Le pardon

121. bozylove ( 06/04/2007 10:59)
xxx:
[size=13px]I Bozylove dia tena tia be an'ilay ompaina sy alaina baraka, ka na efa nomen'ny tompon'andraikitra alalana hanala ny tsikera tsy misy hata-kandro aza izy, dia fahafinaretany be ny mitahiry ny tsikera manala baraka azy ao, ary tsy foiny alana mihitsy.[/size]
Mbola santionany fotsiny io a


[size=13px]Tsy esoriko asehoko ny zava misy eto raha tinao ho fantatra izany; efa tsy hanala ny tompon'andraikitra izay mbola averiko responsable 1er n'ity site ity. Raha image mahazo fanala baraka sy ompa ve no tin'ity site serasera ity asehoy, avelao ao ireo sary feno tsikera ho hitam-bahoaka ny zava misy.
asehoko tsara fa misy karazan'olona ohatran'iza no eto
.[/size]8O 8O

[size=13px]Enao aloha dia mitovy tsara @ n'ilay naina6=siks @ fomba fanoratrao sy fisainanao 8)[/size]
122. sakaizakely ( 06/04/2007 11:09)
bozy a eu ce qu'elle méritait

satria ny adala no miresaka @ adala

bozy ihany no nanaiky nifampiresaka t@ ireo olona tonontononiny ireo. Efa hatramin'ny fanombohan'ny volana marsa izy no namaly azy, sady faly mitazona ny tsikera azony dia bien fait pour sa tronche

ny mpitantana no amena loza, f'nga tsy manankatao ireo no andeha hijery isanandro ny sary sy izay soratra ao anatiny ao ? Ny sary indray hita ihany dia afaka manapakevitra izy ireo hoe aleo fafana, fa raha tsikera kosa, tsy iverenana isanandro hoe inona indray no resaketotry ny kaondrana mikasika izay sary fôpla rehetra.

mba mamoaka izao citations aby rehetra izao nefa tsy takatry ny sainangidiny kely akory ny dikany. tokony ampiharin'i bozy aminy aloha vao mba miseho miteny olona izy.

ary mahagaga fa izy irery anie no voan'io e ! Izany ve tsy hoe ny mendrika azy ihany no mahavoa azy. Raha tsy namaly an'i naina izy tsy ho lasa lavitra toy izao ny redirediny.

manelingelina ny fiainan'i bozy e! lalalalalalalalalalalalalalala

zavamisy e ! lalalalalalalalalalalala

Olona mety alaina baraka tsisy fisainana ataon'ny vahoaka fimehezana sisa fa adala mampatahotra :{ :{ :{
123. bozylove ( 06/04/2007 14:21)
sakaizakely:
bozy ihany no nanaiky nifampiresaka t@ ireo olona tonontononiny ireo. Efa hatramin'ny fanombohan'ny volana marsa izy no namaly azy, sady faly mitazona ny tsikera azony dia bien fait pour sa tronche

[size=13px]ny mpitantana no amena loza, f'nga tsy manankatao ireo no andeha hijery isanandro ny sary sy izay soratra ao anatiny ao ? Ny sary indray hita ihany dia afaka manapakevitra izy ireo hoe aleo fafana, fa raha tsikera kosa, tsy iverenana isanandro hoe inona indray no resaketotry ny kaondrana mikasika izay sary fôpla rehetra.[/size]

[size=13px]mba mamoaka izao citations aby rehetra izao nefa tsy takatry ny sainangidiny kely akory ny dikany. tokony ampiharin'i bozy aminy aloha vao mba miseho miteny olona izy.[/size]
ary mahagaga fa izy irery anie no voan'io e ! Izany ve tsy hoe ny mendrika azy ihany no mahavoa azy. Raha tsy namaly an'i naina izy tsy ho lasa lavitra toy izao ny redirediny.

manelingelina ny fiainan'i bozy e! lalalalalalalalalalalalalalala

zavamisy e ! lalalalalalalalalalalala

Olona mety alaina baraka tsisy fisainana ataon'ny vahoaka fimehezana sisa fa adala mampatahotra



