Le pardon
21. tynah
(
27/03/2007 19:44)
tsara ny mamela nefa koa refa ho lava d aleo tsy misy eh!!! zah tena mamela fona nefa refa miverina ao an tsaiko ilay zavatra d marary be ny foko sady ny ahy refa misy zavatra d zah tsy mba miteny fa nya za tratrako indray mandeha fa tonga d mivoka doly io zvtr ao am poko io na d zavatra tam 2 taona lasa aza.
23. hery
(
27/03/2007 21:41)
Tandremo fa misy koa ny olona tsy miandry pardon. Tiany ho tsapany hoe mizaka ny heloka nataony izy. Manjary tsy misy lanjany ho azy intsony ny fitiavanao raha toa ka efa zavatra gravy no nataony kanefa mora ho anao ny mi-pardonner.
Misy olona miandry saziana tamin'ny zavatra tsy nety nataony amin'izay mba milamina ny sainy.
Koa aza tonga dia maika be miteny hoe "Tsy maninona re zany e"... satria tena naninona tokoa raha nisy fitiavana tao.
Ny pardon tsy misakana ny sazy.

24. Vahinala
(
27/03/2007 22:26)
xxx:
Tsy maintsy miaraka ve ny hoe mi pardonner sy manadino ? Zah mora mi pardonner fa tsy manadino : raha vao mahatsiaro ilay zavatra iny aho de mbola malahelo sahala amin'ny hoe vao teo ilay izy no niseho. Njinja raha tiko le oul ...:-( Tsy mahay mamela ve izany ? Sa tsy mahay mitia ?
Normaly tsara be zany satria tsy mora anie ny manadino e, indrindra fa raha zavatra gravy be le nataony.
Amiko aloha d misy fetrany ihany koa anefa le zavatra azo pardonner na, izay le lazaiko hoe arakaraka ny fahafantarana ilay olona sy ny fitrangany olana sao mba avy tam tena ihany koa no nahatonga le izy. Fa na izany aza raha zavatra tena fantatra fa efa mihoatra ny tokony ho izy kosa dia eo no olana hoe hamela sa tsia, dia raha hamela dia ahoana ny tohiny na misy fitiavana aza mety hiova ilay izy fa tsy toy ny teo aloha intsony.
25. Vahinala
(
27/03/2007 22:28)
rakaroka:
Tsssss !!!misy tsy mahazaka anie rehefa averina aminy ny nataony e: ho ahy aloha ny tody tsy misy fa
ny atao no miverina e....:-D:-D:-D
Tsy tsara ny mamaly ratsy ny ratsy, raha fantatrao ve fa tsy mety ny nataony d mbola ho ataonao koa ? Marina fa misy ny fiteny hoe ny atao no miverina fa na ratsy toy inona aza ny nataony tsy anjarantsika no manome tody azy amzany fa na ny aretintsaina mi se culpabiliser aza d efa mety valin'ny nataony.
26. sitlo
(
27/03/2007 22:34)
Za lo mbola tsy manam-bady dia tsy haiko le situation. Fa ny ahy rehefa tena nodinihiko tsy misy pardon pardon izany fa am-bava manaiky, nefa ny maso efa mitady hafa.
Tsy miverina 100% izany intsony ny fitiavana. Raha mamela aho dia mety hitombo 110% ny azy fa ny ahy ssy taff zany. Vao mieritreritra kely fotsiny dia efa 30%, ndrindra moa fa vao miady kely dia efa 5%. Dia raha vao misy fanindroany dia efa negatifa.

27. Vahinala
(
27/03/2007 22:54)
sitlo > Ary raha ampifamadihana ndray d ataontsika oatra hoe eo aminao ndray ny toeranle nanao faute d ahoana no ataonao ? Ny olondrehetra ange hoa samy tsy maintsy solafaka aby e, ary mety tsy ho resaka fampirefasana ihany io.
28. sitlo
(
27/03/2007 23:41)
vahinala> Diso ianao fa tsy misy solafadafaka izany io, fa matoa izy nanao izay dia sitra-pony izany. Raha izaho manokana aloha, raha serieux ny zavatra, dia mandinika aho vao manao. Dia izay vokany eo tatazako daholo.
Dia raha izaho izao le nampirafy dia izay fanapahan-kevitr'ilay nampirafesina eo dia ekeko daholo. Dia raha solafaka indray aho dia mbola be ny ho sisa.
Dia raha izaho izao le nampirafy dia izay fanapahan-kevitr'ilay nampirafesina eo dia ekeko daholo. Dia raha solafaka indray aho dia mbola be ny ho sisa.
29. sasa
(
28/03/2007 05:08)
sitlo aza manao anzany ianao fa betsaka ny zavatra tonga tsy araka ny noeritreretinao an'azy, fa raha azo atao ny mi-pardonner olona d atovy fa vao maika hampatsara anao izay.Tanty foana anie ny vokatry ny zavatra natao kanefa raha midemander pardon amzay tsy nety nataonao ianao ka tsy mi-pardonner anao ilay olona iny d mety halahelo ihany ianao
30. fasaly
(
28/03/2007 05:53)
ié! zà kalou tolerante be mitry e! sady mora ontsa de possible ny le pardon intelo fa ny suite no tsy haiko refa tofoka kosa ve tsy hanipy eponge ihany:-P
32. ainaheri
(
28/03/2007 07:13)
Za kosa alou tsy i Victoire Rasoamanarivo eee d iaritra zay fahoriana omeny ahy eo!!Amiko izany fanitsakitsahana tokantrano izany tsy misy pardon,
tsy noteren'iza na iza ianao nanao an'iny nefa d nataonao ary dia tsoriko eto fa fantatrao ny hiafaran'ny tantara ra tratra ianao indray andro any d ra tsy tratra mo d mitohy iany!!D hoy nareo oe ra nandalo @ zay stade zay v izy d tena feno marina ny fitiavany anao?? Ary ny tanana zatra mitsotra tsy afaka mivonkina intsony fa ianao fotsiny no ahazo aretimpo eo!!
Omeko oh 1 fotsiny" tokony hirava @ 19h izy d tonga any antrano 19h30 kanefa tratran'ny ambotaka izy d tsy tafody t@ lay ora kanefa lay zvtr marina d raikitra ny fifamaliana satria tsy misy tsony ny fifampitokisana d zay fona ny iainana

