Le pardon

201. bozylove ( 12/04/2007 21:01)
salamo1:
[size=13px]Amin'izay koa hataonareo any am-(l) ny zavatra mitranga eto de vao maika ianareo rangitra[/size]
.

tsy rangitra mitsy aho na ny kely aza , fa ireo tsy tia sy tsy mahantanty ny soratro no rangitra 8)

[size=13px]Manoratra ny zava misy eto aho ranamana an 8O :roll: 8)[/size]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/3_4_7v.gif[/IMG]
202. bozylove ( 12/04/2007 21:07)
salmo1:
[size=13px]Nisy namafa lay 19 be anakiroako tatsy[/size]


[size=13px]Izaho koa aza mba gaga rise , inona no antony namafany an'ireny e :roll:[/size]

[size=13px]Izaho ande andefa ny dinika tao , iny nisy soratra hoe FAKO dia tsy lasa ny soratro asa na i Bozy mitsy no tsy tantin'i mpiandraikitra eto e [/size] :roll: :oops: :?:

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/8.gif[/IMG]
satria 1er miteny ny heviny 8)
203. salmo1 ( 12/04/2007 21:49)
bozylove: izay hataonao ato rehetra, sy izay hataon'olona aminao rehetra ato ve de hapetrakao sy tazominao @ (l) daholo.

Ato anie manala azy e:? Tokony tsy probleme izany matoa niesoriny mpiandraikitra ny dinika napetrako de mino ry zareo fa tsy mety aminy. Tsy ahy ity serasera ity ary tsy anao. Fa isika dia cliente ato:°)

Betsaka ny olona tonga ato misy karazany, oh: ireo ti hanala ny haratsiampiainany, ireo ti hanala ny masorisory azy, ireo ti hifandray @ malagasy manerantany, ireo tsy ti hanadino ny teny malagasy sns...

De ny anao bozylove tena tsy fantatro marina, ôtrany oe: enao rery ihany no marina. Henoy ny sasany na dia tsy mifanaraka @ hevitrao aza ny heviny.

Amiko de tsy maninn loatra na de misy aza ny manao oe: gasy petaka, salmola, sain-jaza sns...:-D

Enao koa dia tokony torakizany
204. soanja ( 13/04/2007 01:27)
nikopol:

zina ! na ho an'ny olona tsy miodina aza dia tsy mitovy amin'ny taloha ny fitiavana ...resaka attitude io... ny tendance dia miharatsy foana ny fitiavana aminy resaka fotoana ( en général) ka na niodina ilay olona na tsia dia hita bebe kokoa foana ny maha ratsy azy sy ny mety hahatsara ny choix hafa ... noho izany resaka attitude ilay izy ... vonona hanatsara ilay fiharahana ve sa tsia ? ( na niodina na tsia ) ...

kombaka isan'andro io, fa raha misy fahafinaretana dia tsara fa raha toa ka tsisy dia aleo hidaboka




Mba anjarako ndray,

Matroka be ny fahitan'i Nikopol ny Fitiavana izany. Kanefa dia marina ny teninao ry Nikopol miova ny olombelona arakarakay ny tontolo iainany sy ny zavamisy ary ny taonany. Ny filana mantsy no mahatonga izany.
Ny tsara resahina eto angamba dia hoe raha hanambady ianao ka hanao mariazy dia inona no anton'izany na sipa na bandy io. Ny antony mahatonga ahy miteny izany dia misy ny kritera takian'olombelona raha resaka sipa fotsiny, ary hafa indray na strikta kokoa raha mariazy.
Misy fotsiny hoe zah tsy hanambady raha tsy manana PhD ny vadiko satria possible ho intelligents ny zanako mivoaka avy ao.
Zah tsy hanambady raha tsy Jiosy satria iny no vahoaka voafidin'andriamanitra sns sns
Ny resaka toetra hoe zah tsy hanambady raha tsy izao sy izao ny toetra hitako.
Ny resaka hoe mety amiko "arabatana" ve ity olona ity mety efa ambinambiny tokoa amin'ny sasany izany. Ny tena tsy fantatr'ilay olona anefa dia io fiarahana ara-batana io no tena base goavana be amin'ny fanambadiana satria iny no hiarahatory aminao isanandro vaky eo raha tsy hoe mandeha mission na zavatra hafa.
Matetika anefa dia rehefa tsy feno iny dia any amin'ny mpivaro-tena no mandeha ny ankamaroany na manao sipa. Izay miafara lalandava amin'ny disadisa.
Ekeko mihitsy ny tenin'i Bozylove hoe anontanio ilay vady hoe nahoana no nanao sipa izy? Fa matoa lasa any izy dia misy antony foana. Mety tia fiovaovana ny vadianao, mety tia tsy afapo izy amin'ny toe-javatra ao an-trano nefa tsy te hisaraka dia aleony mangalatra sns.
Ny firesahana ihany no vahaolana.
Fa amiko raha ny vadiko no tratrako manao izany dia tsy hiteny mihitsy aho hoe hisaraka aminy izany satria mety avy aty amiko ny tsy fahampiana. Saingy hadihadihako tsara izy hoe nahoana no tsy tazana tany ambohalohany izany sa ve inona no antony nanambadiana ahy?
Mila resaka ny fanambadiana ary ilaina fifandeferana sy fifankafantarana ary fifamelana.
Ny fahasambaran'ny mpianakavy akory tsy voatery hifototra amin'ny resaka sex resaka 15 minitra. Fa raha toa ka azo resahina ankalalahana le izy amin'ny vady ary afaka mandray sy mihaino le vady ary afaka mifanakalo izay mety solution de izay no hitako fahasambarana. Satria mahatsiaro foana ny iray hoe voageja, ary ny iray tsy nambakaina fa mazava ny fipetraky ny tsy fahampiana na olana.
Afaka mifankatia tsara ny olona roa na mpivady na tsia rehefa afaka mifanaraka. Bonne chance!