[size=13px]asehoy tsara ny fanaratsiana sy fanalana baraka sahala à naina6=siks , ay manaiky tsara ny fomba fanaony enao , tohizo asehoy tsara karazan'olona ohatra n'iza enao 8O 8O ;-)[/size]

[size=13px]Manisy citation izay tiko aho, ka tena mahatsiaro tena concerné à n'ilay citationa anga enao?? mitovy @ naina6=sisks???.[/size]
[size=13px]Hita aloha fa @ fomba fanoratrao koa mitovy fisainana @ n'ilay naina6=siks enao 8O8O[/size]

Ary momba anireo tompon'andraikitra ,efa tsy maka ny responsabilté ny izy, inona no maha tompon'andraikitra azy????

[size=13px]Ary ireo tompon'andraikitra efa nolazaiko ny zava misy sy ny hevitro, matoa zareo tsy misy etsika, manaiky anireo fanalana baraka sy ompa ireny dia ny site serasera site natao hanompana sy hanalana baraka.8)[/size]

izaho mitohy manoratra ny hevitro sy mampiseho ny zava-misy , tsy manenlingelina ny faianko na kely aza izay eto , fa adidiko ny mampiseho ny zava misy izay tsy tantatin'ny sasany ohatra nao satrai misy marina , ary mbola averiko.

Ny fanalana baraka avelako ao @ ny sariko ahitana ny ohatran'iza ny karazan'olona eto, adidiko ny mampintandrina ireo mitady namana mba ho mailo.8O 8O 8)
124. sitlo ( 06/04/2007 15:25)
:-D
hafa ndray koa, zay leo dia maka toerana miaraka aminay o^oo^oo^oo^o
125. Vahinala ( 06/04/2007 16:16)
sakaizakely a aaaaaaaaaaaa, aoka zay fa na hanazava inn eo ange aza hoa ahita havaly foana le madama io e, efa mankaleo na ny mihaino anazy aza.

sitlo > mihisana kely mba hakako toerana ko o^oo^oo^oo^o:-D:-D
126. sakaizakely ( 06/04/2007 17:31)
vahinala>

za nga miteny aminy ? Miteny irery aho fa izy no manakadresaka. Za koa anie mba miteny ny zavamisy e !

aleo ho afabaraka eo fa tsisy saina

dia ahoana re hoy Seneque am'zao e ?

zavamisy e ! lalalalalalalalalalalalalala
o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o
naina e o^oo^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o
siks e o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o

mikisaha nareo hipetrahako. Aleo ny tanora hihaino ny ntaolo mivalankira

la la la la la la la la la la la
127. Vahinala ( 06/04/2007 19:04)
sakaizakely, avy mintsy fa malalaka ny toeranao^oo^oo^oo^o
128. bozylove ( 07/04/2007 08:08)
vahinala:
sakaizakely a aaaaaaaaaaaa, aoka zay fa na hanazava inn eo ange aza hoa ahita havaly foana le madama io e, [size=13px]efa mankaleo na ny mihaino anazy aza[/size].


Efa leo nefa toa vakiana foana ny soratro sy valina any @ olona hafa ny tiana soratana aty, inona no dikan'izany???? [size=13px]Raha tena leo tokony tsy hamaly na hamaky ny soratro akory aza raha logik @ ny eritreritrao enao[/size]8O 8)

Tohizo vakio ny soratro sy valio any olon-kafa dia mitohy ho leo be hatrany hakarary saina @ fakaleoana 8)
129. bozylove ( 07/04/2007 08:43)
sakaizakely:
vahinala>

[size=13px]za nga miteny aminy ? Miteny irery aho fa izy no manakadresaka. Za koa anie mba miteny ny zavamisy e !

aleo ho afabaraka eo fa tsisy saina[/size]

dia ahoana re hoy Seneque am'zao e ?

