaka isan'andro io, fa raha misy fahafinaretana dia tsara fa raha toa ka tsisy dia aleo hidaboka

52. sitlo ( 29/03/2007 19:56)
bozylove:

Enao izany ilay maketsy makeroa,8) ary io tsy voatery hoe fanambadina fa olona roa miaraka na concubinage aza e 8).


tsy manketsy makeroa izany a fa adalany matoa izy nampirafy, tsy hisy his'adapta amin'izany toetra izany.


53. Vahinala ( 29/03/2007 21:20)
sitlo:

oway zany soratra eh (za tia vonikazo dingadingana)

vahinala> ozy ianao pradon indrindra raha mbola misy ilay fitiavana. Ka raha tsy levona tampoka tamin'iny ilay fitivana. Ohatra hoe ny toetrany no itoeran'ny fitiavanao anazy dia kay izy ratsy toetra dia ahoana. Dia hiafy eo ve ianao mandrakizay, dia hoe hiova aho fa ho hendry tsara amin'izay, dia hino ve aho nefa vao teo no mandina.

Za lo tsy mbola manambady dia tsy fantatro hoe ho inona no ataoko, fa raha sipa tonga dia barakay. Asiana miarakakely ihany aloha alohan'ny hahitana hafa fa ny ho mandrakizay dia nofy.




Situation hafa mintsy ndray ra tonga d tena hoe niova tanteraka lasa tsy tia azy intsony mihitsy ianao, amzay fotoana zay kosa ve mo rehefa tena sur fa tsy tia d mbola hiafy ao ihany tsy vao maika mampijaly tena, nefa raha ohatra ndray ka efa mananjanaka dia mila mieritreritra tsara aloha.
Za aloha efa manambady fa tsy mbola niseho tam tokantranoko io zavatra io hatramzao ary manao izay rehetra azo atao mihitsy mba tsy hisian'izany na avy amiko na avy aminy, fa tamza mbola tsy nanambady ndray d efa niainako io tamle sipako taloha, ni pardonner azy aho fa zany hoe ilay fitiavana mintsy koa no niha levona tsikelikely niaraka tam fotoana teny, ny farany moa dia ohatra ny rava oazy tsy nisy resaka firy, za koa nahita ity lasa vadiko ity d zay tapitra teo koa ny fitiavako ilay iraika.
54. bozylove ( 30/03/2007 12:35)
nikipol:
zina ! na ho an'ny olona tsy miodina aza dia tsy mitovy amin'ny taloha ny fitiavana ...resaka attitude io... ny tendance dia miharatsy foana ny fitiavana aminy resaka fotoana ( en général) ka na niodina ilay olona na tsia dia hita bebe kokoa foana ny maha ratsy azy sy ny mety hahatsara ny choix hafa ... noho izany resaka attitude ilay izy ... vonona hanatsara ilay fiharahana ve sa tsia ? ( na niodina na tsia ) ...

kombaka isan'andro io, fa raha misy fahafinaretana dia tsara fa raha toa ka tsisy dia aleo hidaboka


Fitiavana miharatsy ahona aloha no tinao lazaina??
Ny fitiavana mi évoluer dans le temps , fa tsy misy fona kosa aloah ilay fitiavana amoureux be ireny foana. ary tena ahitana fa mifankatia efa ao anaty epreuve.
Fitiavana amiko (ny exprérience ko) efa manaiky an'ilay olontinao @ ny maha izy azy ary izy manaiky anao @ ny maha izy azy anao. Ny toetran'ilay olontinao, isanandro enao no manao découverte ny toetra ratsy sy ny toetra tsara.

Ny mifampiresaka sy dialogue no tena zava dehibe na miafara @ ny ady aza indraindray ny ady hevitra.io ilay hoe "inona no tinao ataoko"

Efa misy ny FITIAVANA AMBOGANDINY(l) mafinaritra foan ny fiarahana :D 8)
55. nikopol ( 30/03/2007 12:40)
Bozylove ! ny tiko tenenina dia fragile foana ny fitiavana na miodina na tsy miodina ... element iray mety maha-fragile azy ny fiodonana, saingy mety element iray koa hahafahan'ilay miodina mahatsapa ny lanjan'ny "tompotoerana" ka mety hahalalany mazava bebe kokoa ny ao antsainy ...saingy tsy ny fiodinana na tsy ny fiodinana irery akory no mapi-équilibre na tsy ny couple ...






