Le pardon
63. nikopol
(
30/03/2007 13:55)
ny ahy eviter-ko mintsy ny manitsaka, ny mamelaka ihany no ataoko indraindray
64. kelly13
(
30/03/2007 13:57)
hahahaha, mpanao rangers nga ianao? d le felakao zany felaka malefaka? :-D:-D:-D
65. bozylove
(
30/03/2007 14:57)
kelly13:
ka na manitsaka sy mamono etc... kosa v ry bozy d mbola ekena @ ambogadiny sous pretexte oe FITIAVANA!! ountsssss tsy mba za zany fa une fois manitsaka ahy d bye bye my love, na misy fitiavana azy aza za d tsy hanaiky hitsakitsahana izany.
Enao no mahita ny fiananao sy ny mety @ fiananao, miteny ny hevitro fotsiny ahao fa tsy nisy niteny hoe arahako ny hevitro 8O 8) :D.
Ny exprience ko lazaiko , fa efa tsy fanaraka @ tianreo tsy voatery hanaraka. 8).
matoa izy mande any ankafa misy tsy ampy aminy ao antrano.
kelly13:
tsy mba za zany fa une fois manitsaka ahy d bye bye my love, na misy fitiavana azy aza za d tsy hanaiky hitsakitsahana izany
Ataovy bye bye e!, dia andana mitady hafa dia efa tsy fanaraka @ ny tinao indray dia ataovy bye bye indray , dia mitadiava hafa indray ainsi de suite :-)8) Raha izay ve no hitanao fa mahasoa anao tsy misy olana izany 8)
66. tywa68
(
30/03/2007 15:27)
kelly13 : tena bye bye raha hoe misy jason donovan ao ambadika ao :-D:-D
Bozylove : samy manana ny tantiny kosa ary raha tena tia dia mahay ny limites tsy azo aleha. Arakarak'ilay expériences koa io !

67. kelly13
(
30/03/2007 17:03)
o ry bozylove a, aza d agressive b amiko ianao azafady indrindra an! tsy ny fanasivanao ireo smiley kely reo akory no midika hoe mampitsiky na manalefaka ze lazainao! ra ny experience-nao no teneninao d teneno, fa za kou mba milaza ny hevitro toa anao milaza ny hevitrao! tsy nilaza ny hanaraka ny hevitrao aho, za kou tsy nilaza oe arao ny hevitro, samia mitana ny teniny! ary za no niresaka taminao io ko maninn no ataonao hoe "tianareo"? ianao ange no tena mpila vanina @ oul eto e! tedavinao ny oul hanaiky ze teneninao! ianao nga no tena rahafamarinana sa ianao no tena manjopika tsisy fahadisoana? aza manao vava toy izao ataonao izao fa tsy hoe akory derriere ny ecran-nao ianao ka tsy hanohina ny oul ny zvt teneninao
mba asio fisainana iany! ie ataoko bye bye ny ahy ra manalika ahy, mazava b zay, ary na hitady zato amby arivo aza aho, anahako zany fa tsy an'iza tsy an'iza, fa tsy ianao io no ande hanao b morale amiko eto! inn indray no avalinao amiko eto izao? tarito fa za manaraka! aoka fotsiny tsy asinao resaka oe "milaza ny zava misy etc..." fa mankadou ahy io resakao io, ovao ny refrain-nao ra tena hiady hevira fa aza ny tonta no avadibadika