zavamisy e ! lalalalalalalalalalalalalala

[size=13px]naina e
siks e[/size]


mikisaha nareo hipetrahako. [size=13px]Aleo ny tanora hihaino ny ntaolo mivalankira[/size]
la la la la la la la la la la la



matoa manoratra enao natao vakin'olona rehetra ary mamaky aho.
[size=13px]Ny tsikera soratanao dia momba ahy ka mamaly aho 8O 8) , efa leo sy tsy tinao izay soratako , tokony tsy mamaly. Nefa toa mamaly ahy indirect any @ olon-kafa momba ny soratako???;[/size]

[size=13px]Manàna ny maha izy azy enao, aty amiko manoratra 8),

Araka ny fanoratrao sy enao momba an'ilay naina6=siks @ fanalana baraka; sur mety olona tsy manana ny maha izy azy enao raha mitovy fisainana @ Naina6=siks, eto no be taimbava fa mety en réalité tsy hita izay hapoaka:?::?::roll:.[/size]

Ary raha momba ny seneque mitovy principe aminy aho ary averiko mbola ho vakinao;

[size=13px]"C'est une erreur de vivre selon le mode d'autrui, et de faire une chose uniquement parce que d'autres la font. C'est un inestimable bien de s'appartenir soi-même"
(Seneque)[/size]

[size=13px]"je suis comme je suis" fa tsy voatery ohatra anao hanao " mouton de pagnurge" aho 8O 8)[/size]


130. bozylove ( 07/04/2007 08:49)
stilo:
[size=13px]hafa ndray koa, zay leo dia maka toerana miaraka aminay[/size]


Enao izany no hanangana ny clan ho an'ireo olona leo ; [size=13px]stilo sefo de clan ny leo [/size] :-)8)
131. sitlo ( 07/04/2007 10:38)
:-@
132. bozylove ( 07/04/2007 11:16)
[size=13px]stilo,[/size]
maninona sarysary fotsiny no apetraka , fa tsy manoratra ohatra ny communs des mortels :?::?: :-), tsy enao indray anga moa no [size=13px]sefo clan ny olona leo :-)[/size]

[size=13px]Tsy te hamaly enao 8O :? , fa tena tsy aritrao dia sarysary no apetraka ve?? Aza mampijaly tena re , soraty izay tinao lazaina 8O 8)[/size]
133. sitlo ( 07/04/2007 11:39)
:-D

[center][/center]
134. bozylove ( 07/04/2007 12:06)
sarysary sisa ve no apetraka , ntsooooooooo, 8O :o 8)tandremo sao frustré e 8) matahotra sa maninona hono tsy manoratra sahala ny olona rehetra :?::?:

stilo:
hafa ndray koa,[size=13px] zay leo dia maka toerana miaraka aminay[/size]

iza avy hono izao no kill nao leo miaraka @ nao :?::lol:8)
135. Vahinala ( 07/04/2007 12:31)
bozylove > Tsy stilo rery fa LEO ANAO DAHOLO NY OLONDREHETRA, tsy zahay mintsy no tokony tsy hamaly intsony rehefa leo ny resakao fa ianao no tokony tsy makato am serasera intsony rehefa tsy mahazaka ny revy ato, na hanakiana be adiny zato ato aza enao, voany crampy eo ny tanàna manoratra lava zao hoe "zavamisy", rehefa tsy mahatanty ny firesaky ny olona eto d mandehana mitady site hafa ilazanao ny zavamisy fa tsy eo no mirediredy eo foana, mba vavy lehibe ihany fa tena pffff be le fisainana. Efa olona firy no manakiana ny toetra ataonao mbola manao ihany, mandehana mitady forum hafa refa tsy afapo am eto fa inn no tabatabaina lava eo e, mamorona site ho anao irery d hita eo ra misy mpitsidika. Na inona toetran'ny mpamaly dinika eto na inona na tsy mora tezitra na tsy tsy aferanao zany fa refa tsy tia anzany dia aza makato tsony.
136. Vahinala ( 07/04/2007 12:38)
Raha misy manala baraka anao any am tsikera, ao raha matoa izy manao anizany anao fa manin ny olokafa tsy misy ataony anzany, ianao no tokony handiy tena.
Ampy angamba zay rehefa mbola ts mazava aminao d mitabataba rery fa tsisy hiaino tsony, aleo manaja tena fa za koa no ho lasa adala miaraka am ny efa adala eto. point final
137. Tinaniaina ( 07/04/2007 12:43)
Aza manao izany kosa fa refa tsitay hiresaka @ny ise dia aleo izao no hiresaka aminy.Miresa amiko fa aza miresaka aminy raha izany ny fikany izany an!:)
138. sakaizakely ( 07/04/2007 13:26)
sitlo>