56. bozylove ( 30/03/2007 12:44)
stilo:
tsy manketsy makeroa izany a fa adalany matoa izy nampirafy, tsy hisy his'adapta amin'izany toetra izany.


tsy azoko ny tinao lazaina" adalan'iza ilay hoe mampirafy???" ilay lehilahy ve??? Matoa misy ny fampirefasana misy tsy ampy tadiaviny ao @ tokantrano.8) asiana fanazavana ma toa tsy tanty tsy misy intsony izany FITIAVANA 8)hanatsara ny fiaharahana.

Ary CONFIANCE koa no base ny fiarahana e efa tsy matoky ny olontinao enao tsy mandry ny saina fa soupçon lava
57. bozylove ( 30/03/2007 12:54)
nikipol:
Bozylove ! ny tiko tenenina dia fragile foana ny fitiavana na miodina na tsy miodina ... element iray mety maha-fragile azy ny fiodonana, saingy mety element iray koa hahafahan'ilay miodina mahatsapa ny lanjan'ny "tompotoerana" ka mety hahalalany mazava bebe kokoa ny ao antsainy ...saingy tsy ny fiodinana na tsy ny fiodinana irery akory no mapi-équilibre na tsy ny couple ...


Matoa fragile ny fitiavana nao diany base voalaohany niarahana mitsy no fragile izany amiko. Efa mi evoluer anie ilay fitiavana ka hita ohatra ny hoe miharatsy, [size=13px]dia mba tadidina ihany ilay fotoana niarahana t@ mbola mandamoro (l) (l)be ireny , tasaroana daolo ny fotona mamy be niarahana dia iny tonga saina hoe mba tena tiko anie izy io e :-) (l)8)[/size]

ary ny resaka fiodonana, ny conscience nao ihany no mitondra azy, izaho tsy tia miodona izao satria efa tonga ao antrano hiaraka hatory @n'ilay olontiko tena mba tsy mandry ny eritreritro e! izaho vao avy niaraka t@n'olona hafa nefa miaraka @ ny olotiko manenjika ihany ny eritreritra e!. :oops:
58. nikopol ( 30/03/2007 13:00)
bozy io samy manana ny fijeriny ...raha tsy mitovy fizotra intsony couple roa, ny iray te ho ary , ny iray te ho atsy ...tsy hitako izay raison hitadiavana fijanonana ... samy maka ny lalàny dia basta ...sady fohy ny fiainana ...

59. bozylove ( 30/03/2007 13:18)
nikipol:
bozy io samy manana ny fijeriny ...raha tsy mitovy fizotra intsony couple roa, ny iray te ho ary , ny iray te ho atsy ...tsy hitako izay raison hitadiavana fijanonana ... samy maka ny lalàny dia basta ...sady fohy ny fiainana ...


Tsy ao intsony anie ny FITIAVANA dikan'izany e , fa raha fanaraka ve moa enao sy ny vadinao fa samy manao ny fianany dia lasa colocataire nareo, safidinareo roa izany e 8). Efa fanaraka anie tsy misy mibedy e :-)8):lol:

Ary averiko ny FITIAVANa oua tsy ilay hoe janona amoureux be ireny fa ilay manaiky an'ilay olontina @ toetrany AMBONGADINY 8)

60. kelly13 ( 30/03/2007 13:32)
ka na manitsaka sy mamono etc... kosa v ry bozy d mbola ekena @ ambogadiny sous pretexte oe FITIAVANA!! ountsssss tsy mba za zany fa une fois manitsaka ahy d bye bye my love, na misy fitiavana azy aza za d tsy hanaiky hitsakitsahana izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501