205. xxx ( 13/04/2007 09:04)
ary bozylaovy ity raha hiboto resak'olona an ! Aviliny amin'ny mikasika azy foana ny resaka rehetra
manokafa dinika mikasika anao manokana e !
206. bozylove ( 13/04/2007 10:21)
xxx:
ary bozylaovy ity raha hiboto resak'olona an ! Aviliny amin'ny mikasika azy foana ny resaka rehetra
manokafa dinika mikasika anao manokana e !


[size=13px]Azafady kely, eto aho mamaly ny dinika sy tafa eto fa nareo no manodina resaka fona hi critiker na sy hanaratsiana momba soratako.[/size]

namaly ny ny dinika eto aho ; valiko ny olona dia jereo ny fomba famaliny , lazainy fa izaho no agressive nefa aho mitenyehevitro fotsiny , avy eo lasa resaka momba ahy no ataon'ireo tsy mahantaty sy sy tia 8),

[size=13px]enao koa aloaha anisana mpanodidresaka e
ary tsy izaho misty no hanao dinika manokana momba ahy ,fa mamamly ny dinika sy ny manoratra ny zava misy eto aho[/size]

[size=13px]ito ataoko copie coller ni niantombohona ny fiodonadresaka nataon'ireo tsy mahantanty ny valiteniko[/size]

soratra etsy ambony ery:
[size=13px]Hoy i kelly13:
ka na manitsaka sy mamono etc... kosa v ry bozy d mbola ekena @ ambogadiny sous pretexte oe FITIAVANA!! ountsssss tsy mba za zany fa une fois manitsaka ahy d bye bye my love, na misy fitiavana azy aza za d tsy hanaiky hitsakitsahana izany.

valinteny Bozylove :
Enao no mahita ny fiananao sy ny mety @ fiananao, miteny ny hevitro fotsiny ahao fa tsy nisy niteny hoe arahako ny hevitro .

Ny exprience ko lazaiko , fa efa tsy fanaraka @ tianreo tsy voatery hanaraka. .

matoa izy mande any ankafa misy tsy ampy aminy ao antrano.



Hoy i kelly13:
tsy mba za zany fa une fois manitsaka ahy d bye bye my love, na misy fitiavana azy aza za d tsy hanaiky hitsakitsahana izany

valinteny Bozylove
Ataovy bye bye e!, dia andana mitady hafa dia efa tsy fanaraka @ ny tinao indray dia ataovy bye bye indray , dia mitadiava hafa indray ainsi de suite Raha izay ve no hitanao fa mahasoa anao tsy misy olana izany[/size]


ito no valiteny ilay namana [size=13px]lazaina fa agressive indray hono aho nefa miteny ny hevitro tsotra[/size] 8)



