Le pardon

181. kelly13 ( 08/04/2007 16:42)
pffff, tsy mahay reo ra mihoatra amiko :°)
182. sitlo ( 08/04/2007 16:46)
kozy :-D

zay dia tia mideradera eo:°)
183. xxx ( 08/04/2007 17:42)
bozylove:
Tsy esoriko asehoko ny zava misy eto raha tinao ho fantatra izany; efa tsy hanala ny tompon'andraikitra izay mbola averiko responsable 1er n'ity site ity. Raha image mahazo fanala baraka sy ompa ve no tin'ity site serasera ity asehoy, avelao ao ireo sary feno tsikera ho hitam-bahoaka ny zava misy.
asehoko tsara fa misy karazan'olona ohatran'iza no eto.

Eny hoa ! Ny zavamisy hitako eto dia io efa noteneniko eo ambony io. Na inona na inona lazainao momba ny mpiandraikitra dia efa an-tanaony izahay no teto mahalala ny forum nofafana, sary nalana, tsikera nofafana tamin'ny mbola tsy nanana alalana namafa ny tompon-tsary. [size=13]Amin'izao izahay mahita miharihary fa efa nomen'ny tompon'Andraikitra alalana i Bozylove hanala ilay tsikera mba tsy ho hitanay akory ilay tsikera.[/size] Izay no hitanay amin'ny tompon'Andraikitra fa tsy izay lazainao tsy akory fa reraka fotsiny eo ianao.

Ny tompon'Andraikitra no resahinao lava, ny resakao kosa nefa dia mampiseho fa FANTATRAO FA TENA TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'IREO TSIKERA IREO IANAO. Izay no manamafy an'ito
xxx:
[size=13px]I Bozylove dia tena tia be an'ilay ompaina sy alaina baraka, ka na efa nomen'ny tompon'andraikitra alalana hanala ny tsikera tsy misy hata-kandro aza izy, dia fahafinaretany be ny mitahiry ny tsikera manala baraka azy ao, ary tsy foiny alana mihitsy.[/size]

Toy ny hitenenanao amin'ny tompon'Andraikitra hoe tiany ilay izy matoa tsy fafany, no hitanenanko anao hoe TINAO ILAY IZY MATOA TSY FAFANAO satria ianao io koa dia efa tompon'andraikitra. Rehefa alanao ireo tsikera ireo vao mety hino izahay fa tena tsy tinao ilay izy.

Enao aloha dia mitovy tsara @ n'ilay naina6=siks @ fomba fanoratrao sy fisainanao

izy ihany angaha ny olona fantatrao eto amin'ny serasera ?
184. bozylove ( 10/04/2007 15:24)
[size=13px]Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-03-2007 16:19:57
Lohateny : Re : Gasy atsy Frantsa[/size]


Hoy i bozylove:
raha mahatsiaro tsy concerné @ ny tsikeran'i xxx nareo, maninona no mi "se justifier" fa tsy marina izay lazainy?? Sa namapahatsiaro anareo ny fotoana naha mafy ady arabola t@ vao tonga teto andafy (nanao asaboto baza); ka tsy tanty nony nampatsihivan'ny ranamana XXX . Aza adino rahavana isany fa anisany ny fiananareo ny fotona nahamafy ady e na hoe efa tafita aza ny sasany.

Marina tokoa fa efa tonga any tanindrazana manao vacance ny olona avy aty andafy ohatra ny mihaina tsara mitsy fa mora ny fianana any tanindrazana , afaka mi inviter ny havana mantsakaiza rehetra dia ohatra ny hoe misehoseho e .

"La vérité blesse" hoy ny vaza izay


xxx:
Marina zany ry bozylove a, Bravoooo.
[size=13px]Mahafinaritra refa misy olona misaina toa anao, tsy mandray antendrony toy ny hafa, ary tsy manao hevitra bontolo be. Mino aho fa ianao io de any Frantsa ary mahita ny tena zava-misy. [color=red]Ary tsy mba niaka-pofona na nanao teny ratsy, fa mihaja tsara ny valiteninao
. Mankasitraka e!![/size]

Io ambony io ny valiteny nataonao momba ahy , averino vakio 8O 8). no comments

[size=13px]Ary maninona nony efa mampiseho ny zava misy ataon'ireo tompon'andraikitra aho eto; enao toa miakatra be mitsy :oops: :roll: :?:[/size]

Entre pas enao aloha dia tsy hita ny momba anao fa anonyme be :roll: :roll: :?:, ma toa enao tafiditra eto dia nohon'ireo tompon'andrikitra eto mamelà anao na anonyme aza.