33. kantoirina
(
28/03/2007 07:37)
Izaho talohan'ny nisian'io situation io dia ny principe-ko dia hoe raha mampirafy izy dia tsy mahafaly azy izany ny ato an-tokantrano, dia avelako izy. Nony nitranga iay izy dia tsy nahavita akory aho, tsy mahavita mankahala azy akory, sady mieritreritra aho hoe inona no valeur hampitaiko @ ny zanako, izaho aza tsy mahay mi-pardonner, dia nijanona aho. Tsy hoe ni-pardonner aho akory fa hiezaka hanohy ny lalana avec des attidudes differentes. Fa hitako fa mafy amiko ilay izy satria vao misy zavatra kely dia miverina ato an-tsaiko ny nataony.Fantatro fa tena tiako izy, ary izy koa tia ahy, fa tsy fantatro ny antony nanaovany an'io. Mety misy fantasme tiany réaliser-na angamba. Izy aloha tsy manana contact @'ilay vehivavy intsony e!
35. mamzelkely
(
28/03/2007 12:29)
kantoirina normal le réaction anao satri refa tia de mahay mi-pardonner; ny raison mety nahatonga azy hanao an le izy mety ts hoe ts fitiavana fa mety mba solafaka kely izy na taitaitra reo lhl reo manko betsaka ny taitaitra:-P:-D:-D fa tsara refa haindry ny mandajalanja an le izy. ra za manokana no teo am plasinjy alou de sure ko za fa ts niala fa saingy we mety namaly faty kely ftsn za ahafataran'ny ararin'ny le izy tamiko :°) (ratsy lou be za :^) )zayz a vô mi-pardonner amizay :°)
37. nikopol
(
28/03/2007 12:48)
Tsy misy fiainana mandeha ho azy izany angamba aloha e, action mitarika reaction, sns ... raha mbola manana zavatra zaraina sy hiombonana ilay couple dia mbola tokony hanohy lalàna miaraka, na nisy solafaka aza ...
Raha ohatra izao hoe ny hanome " ambiance " tsara ho an'ny rehetra, na ny ankizy izany na ny mpivady, no anisan'ny tanjon'izy mivady dia mety tsy ho tsara ny manao lolopo ...
Fa raha kosa moa ny mahazo fihetsehampo madinidinika sy ny mifanome lagy araky ny maha-olombelona no mahafinaritra dia samy mizaka izay vokany ...

38. sakaizakely
(
28/03/2007 13:10)
dakodak @ sitlo hoe tsy misy famelankeloka izany na misy zaza na tsia.
matoa izy niolana dia misy antony. Raha hoe resaka sexe izany, dia eritreretina ihany hoe misy tsy ampy eo ambiliany matoa izy mitatatra ny any ambilian'ny hafa.
Inona no image omenao ny zanakao justemement ? Hoe vhv nanaiky hitsahan'i dada ? Tadidio fa hitsara anareo ny zanakareo any aoriana any na tianareo na tsia. Ary koa ny efa nitsaingoka dia tsy maintsy mbola mamerina fa nahita tsirony. Ary ho fantatry ny zanany ihany izany any aoriana any.
Dia inona no valeurs ho entin'ilay zaza hanorenana fiainana ? Dada namitaka an'i neny, neny nanaiky ho hitsahana ? Toy izany ve ny RaD modely omena halain'ilay zaza tahaka ?

39. nikopol
(
28/03/2007 13:28)
theorie daholo zany sakaizakely an, fa rehefa pratika hafa indray ...
Fa maninona moa no heverina hoe manitsaka ?
betsaka ny olona nijanona tao aorinan'ny fiodonana, ary tsy hoe resy akory fa nandajalanja sy namakafaka, ary nahatsapa fa ny zava-dehibe dia Hafa... ary tsara ny manohy miaraka ...
Ny concept-ny fiarahana mihintsy matetika no mamotika ny couple ka mahatonga ny olona tsy mahatsiaro sambatra ao anatiny ... (izany akory tsy midika hoe hiodina etsy sy eroa )...
saingy samy olon-dehibe moa ka samy mahalala ny ataony sy ny vokany ...
ny iriana fotsiny dia mitovy filamatra ilay couple fa raha tsy izany dia isaraka isaky ny ray minitra ....

40. rakaroka
(
28/03/2007 13:34)
'za mahatsapa fa misy olona "profiteur"ou "profiteuse" izay: mahafinaritra an-drizareo ny manararaotra ny fahatsoran'ny vadiny?...'za manokana tsy afaka hipetraka @ placen'ny rafozako nohitsakitsahana sy natao tsindrihazolena...na manana fitiavana toa inn aza aho!Ny fifanajana amiko , cela fait partie amin'ny lalam-pitiavana.