69. kelly13
(
30/03/2007 17:58)
:-D:-D:-D efa nisotro rano mangatsika be za ka, hihihi
miketrika b zay izy hamaly ahy
=))=))=))=))=))=))=))=))
miketrika b zay izy hamaly ahy
=))=))=))=))=))=))=))=))
70. bozylove
(
30/03/2007 18:06)
kelly 13:
o ry bozylove a, aza d agressive b amiko ianao azafady indrindra an! tsy ny fanasivanao ireo smiley kely reo akory no midika hoe mampitsiky na manalefaka ze lazainao! ra ny experience-nao no teneninao d teneno, fa za kou mba milaza ny hevitro toa anao milaza ny hevitrao! tsy nilaza ny hanaraka ny hevitrao aho, za kou tsy nilaza oe arao ny hevitro, samia mitana ny teniny! ary za no niresaka taminao io ko maninn no ataonao hoe "tianareo"? ianao ange no tena mpila vanina @ oul eto e! tedavinao ny oul hanaiky ze teneninao! ianao nga no tena rahafamarinana sa ianao no tena manjopika tsisy fahadisoana? aza manao vava toy izao ataonao izao fa tsy hoe akory derriere ny ecran-nao ianao ka tsy hanohina ny oul ny zvt teneninao
mba asio fisainana iany! ie ataoko bye bye ny ahy ra manalika ahy, mazava b zay, ary na hitady zato amby arivo aza aho, anahako zany fa tsy an'iza tsy an'iza, fa tsy ianao io no ande hanao b morale amiko eto! inn indray no avalinao amiko eto izao? tarito fa za manaraka! aoka fotsiny tsy asinao resaka oe "milaza ny zava misy etc..." fa mankadou ahy io resakao io, ovao ny refrain-nao ra tena hiady hevira fa aza ny tonta no avadibadika
Enao izany anie toa mahatsiaro agressée, nisy teny agressive nolazaikao anga teo
bozylove:
[size=13px]Enao no mahita ny fiananao sy ny mety @ fiananao, miteny ny hevitro fotsiny aho fa tsy nisy niteny hoe araho ny hevitro 8O 8) :D [/size] .
[size=13px]Ny exprience ko lazaiko , fa efa tsy fanaraka @ tianreo tsy voatery hanaraka.8) .[/size]
matoa izy mande any ankafa misy tsy ampy aminy ao antrano.
[size=13px]Mba lazao kely sy omeo ahy kely inona no teny agressive lazaiko anao eo ambony eo????8O[/size]
Efa miteny n y heviny tsy araka ny eritreritrao ve dai hoe "agressive"??? 8)
Ary raha makadoua anao anie ny soratro aza vakina e :lol:
Entre pas io terme mankadou io koa terme ny mpiserarasera eto
71. bozylove
(
30/03/2007 18:11)
kelly13:
mba asio fisainana iany! ie ataoko bye bye ny ahy ra manalika ahy, mazava b zay, ary na hitady zato amby arivo aza aho, anahako zany fa tsy an'iza tsy an'iza, fa tsy ianao io no ande hanao b morale amiko eto! inn indray no avalinao amiko eto izao? tarito fa za manaraka! aoka fotsiny tsy asinao resaka oe "milaza ny zava misy etc...
[size=13px]Ka tsy marina aza ve izany fa efa tsy fanaraka @ tinao ilay olona tsy ataonao bye bye foana araka ny soratrao raha izany hitanao fa mampety ny anao inona no olana[/size]??
Misy teny agressive nataoko ve teo 8O:?:
72. kelly13
(
30/03/2007 18:20)
za mpisera eto refa tsy faly mibotsina, ie za clan ny mpisera eto refa tsy faly d aza vakina, ie mahatsiaro agressée za refa tsy faly aza vakina ny soratro,
"Ny exprience ko lazaiko , fa efa tsy fanaraka @ tianreo tsy voatery hanaraka", mi agresser ahy io!
"Ataovy bye bye e!, dia andana mitady hafa dia efa tsy fanaraka @ ny tinao indray dia ataovy bye bye indray , dia mitadiava hafa indray ainsi de suite Raha izay ve no hitanao fa mahasoa anao tsy misy olana izany" mbola mi agresser ahy io ka ahona? inn no avalinao?
@ manaraka refa mamaly oul d aza deformer-na ny zvt soratan'ny oul fa manafitohina sy manome litika! eo ianao ramatou fa ny hendry mody voky fa ny adala manisika iany
ataoko bye bye tsy my love enao :(

73. bozylove
(
30/03/2007 18:29)
twa68:
samy manana ny tantiny kosa ary raha tena tia dia mahay ny limites tsy azo aleha. Arakarak'ilay expériences koa io !
Io fonction ny exprérience sy ny degre mpitiavany; ny FITIAVANA miova efa mandroso ny andro, fa ny ahy ny fahitako aza efa te aharitra ny fiarahana sy ny FITIAVANA dai ilay hoe FITIAVANA AMBONGADINY , tia an'ilay olona @ ny maha izy azy na toetra ratsiny na toetra tsarany. Efa tsy misy intsony FITIAVANA dia miasaraka.
[size=13px]Mi s'adapte @ ny toetran'ilay olontina noho ny FITIAVANA (l) 8) :*. Ary amiko efa misy ny FITIAVANA tsy misy ny limite "tant que tu acceptes l'autre tel qu'il est" 8):lol:[/size]
75. bozylove
(
30/03/2007 18:58)
Kelley13:
"Ny exprience ko lazaiko , fa efa tsy fanaraka @ tianreo tsy voatery hanaraka", mi agresser ahy io!
"Ataovy bye bye e!, dia andana mitady hafa dia efa tsy fanaraka @ ny tinao indray dia ataovy bye bye indray , dia mitadiava hafa indray ainsi de suite Raha izay ve no hitanao fa mahasoa anao tsy misy olana izany" mbola mi agresser ahy io ka ahona? inn no avalinao?
[size=13px]Izay fandraisanao azy 8); miteny ny hevitro aho araka ny fahazaoko ny soratrao. fa raha agression ny fandraisanao azy dia hifona na izany[/size]
raha manoratta eto aho madio ny eritreritro tsy manana saina hi agresser olona na ny kely aza.
Miteny ny hevitro aho dia izay 8)
Entre pas aloha raha soratra enao toa tonga dia miakatra be; Raha réel alaiko sary antsaina ny fietsikao raha ohatra manao débat :roll: 8), ilay mikika be ireny :oops::D
77. bozylove
(
30/03/2007 19:11)
[size=13px]samy miteny ny heviny sy ny tiny eto aloha , tsy hitako izay agression efa tsy misy ompa sy insulte 8O 8)[/size]
78. Vahinala
(
30/03/2007 21:45)
hoy bozylove :
Ary raha makadoua anao anie ny soratro aza vakina e
Entre pas io terme mankadou io koa terme ny mpiserarasera eto
Tsotra be, refa zany no terme ny mpisera eto d efa zay izy zany, ny rehetra faly amzany daoly ka izay tsy faly sy tsy tia anzany no miala sy tsy mamaky ary tsy mamaly.

79. bozylove
(
31/03/2007 07:39)
Entre pas io terme mankadou io koa terme ny mpiserarasera eto
vahinala:
[size=13px]Tsotra be, refa zany no terme ny mpisera eto d efa zay izy zany[/size], [size=13px]ny rehetra faly amzany daoly ka izay tsy faly[/size] sy tsy tia anzany no miala sy tsy mamaky ary tsy mamaly.
mampiseho ny zava misy eto aho, zavatra tsikaritro izany , [size=13px]ka izaho manoratra raha mampandoa anareo ny soratako aza vakina 8)[/size]