kelly13:
[size=13px]o ry bozylove a, aza d agressive b amiko ianao azafady indrindra an! tsy ny fanasivanao ireo smiley kely reo akory no midika hoe mampitsiky na manalefaka ze lazainao! ra ny experience-nao no teneninao d teneno, fa za kou mba milaza ny hevitro toa anao milaza ny hevitrao! tsy nilaza ny hanaraka ny hevitrao aho, za kou tsy nilaza oe arao ny hevitro, samia mitana ny teniny! ary za no niresaka taminao io ko maninn no ataonao hoe "tianareo"? ianao ange no tena mpila vanina @ oul eto e! tedavinao ny oul hanaiky ze teneninao! ianao nga no tena rahafamarinana sa ianao no tena manjopika tsisy fahadisoana? aza manao vava toy izao ataonao izao fa tsy hoe akory derriere ny ecran-nao ianao ka tsy hanohina ny oul ny zvt teneninao
mba asio fisainana iany! ie ataoko bye bye ny ahy ra manalika ahy, mazava b zay, ary na hitady zato amby arivo aza aho, anahako zany fa tsy an'iza tsy an'iza, fa tsy ianao io no ande hanao b morale amiko eto! inn indray no avalinao amiko eto izao? tarito fa za manaraka! aoka fotsiny tsy asinao resaka oe "milaza ny zava misy etc..." fa mankadou ahy io resakao io, ovao ny refrain-nao ra tena hiady hevira fa aza ny tonta no avadibadika[/size]


enao koa aloah ra XXX anisan'ny mpanodindresaka e, jereo any @ dinika hafa. Enao mamaly nefa tsy hifandraisana ny soratako fa fanaratsiana ahy fotsiny no ataonao. :roll: :roll: :?:

[size=13px]omeko porofo ve enao mapisehoako ny zavamisy nosoratanao :?: :?:[/size]


207. kelly13 ( 13/04/2007 11:57)
za efa tsy mamaly anao intsony fa aza resahanao eto na asinao ny anarako sy ny zvt nosoratako ny soratanao fa ataovy ze ataonao any ka! samia manao ze reviny eto fa aza b lazao! milaza ze misy enao, d lazao sy averimbereno fa aza soratana fotsiny ny anarako. lazainao aho fa mora miakatra ary raha tena mifamaly mivantana d tonga d mikikika, aza mi juger ahy fa tsy mahafantatra ahy ianao, za kou tsy mahafantatra anao! avy indray zao ianao d hoe milaza ny hevitro aho etc... lazao ny hevitrao, sorato ny tinao tenenina, mijoroa @ maha anao anao tant mieux pour toi. averiko aminao fa tsy hitovy hevitra aminao dol ny oul, toa anao tsy mitovy hevitra @ oul, ka ra mahita za fa agressive ny famalinao ahy d fomba fahitako izay, ianao milaza fa mamaly sy milaza ny hevitrao ianao d fomba fahitanao kou izay! aoka izay fa tsy vitako tampoka ny mifanakalo hevitra aminao!
208. xxx ( 13/04/2007 12:01)
vo ndray zany leaza a !

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0041.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0044.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0040.gif[/IMG]
209. kelly13 ( 13/04/2007 12:04)
xxx>za v? ie voa b za kle :°):wink:
210. bozylove ( 13/04/2007 12:50)
any kelly13

mampiseho ny zava misy aho, ilay XXX miteny fa izaho manodina resaka fona, dia asehoko azy ny niatombohin'ny fiodindresaka izay avy @ valiteninao izay naveriko hanazava ny zava misy. Ka niainga @ valiteninao izay nataoko copie coller etsy ambony no nahatonga ny resaka niodina.

[size=13px]ary izaho manazava sy mampiseho ny zava misy fa tsy misy manakana ahy hanoratra izay tiko 8) efa manoratra tsy misy ompa sy fanalana baraka ny soratako (sahala an'ireo namanareo sasany) tsy hitako ny olana , izay tsy faly tsy mamaky ny soratro sy tsy mamaly[/size] 8O 8O 8)




kelly13:
[size=13px]za efa tsy mamaly anao intsony fa aza resahanao eto na asinao ny anarako sy ny zvt nosoratako ny soratanao fa ataovy ze ataonao any ka! samia manao ze reviny eto fa aza b lazao! milaza ze misy enao, d lazao sy averimbereno fa aza soratana fotsiny ny anarako. lazainao aho fa mora miakatra ary raha tena mifamaly mivantana d tonga d mikikika, aza mi juger ahy fa tsy mahafantatra ahy ianao, za kou tsy mahafantatra anao! avy indray zao ianao d hoe milaza ny hevitro aho etc... lazao ny hevitrao, sorato ny tinao tenenina, mijoroa @ maha anao anao tant mieux pour toi. averiko aminao fa tsy hitovy hevitra aminao dol ny oul, toa anao tsy mitovy hevitra @ oul, ka ra mahita za fa agressive ny famalinao ahy d fomba fahitako izay, ianao milaza fa mamaly sy milaza ny hevitrao ianao d fomba fahitanao kou izay! aoka izay fa tsy vitako tampoka ny mifanakalo hevitra aminao[/size]!