[size=13px]Antenaiko fa ireo tompon'andraikitra manana pouvoir manakana sy mamelà ny olona hiditra eto , ka enao tafiditra fona na anonyme aza mahagaga ihany :oops: :roll: :roll: :oops::?:[/size]

[size=13px]Ary mety ireo tompon'andraikitra ihany enao io fa miafina; matahotra ho fantatra réalité satria menatra hoe ny tompon'andrikitra eto manao scenario @dinika perturbateur eto.[/size]
185. bozylove ( 10/04/2007 15:55)
:?:
xxx:
Hoy i xxx:
I Bozylove dia tena tia be an'ilay ompaina sy alaina baraka, ka na efa nomen'ny tompon'andraikitra alalana hanala ny tsikera tsy misy hata-kandro aza izy, [size=13px]dia fahafinaretany be ny mitahiry ny tsikera manala baraka azy ao, ary tsy foiny alana mihitsy[/size]
.

[size=13px]Tsy fafinaretako mitsy na kely aza , fa mampiseho ny zava misy aho sy question de principe.[/size]
[size=13px]Maninona sary apetrako sois disant tsy fanaraka @ ny tadiavin'ny eto site ity tonga dia voafafa kitana na tsy misy tsikera aza :?: :roll:, satria sary tsy misy ny sariko araka ny filazany.[/size] Nefa sarin'ireo olona ireo efa miaraka aminy sariko tsy voafafa inona no dikan'izany??

[size=13px]Ary ny sary feno tsikera fanalana baraka sy ompa maninona no tafajanona satria fanaraka @ tadiavin'ity site ity ve 8O :roll: :?:[/size]

Asehoko ny zava misy eto c'est tout 8) tsy fanaraka @ ny fitsipka eto , hoe raha mitaraina dia jeren'ireo tompon'andriktra ny fahamarinan dai atao tsy ho namana intsony ny olona , nefa toa tafiditra eto fona ny mpanala baraka sy mpanompa (ohatra anao mpano anonyme tsy natao ho fantary ny mpisera eto).

xxx:
[size=13px]Toy ny hitenenanao amin'ny tompon'Andraikitra hoe tiany ilay izy matoa tsy fafany, no hitanenanko anao hoe TINAO ILAY IZY MATOA TSY FAFANAO satria ianao io koa dia efa tompon'andraikitra. Rehefa alanao ireo tsikera ireo vao mety hino izahay fa tena tsy tinao ilay izy.[/size]


[size=13px]Tiko amin'ny inona ??; ary averiko @ nao fa Qestion de principe. Maninona sary apetrako sois disant tsy fanaraka @ ny tadiavin'ny eto site ity tonga dia voafafa kitana na tsy misy tsikera aza :?: :roll:, satria sary tsy misy ny sariko araka ny filazany. Nefa sarin'ireo olona ireo efa miaraka amin'ny sariko tsy voafafa inona no dikan'izany??[/size]

[size=13px]Ary ny sary feno tsikera fanalana baraka sy ompa maninona no tafajanona satria fanaraka @ tadiavin'ity site ity ve[/size]:roll::oops:

Tsy tompon'andrikitra eto mitsy aho na kely aza 8), matoa misy ny webamsater izy no tompon'andraikitra 1er ny site hiandreketany sy manan pouvoir hanome image araka tiany asehony.:roll: :oops: :roll: 8O

[size=13px]Entre pas aloha maninona ny tompon'andrikitra eto efa angatahina ny adiresy siege social misy azy sy ny IP ny olona mpanala baraka tsy manome??? Aiza ny transparence :roll: :?:[/size]

186. xxx ( 10/04/2007 18:54)
bozylove:

[size=13px]Tsy fafinaretako mitsy na kely aza , fa mampiseho ny zava misy aho sy question de principe.[/size]

Ahoana izany Principe anareo izany e ? Rehefa misy zavatra tsy tiana ve ary azo alana dia tsy alana fa avela eo foana ? Ny anahy mantsy refa tsy tiko ary azoko alana dia zarako aza aho afaka manala, dia alako tsisy hatak'andro mihitsy. Hita mihitsy hoe fahafinaretanao ilay izy e !

bozylove:
[size=13px]Maninona sary apetrako sois disant tsy fanaraka @ ny tadiavin'ny eto site ity tonga dia voafafa kitana na tsy misy tsikera aza :?: :roll:, satria sary tsy misy ny sariko araka ny filazany.[/size] Nefa sarin'ireo olona ireo efa miaraka aminy sariko tsy voafafa inona no dikan'izany??