atombohy ary ilay vazo e ! te mba hanova revy @ Lolo kely indray klou

o^o o^o o^o o^o o^o

Aty
Aty
Aty ianao mitonantonana
Izaho
Izaho mamaly moramora hoe

Any alavidavitra any ndray mba mitady a !
any angamba misy e


o^o o^o o^o o^o o^oo^o o^o
139. bozylove ( 07/04/2007 13:29)
vahinala:
bozylove > [size=13px]Tsy stilo rery fa LEO ANAO DAHOLO NY OLONDREHETRA, tsy zahay mintsy no tokony tsy hamaly intsony rehefa leo ny resakao fa ianao no tokony tsy makato am serasera intsony rehefa tsy mahazaka ny revy ato, na hanakiana be adiny zato ato aza enao,[/size] [size=13px]voany crampy eo ny tanàna manoratra lava zao hoe "zavamisy", rehefa tsy mahatanty ny firesaky ny olona eto[/size] d mandehana mitady site hafa ilazanao ny zavamisy fa tsy eo no mirediredy eo foana, mba vavy lehibe ihany fa tena pffff be le fisainana. [size=13px]Efa olona firy no manakiana ny toetra ataonao mbola manao ihany, mandehana mitady forum hafa refa tsy afapo am eto fa inn no tabatabaina lava eo e, mamorona site ho anao irery d hita eo ra misy mpitsidika. Na inona toetran'ny mpamaly dinika eto na inona na tsy mora tezitra na tsy tsy aferanao zany fa refa tsy tia anzany dia aza makato tsony.[/size]


Tsy nareo mitsy no mandidy ahy @ tiako atao,8) [size=13px]na reraka ny tanako na maninona pbe nao anga izany?? izaho manoratra aza tsy sarotiny.[/size]

[size=13px]Ny zava misy : tsy mahatanty ny marina ny eto sy ny tsikera ataoko satria mi se remettre en cause ny toetranareo ato 8)[/size]

vahinala:
[size=13px]Raha misy manala baraka anao any am tsikera, ao raha matoa izy manao anizany anao fa manin ny olokafa tsy misy ataony anzany, ianao no tokony handiy tena.[/size]Ampy angamba zay rehefa mbola ts mazava aminao d mitabataba rery fa tsisy hiaino tsony, aleo manaja tena fa za koa no ho lasa adala miaraka am ny efa adala eto. point final



[size=13px]Ny ato anie hoe mitam-be ka matoa enao manaiky fomba fanalana baraka sy manompa ato dia manaiky izany.Izany fanalana baraka tsy mampietsika ny volodohanko na kely aza , ny olona raha tena manana ny maha izy azy mpanala baraka eto; sahy fanatritava amiko fa tsy matahotra sy femeka fa tsy eto no be taimbava 8) en face amiko miteny taimbava eto.8O8)8O[/size]

vahinal:
[size=13px]Ampy angamba zay rehefa mbola ts mazava aminao d mitabataba rery fa tsisy hiaino tsony, aleo manaja tena fa za koa no ho lasa adala miaraka am ny efa adala eto. point final[/size]


Enao koa memerina lava tsy hamaly nefa tao mamaly fona , manana ny maha izy azy e , izay fotsiny.
[size=13px]Tena adala enao satria mamaly ahy foana.(averino vakio ny soratrao io ambony) [/size] :oops::roll:8)
140. sakaizakely ( 07/04/2007 13:40)
Sitlo:P:P:P:P

Fa ahoana no toa lasa vitsy kely sisa ilay hiran'i Lolo nefa toa betsaka no nataon'là tao t@ voalohany ? Nankaiza daholo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094