Le pardon
107. bozylove
(
05/04/2007 15:53)
mamzekelly:
xxx ts anaovana tamba-be izy fa le fomba firesany no tokony ovaina tsisy manery azy ho eto am serasera anie zao "vocabulairen'ny mpisera" zao fôna no averimberiny sy ny "zava-misy" nefa izy aza mba mpisera eto ko de ts azoko nefa ange tsisy manisy olana amin'ny zava-misy eee ts haiko alou fa za vahiny eee
ra diso njay za de aleo hiverina amiko ny teniko
[size=13px]Samy manana ny fomba firesany fa tsy voatery hanaraka ny tamba-be Bozy[/size] 8), ary mampiseho ny zava misy eto mety misy tsy mahita dia asehoko.
[size=13px]Zavatra misy eto :
- ny olona mora sosotra sy miakatra efa tsy mitovy hevitra aminy ny soratana
- Ny olona mpanala baraka sy mpanompa avelan'ny tommpon'andraikitra eto hanoratra baraka sy ompa. Ny sary feno tsikera fanalana baraka sy ompa tafajanona foana (na hoe afaka manala sary aza ny tompontsary), ny ahy avelako hitan'olona ohatra n'iza ny karazan'olona eto tokony ho mailo. [/size]
Ireo santionany zava misy eto,asehoko e 8O 8)
108. xxx
(
05/04/2007 15:59)
Zava-misy, araka ny fahitako azy :
[size=13]
I Bozylove dia tena tia be an'ilay ompaina sy alaina baraka, ka na efa nomen'ny tompon'andraikitra alalana hanala ny tsikera tsy misy hata-kandro aza izy, dia fahafinaretany be ny mitahiry ny tsikera manala baraka azy ao, ary tsy foiny alana mihitsy.[/size]
Mbola santionany fotsiny io a 8)

109. xxx
(
05/04/2007 16:14)
mankaleo!tofoka!bobok!mahita ny zavatra lazain'i bozylove!ampy zay ravavy antitra fa mba mahaiza manaja tena aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
110. mamzelkely
(
06/04/2007 06:40)
bozylove azoko ange ny tiko atongavanao we mampiseho ny "zava-misy" ee fa manin ra tazomina ho anao le izy ny tena comble am le resaka de enao rery no mahita an le izy sa ve mahafinaritra anao le anaovan'olona tamba-be toy izao ts haiko alou conseil ana namana ftsn ny ahy satri tsika eto mpinamana daholo aleo manaja tena sady en plus enao mitsikera be ftsn nefa tsy mandroso solution ftsn d'habitude refa mitsikera de manome solution :wink:
112. bozylove
(
06/04/2007 08:47)
anarim:
bozylove azoko ange ny tiko atongavanao we [size=13px]mampiseho ny "zava-misy"[/size] ee fa manin ra tazomina ho anao le izy[/size] ny tena comble am le [size=13px]resaka de enao rery no mahita an le izy[/size] sa ve mahafinaritra anao le anaovan'olona tamba-be toy izao ts haiko alou conseil ana namana ftsn ny ahy satri tsika eto mpinamana daholo aleo [size=13px]manaja tena sady en plus enao mitsikera be ftsn nefa tsy mandroso solution ftsn d'habitude refa mitsikera de manome solution[/size]
Miteny ny zava misy aho mba ho fantatry ny olona tsy mahita anizany eto.8O8). Ohatra enao izao dia ilay mitsikera be ahy, satrai tsy fanaraka à hevitrao ny fombako dia teranao ve aho hanaraka ny tinao ??? Izany izao anisany zava misy eto, "efa tsy fanaraka à ny hevitry ny mpanao tamba be dia miakatra fofona daolo manompa ny sasany (ohatra ao à sariko) na iny manoratra soratra manaratsy snsn... izany no zava misy eto.
Ary tsy critik no ataoko fa mampiseho ny zava misy
Efa niteny t@ n'ireo tompon'andrikitra aho , fa zareo no responsable ny site ny, ary izaho mampiseho ny zava misy.
[size=13px]Ary ny hoe[/size] [size=13px]"manaja tena"[/size], [size=13px]inona no aminao ny hoe manaja tena?? satria ve miteny ny heviny sy mampiseho ny zava misy dia tsy manaja tena??? :roll:8O8)[/size]
Ary ny hoe hanaovan'olon tamba-be , satria miteny ny hevitro sy tsy manao "mouton de pagnurge aho"; Izay no maha Bozy ahy tsy manaraka ny hevitr'olona tsy fanaraka @ hevitro. Ka izay te hanao tamba-be dia manao 8).