Ny mahalasa saina ahy izao dia maninona no napetraka ilay sary nefa efa misoratra mazava ao hoe tsy tokony apetraka. Sa resaka principe koa io, principe misaoty lalana 8)

bozylove:
[size=13px]Ary ny sary feno tsikera fanalana baraka sy ompa maninona no tafajanona satria fanaraka @ tadiavin'ity site ity ve 8O :roll: :?:[/size]

Asehoko ny zava misy eto c'est tout 8)

Fahafinaretanao be ilay alana baraka sy ompaina, C'EST TOUT 8)

bozylove:
[size=13px]Tiko amin'ny inona ??; ary averiko @ nao fa Qestion de principe. Maninona sary apetrako sois disant tsy fanaraka @ ny tadiavin'ny eto site ity tonga dia voafafa kitana na tsy misy tsikera aza :?: :roll:, satria sary tsy misy ny sariko araka ny filazany. Nefa sarin'ireo olona ireo efa miaraka amin'ny sariko tsy voafafa inona no dikan'izany??[/size]

Ka tinao ilay izy hoa. Na hanao red eo foana aza ianao, ary hampiasa size 1024, ny zavatra asehonao dia milaza fa tinao ilay izy. Esory ilay izy rehefa tena tsy tina e ! Sa moa faharinaretana be ilay mitahiry azy eo 8)

bozylove:
[size=13px]Ary ny sary feno tsikera fanalana baraka sy ompa maninona no tafajanona satria fanaraka @ tadiavin'ity site ity ve[/size]:roll::oops:

Tsia. Mbola hita eo ireo satria mifanaraka amin'ny fahafinaretan'i Bozylove ka tsy tiany alana mihitsy.

bozylove:

Tsy tompon'andrikitra eto mitsy aho na kely aza 8), matoa misy ny webamsater izy no tompon'andraikitra 1er ny site hiandreketany sy manan pouvoir hanome image araka tiany asehony.:roll: :oops: :roll: 8O

matoa misy soratra eo amban'ny sary hoe "Fafao" dia tompon'andraikitra ianao. Izany ve ny principe tianao ho hitanay eto ? Olona mpanilika andraikitra ? 8)

Bozylove:
[size=13px]Entre pas aloha maninona ny tompon'andrikitra eto efa angatahina ny adiresy siege social misy azy sy ny IP ny olona mpanala baraka tsy manome??? Aiza ny transparence :roll: :?:[/size]

Fa inona kosa moa no tokony hidiran'ny tompon'andraikitra amin'ny adinareo any ? Ny olona nanopa anao anie ka tsy nanao xxx toa ahy e, fa miseho ps any amin'ny sary ! Transparence inona no tadiavinao mihoatra izany ? Raha teto taloha ianao fantatrao tsara fa afaka niafina koa ny mpanao tsikera amin'ny sary tamin'izany.

Esory hoa rehefa tsy tina ilay tsikera. Fa matoa ilay izy tsy foinao esorina, amiko dia tinao ilay izy izany. 8)
187. bozylove ( 11/04/2007 10:54)
XXX
Ny zava misy eto no ashehoko anao sy question de principe , nahoana ny tompon'andraiitra oua afaka mamafa sary lazaina fa tsy fanaraka @ ny ilainy eto?? fa efa sary feno ompa sy fanalana baraka tsy esorina , satria sary fanaraka @ ny ilainy eto ve??
na efa nolazaina aza ireo tompon'andraikitra , izay no question de principe ko. [size=13px]Porofoiko fa efa te hamafa sary ny tompon'andraikitra dia afaka mamafa kitana[/size].