[size=13px]Tsy azoko mitsy inona no mbola antony hamalinao ahy raha efa tsy te hamaly enao???[/size]
[size=13px]Ary averiko anao izaho manoratra izay tiko sy mampiseho ny hevitro[/size] 8) :roll: 8O 8)

Fahitanao ahy anie izany agressive 8) , izay fahitanao azy ka samy manana ny fahitany azy, fa izany akory tsy hakarary ny saiko satria tsy mahatsiaro tena an'izany aho 8)

Ary tsy nisy nanery olona hanaraka ny hevitro mitsy eto na kely aza , manome ny hevitro sy ny mampiseho ny zavamisy aho dia izay :-)
211. kelly13 ( 13/04/2007 12:59)


ataovy re ze tinao ry bozylove fa democratie zao a! resinao za e! vive toi
212. sitlo ( 13/04/2007 14:47)
:-D rehefa tsy misy atao izy dia miady amin'ny xxx aloha :-D
213. bozylove ( 13/04/2007 15:21)
soanjo :
afaka mifanakalo izay mety solution de izay no hitako fahasambarana. Satria mahatsiaro foana ny iray hoe voageja, ary ny iray tsy nambakaina fa mazava ny fipetraky ny tsy fahampiana na olana.
[size=13px]Afaka mifankatia tsara ny olona roa na mpivady na tsia rehefa afaka mifanaraka[/size]


[size=13px]ie tena miombokevitra @ nao aho , fa tena izy amiko FITIAVANA (l) no base 1ere sy ny fahaizana mi s'adapte @ny toetran'ilay olontiana e :-)[/size]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0048.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/lunebar.gif[/IMG]
214. bozylove ( 13/04/2007 15:26)
stilo:
[size=13px]rehefa tsy misy atao izy dia miady amin'ny xxx aloha[/size]


anga moa tsy leo indray , toa mitohy mamaky izay soratako ihany kay :-)

stilo:
[size=13px]zay leo dia maka toerana miaraka aminay[/size]


[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/0088.gif[/IMG]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/120104laughter01.gif[/IMG]
215. bozylove ( 13/04/2007 15:32)
kelly13:
ataovy re ze tinao ry bozylove fa democratie zao a! resinao za e! vive toi


[size=13px]tsy niady taminao aho akory ka hoe resy enao 8), fa niteny ny hevitro aho efa tsy fanaraka @ ny eritreritrao tsy hitako no tokony hampiakatra anao , mi chauffe e :lol:8)[/size]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Boissons/0088.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Zen/acupuncture-9302.gif[/IMG]
216. kelly13 ( 13/04/2007 15:42)
tsy mampiakatra ahy akory ny tsy fitoviankevitsika sy ianao, fa za tsy te hanohy lava b le resaka fa manjary mampalonilony sy hors sujet fona isika! za kou tsy miady zany fa nampiady hevitra taminao fotsiny. aza raisina hoe ady ny atao hoe fampiadiankevitra fa tsy mitovy 8)
217. imendrikaja ( 17/04/2007 15:09)
kantoirina:

Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo.


za klou tsy izy amizay
218. bozylove ( 17/04/2007 15:52)
kelly13:
[size=13px]tsy mampiakatra ahy akory ny tsy fitoviankevitsika sy ianao[/size], [size=13px]fa za tsy te hanohy lava b le resaka fa manjary mampalonilony[/size] sy hors sujet fona isika! [size=13px]za kou tsy miady zany fa nampiady hevitra taminao fotsiny[/size]. aza raisina hoe ady ny atao hoe fampiadiankevitra fa tsy mitovy



[size=13px]Avereno vakio daolo ny soratra nalefanao ho ahy, ny fomba fanoratrao sy ny zavatra soratanao dia mampiseho amiko aloha fa olona mora mi chauffe sy miakatra enao [/size] 8O 8O 8)

izany ny analyse ko sy ny fahitako azy , enao no harary saina @ soratra eto; fa tsy ny aty aloha e :roll: 8)
219. kelly13 ( 17/04/2007 18:30)
misaotra e
220. kelly13 ( 17/04/2007 18:37)
sao mba misy psy ato rey olona fa marary saina kay za a =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095