Le pardon

161. kelly13 ( 07/04/2007 20:27)
:wink::lol:8):°)
162. sitlo ( 07/04/2007 21:06)
milay kosa le mijanona klasika an :-D
163. Vahinala ( 07/04/2007 21:52)
ie:wink:
164. kelly13 ( 08/04/2007 11:15)
sitlo>enao b zesita kou 8)
165. sitlo ( 08/04/2007 15:18)
:oops:
166. kelly13 ( 08/04/2007 15:22)
ntsôôô, mba sarokenatra hono zany izy e! hihihi
167. sitlo ( 08/04/2007 15:29)
:oops:ary izy? :°)
168. kelly13 ( 08/04/2007 15:50)
za v? za tia mideradera :°)
169. sitlo ( 08/04/2007 15:55)
clap clap clap ho an'i tsy mideradera, :}
170. kelly13 ( 08/04/2007 15:57)
ary ho an'ny tia mideradera ôtranà zany tsy clap clap fa clip clip :°)
171. sitlo ( 08/04/2007 15:59)
ary za kay namaky vilana teo, :-D
atao inona koa izany tia mideradera izany ry kala? Amboarin'ny dahalo ao anaty grille de protection eo fa enh
172. kelly13 ( 08/04/2007 16:04)
za polisy tsy matahotra dahalo :-D:-D
173. sitlo ( 08/04/2007 16:08)
:-D
mpitandro ny filaminana :-D
amin'ilay manotra mahay sa tsia
174. kelly13 ( 08/04/2007 16:09)
refa polisy d mahay manotra dol ka :wink:
175. Vahinala ( 08/04/2007 16:12)
:-D:-D:-D
176. sitlo ( 08/04/2007 16:14)
polisy merivy kawitry ve zany njy (tam jerry marcos):wink:
177. kelly13 ( 08/04/2007 16:20)
kawitry, kawatry ao dol zany 8)
178. sitlo ( 08/04/2007 16:27)
:lol:, ohatra ny hitako ery izany kelly13 mandihy kawitry :-D
179. kelly13 ( 08/04/2007 16:28)
tatarao
180. sitlo ( 08/04/2007 16:33)
miditra ao anaty fety iray dia io kelly13 http://www.dailymotion.com/relevance/search/kawitry/video/x1mhzq_kawitry-mafana :-D
na dia mbola tsy hitako mihitsy aza ianao hatramizay mety mbola hime be ihany aho. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0315