xxx:
[size=13px]
Fa inona kosa moa no tokony hidiran'ny tompon'andraikitra amin'ny adinareo any ? Ny olona nanopa anao anie ka tsy nanao xxx toa ahy e, fa miseho ps any amin'ny sary ! Transparence inona no tadiavinao mihoatra izany ? Raha teto taloha ianao fantatrao tsara fa afaka niafina koa ny mpanao tsikera amin'ny sary tamin'izany.[/size]


Averiko anao ny tompon'andraikitra responsable 1er indrindra ny site hiandreketany sy tokony hampiatra ny fitsipika eto. 8O8)

Ny transparance lazaiko , dia [size=13px]efa angatahina ny adiresy ny siège sociale misy ity site ity maninona ny tompon'andraikitra tsy manome efa angatahina an'izany?? nefa ny site hafa manome daolo 8) Torakizany koa ny fanagatahina IP olona izay hita fa manala baraka sy manompa tonga dia manome ny site sasany sersaera irery no tsy manome anizany ; fa nahona??[/size]

[size=13px]conclusion-ko satria mpiaro anireo mpanala baraka ka tsy sahy manome ny adiresy siège sociale misy azy sy manome IP an'ireo olona mpanala baraka sy mpnompa sahala an'ny siks=naina6[/size]

Adidiko ny mampiseho ny zava misy sy mampitandrina an'ireo mpiserasera eto mba mailo ihnay fa ny karaza'onola mitady namana eto tsy azo atokisana daolo, na ny tompon'andraikitra eto aza. 8O 8)
188. ftma ( 11/04/2007 11:01)
Hay mbola misy HS aty ko heveriko vita le izy :wink:
189. bozylove ( 11/04/2007 11:05)
mpiandraikitra:
Mpandefa : Ralay
Daty : 08/04/2007 21:38:55 (ora malagasy)


Miarahaba an'i bozylove,

[size=13px]Ialana tsiny fa voatery nofafain'i Ralay ny sarinao.
Ity ambany ity ny antony nanesorany azy :
Manahoana
Voatery nesorina ny sary napetrakao satria tsy mifanaraka amin'ny zavatra
ilainay.
[/size]


Raha mbola te hampiditra sary dia ao amin'ny

Jereo eto
Misaotra betsaka.


MPIANDRAIKITRA:
[size=13px]Voatery nesorina ny sary napetrakao satria tsy mifanaraka amin'ny zavatra
ilainay
[/size]


[size=13px]Averiko ireo sary voafafa dia sarin'ireo olona niaraka naka sary tamiko[/size] , napetrako sary irery (tsy nisy ny sariko niaraka tamindrizareo). [size=13px]Sary tsy misy tsikera ompa na fanalana baraka na iray aza. :roll:[/size]
ENTRE PAS NY SARIKO MIARAKA @ N'IREO OLONA IREO TSY VOAFAFA NA KELY AZA

[size=13px]Fa kosa na averina aza ny fangatahina eo @ n'ireo tommpon'andrikitra momba ny sary feno ompa sy fanalana baraka mba ho fafany tsy voafafa satria mifanaraka @ ny zavatra ilain'ity site ity izany angambany :oops: :roll: , famampisehoana an'izany ompa sy fanalana baraka izany :?: :?: :roll: 8O[/size]

IZAY NO ZAVA MISY ETO @ NITY SITE SERASERA ITY

190. ftma ( 11/04/2007 11:17)
IZAY NO ZAVA MISY ETO @ NITY SITE SERASERA ITY
mba misy zafatra hafa ko eto amin'ity serasera ity ko :lol:
191. xxx ( 11/04/2007 17:14)
mba misy zafatra hafa ko eto amin'ity serasera ity ko

Misy an'i bozylove mankafy an'ilay ompa dia tsy fafany mitsy.

Bozylove : rehefa fafanao hoa ilay tsikera vao mety hino aho fa tsy tinao ireo. Sinon, na hamerina impiry ianao, hampiasa red sy size 13 dia tinao ilay ompa no azoko antoka.
192. bozylove ( 12/04/2007 15:24)
xxx:
Bozylove : [size=13px]rehefa fafanao hoa ilay tsikera vao mety hino aho fa tsy tinao ireo.[/size] Sinon, na hamerina impiry ianao, hampiasa red sy size 13 dia tinao ilay ompa no azoko antoka.



[size=13px]Izay fahitanao azy, fa zavamisy no asehoko, 1er indrindra nareo mpiandrikitra no tokony hanala ny sary feno tsikera fanompana sy fanalana baraka. Ary efa tsy esoriny ny tompon'andraikitra ny sary feno ompa sy fanalana baraka dia satria zany ny image n'ity site ity : site natao hanalana baraka sy hanompana olona.[/size]

[size=13px]Averiko fa ny mpiandrikitra eto afaka mamafa sary tsy fanaraka @ ny ilainy, matoa ny sary feno ompa sy fanalana baraka tsy fafan'ireo tompon'andraikitra dia fanaraka @ n'ilainy eto izany ny fanalana baraka sy ny :roll:ompa[/size]

[size=13px]Avelako ireo ompa sy fanalana baraka hitan'ny olona izay mitady namana eto , ampisehona [/size] [size=13px]ohatra n'iza ny karazan'olona mpisera eto 8O8)[/size]

[size=13px]Ary averiko koa ma toa enao tafiditra eto , nefa olona tsy manome ny momba anao dia mpiray tsikombakomba @ tompon'andrikitra na enao mitsy koa no tompon'andraikitra eto, ka miafina satria menatra.[/size]

[size=13px]Ary ma toa enao mbola mikira manome rariny an'ireo tompon'andraikitra satria mitovy fisainana @ zareo mpiaro ny mapnala braka sy mpanompa eto.[/size]

Entre pas impiry hanoratana ny mpiandraikitra eto , fa valiny antsikaro izao fa tsy misy rarahiny izay fangatahin'ny mpisera eto :roll: 8O
193. sipagasy ( 12/04/2007 15:36)
lety eeeeeeeeeeeeeee lao an'i ra bozylove mamadika resaka kleeeee tssssssss inona izao ny idiran'io eto???? ary IANAO EFA NOMENA ALALANA HANALA NY TSIKERA @ SARINAO KA INONA NY OLOANAO ??? ppffff mankaleo be kleeeee mba miovà @ izay fa tssss:roll:
194. bozylove ( 12/04/2007 15:51)
SIPAGASY:
[size=13px]lety eeeeeeeeeeeeeee lao an'i ra bozylove mamadika resaka kleeeee tssssssss inona izao ny idiran'io eto???? ary IANAO EFA NOMENA ALALANA HANALA NY TSIKERA @ SARINAO KA INONA NY OLOANAO ??? ppffff mankaleo be kleeeee mba miovà @ izay fa tssss[/size]



[size=13px]IE MAKALEO ANAREO AHO FA MAMPISEHO NY ZAVAMISY ETO O8)[/size]

NY TOMPON'ANDRAIKITRA ETO NO RESPONSABLE 1ER NY SITE NY. ARY MBOLA AVERIKO FA IREO TOMPON'ANDRAIKITRA MAMAFA NY SARY TSY FANARAKA @N'ILAINY.

AMPISEHOAKO FA NY SARY FENO FANALANA BARAKA SY OMPA IZANY MATOA TSY FAFAN'NY TOMPONANADRIKITRA FANARAKA @ ZAVATRA ILAINY ETO = OMPA SY FANALANA BARAKA :roll: :oops: :?:
195. ftma ( 12/04/2007 16:59)
FANALANA BARAKA SY OMPA IZANY MATOA TSY FAFAN'NY TOMPONANADRIKITRA FANARAKA @ ZAVATRA ILAINY ETO.

bozylove: mbola tsy nahita sary hafa misy ompa sy fanalana baraka afa-tsy ny anao aho, raha misy sarin'ny namana misy tsikera manompa ny azy tonga de asoriny fa tsy mijanona eo, mba ataovy ohat'izany e
Cas iray ihany io sady ady nareo sy naina-6 efa atr'izay ka tsy hitako izay hidiran'ny serasera amin'izany.
196. bozylove ( 12/04/2007 18:55)
ftma:
bozylove: mbola tsy nahita sary hafa misy ompa sy fanalana baraka afa-tsy ny anao aho, raha misy sarin'ny namana misy tsikera manompa ny azy tonga de asoriny fa tsy mijanona eo, mba ataovy ohat'izany e
Cas iray ihany io sady ady nareo sy naina-6 efa atr'izay ka tsy hitako izay hidiran'ny serasera amin'izany.


[size=13px]Question de principe ny ahy; 8) mipetraka ny fanontaniana , ahona ny tompon'andraikitra manala vetyvety ny sary tsy fanaraka @ zavatra ilainy eto fa satria sary hafa tsy mitovy sarin'ilay mitondra psedo ???(fa efa sary miaraka à n'ilay olona miton dra psedo tsy voafafa); fa ny sary feno ompa sy fanalana baraka tsy vofafan'ireo tompon'andraikitra na efa nolazaina aza ry zareo?? inona no conclusion nao @ nizany : ny sary feno ompa sy fanalana baraka fanaraka @ n'ilainy ny eto izany[/size]


[size=13px]Fantatrao tsara ny fangatahiko sy ny email nalefako tany @ n'ireo tompon'andraikitra directe sy tany aminao nampiseho ny fietsiky naina6=siks milaza fa izy no mpiaro an'ity site serasera ity sy mpisolovava eto ary indrindra ireo ompa sy menace natony ahy.[/size] [size=13px]Tsy nisy valinten'ireo mpitondra na kely aza; Ni-telephonne tany direct aho tany @ n'ilay Hery mba hanoratra aty amiko hisy ny traçabilité fa tsy marina izay filazan'ilay naina6=siks; Fantatrao tsara ny valiny fa tsy namaly Hery t@ fangatahiko , fa kosa namaly tsara email izy niteny fa tsy misy rarahiny izay fangatahiko ary tsy hamaly ahy intsony , izay zavatra nataony izany.[/size]

[size=13px]Ary araka ny fietsiky ny tompon'andrikitra izay hitako, dia adidiko ny mampiseho ny zava misy eto ,@ n'ity site serasera ity araka ny zavatra mitranga sy hitako.[/size]

[size=13px]Nangataka IP siks=naina6 aho sy ny adiresy ny siège sociale n'ity site serasera ity , nahona no tsy mamaly koa zareo????. Miaro any naina6=siks ve tsy manome ny IP-ny , marihiko fa ny site sasany vao nagatahina dia manome IP[/size]

[size=13px]Izaho Bozy fa tsy mitovy @ ny olona sasany[/size] , ny ahy lazaiko ny zava misy any @ tompon'andraikitra 8O 8O, dia anjarany no tokony hanao izay hitany fa mety.
Ny sasany mamafa satria manafina ny zava misy ,[size=13px]ny ahy asehoako sy lazaiko @ tompon'andraikitra dia zareo no maka ny fanapahikevitra @ ny tokony ataony[/size]


ftma:
[size=13px]mbola tsy nahita sary hafa misy ompa sy fanalana baraka afa-tsy ny anao aho[/size]


Ay ve nareo manampotoana hijerana ny tsikera ny sary rehetra eto ihany dia nahita fa ny ahy ihany no feno fanalana baraka sy ompa fa tsy fafanareo ny sary fa avelanareo eo ihany 8O 8)

197. ftma ( 12/04/2007 20:25)
Ay ve nareo manampotoana hijerana ny tsikera ny sary rehetra eto ihany dia nahita fa ny ahy ihany no feno fanalana baraka sy ompa fa tsy fafanareo ny sary fa avelanareo eo ihany
Za aloha mamaky tsikera ihany saingy za tsy afaka mamafa sary :wink: tian'i bozylove fafana nga ireo sary misy tsikera?
198. salmo1 ( 12/04/2007 20:40)
bozylove kou anie efa halany olona de mitabataba e.

Amin'izay koa hataonareo any am-(l) ny zavatra mitranga eto de vao maika ianareo rangitra.

:-D:-D Nisy namafa lay 19 be anakiroako tatsy
199. bozylove ( 12/04/2007 20:54)
ftma:
Za aloha mamaky tsikera ihany saingy za tsy afaka mamafa sary tian'i bozylove fafana nga ireo sary misy tsikera?


[size=13px]fantatr'ise tsara iza no no tiako hamafa azy 8O :oops: 8)[/size]
200. bozylove ( 12/04/2007 20:56)
salmo1:
[size=13px]bozylove kou anie efa halany olona de mitabataba e.[/size]


[size=13px]aleo izay makahala hakahala , fa Bozy mijoro foana sy manome n y heviny hatrany [/size] 8)


[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Fantastique/f%E9e.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0421