[size=13px]Entre pas ny hoe mpinamana daolo, sarotra ho ahy ihany no hinamana @ olona rehetra eto , tsy voatery ho namako daolo ny eto. Mpiray tanindrazana anga dia manaiky anizany aho :D8)[/size]
113. mamzelkely
(
06/04/2007 09:23)
vôlohany alou za no niteny an'io zvt io fa ts anarim
ts nanery aho alou azfd fa ts nanery anao aho fa nanome suggestion ftsn hoe manin raha ajanona le izy fa ts nanery anao aho anao no misafidy fa ts manery za
zava-misy tokoa ve sa ianao mits no mitady an le izy en provoquant les autres :roll:
amiko ny fanaja-tena de ny fahanginana refa tsisy olona mifanaraka amiko
ka ny problema anie enao ko azo lazaina we mi-forcer olona hitovy hevitra aminao nefa ts mitovy hevitra aminao izy eee lazainao fa zava-misy fôna le izy nefa enao no mahita an le izy de forcer-nao ny olona ahita an le izy ce qui revient au même :lol:
io arakaraka ny fomba fijery io ka fa ra izao no mitohy de mety ts namana no hitanao eto fa fahavalo mety wa fa sô de tezitra amizany eo ndray 8)
ampy angamba zay fa ts hiteny tsony fa samy manana ny heviny marina 8)
bozylove:
Miteny ny zava misy aho mba ho fantatry ny olona tsy mahita anizany eto.8O8). Ohatra enao izao dia ilay mitsikera be ahy, satrai tsy fanaraka à hevitrao ny fombako dia teranao ve aho hanaraka ny tinao ??? Izany izao anisany zava misy eto, "efa tsy fanaraka à ny hevitry ny mpanao tamba be dia miakatra fofona daolo manompa ny sasany (ohatra ao à sariko) na iny manoratra soratra manaratsy snsn... izany no zava misy eto.
ts nanery aho alou azfd fa ts nanery anao aho fa nanome suggestion ftsn hoe manin raha ajanona le izy fa ts nanery anao aho anao no misafidy fa ts manery za
bozylove:
Ary tsy critik no ataoko fa mampiseho ny zava misy
zava-misy tokoa ve sa ianao mits no mitady an le izy en provoquant les autres :roll:
bozylove:
[size=13px]Ary ny hoe[/size] [size=13px]"manaja tena"[/size], [size=13px]inona no aminao ny hoe manaja tena?? satria ve miteny ny heviny sy mampiseho ny zava misy dia tsy manaja tena??? :roll:8O8)[/size]
amiko ny fanaja-tena de ny fahanginana refa tsisy olona mifanaraka amiko
bozylove:
Ary ny hoe hanaovan'olon tamba-be , satria miteny ny hevitro sy tsy manao "mouton de pagnurge aho"; Izay no maha Bozy ahy tsy manaraka ny hevitr'olona tsy fanaraka @ hevitro. Ka izay te hanao tamba-be dia manao 8).
ka ny problema anie enao ko azo lazaina we mi-forcer olona hitovy hevitra aminao nefa ts mitovy hevitra aminao izy eee lazainao fa zava-misy fôna le izy nefa enao no mahita an le izy de forcer-nao ny olona ahita an le izy ce qui revient au même :lol:
bozylove:
[size=13px]Entre pas ny hoe mpinamana daolo, sarotra ho ahy ihany no hinamana @ olona rehetra eto , tsy voatery ho namako daolo ny eto. Mpiray tanindrazana anga dia manaiky anizany aho :D8)[/size]
io arakaraka ny fomba fijery io ka fa ra izao no mitohy de mety ts namana no hitanao eto fa fahavalo mety wa fa sô de tezitra amizany eo ndray 8)
ampy angamba zay fa ts hiteny tsony fa samy manana ny heviny marina 8)
114. sakaizakely
(
06/04/2007 09:44)
Ny adala no miresaka amin'ny adala
avelao izy hiteny irery sy hilaza ny zavamisiny. elle a eu ce qu'elle méritait
avelao izy hiteny irery sy hilaza ny zavamisiny. elle a eu ce qu'elle méritait
115. Vahinala
(
06/04/2007 10:05)
Hita hoa, mamzlkely aoka izy hiteny rery eo fa reraka eo ndry hifanazava aminy fa hahita zava misy ho avaly andry eo foana izy.
118. bozylove
(
06/04/2007 10:37)
sakaizakely:
Ny adala no miresaka amin'ny adala
[size=13px]avelao izy hiteny irery sy hilaza ny zavamisiny. elle a eu ce qu'elle méritait[/size]
Hita mitsy ny karaza'olona eto , ay enao koa mitovy faisainana @ naina6=siks :oops: 8O. Matoa enao manoratra : "elle a eu ce qu'elle méritait"; mi cautionner izay lazain'ilay naina6=siks.
[size=13px]Quand le caractère quelqu'un te semble indéchiffrable, regarde ses amis.
(Proverbe Japonais)[/size]
[size=13px]Asehoy tsara antsoratra karazan'olona ohatra n'iza no eto mpidinika eto mpanao tamba-be. Olona mitovy à siks=naina6 8O 8) satria misy ireo mi cautionner an'io olona io , sahala an'ireo tompon'andraikitra[/size]
120. bozylove
(
06/04/2007 10:50)
mamzelkely:
zava-misy tokoa ve sa ianao mits no mitady an le izy en provoquant les autres.
[size=13px]Tsy misy provocation mitsy na kely aza, miteny ny hevitro aho dia izay. Izay mahatsiaro concerné angambany ny zava misy no hoe ohatra ny provocation "la vérité blesse" hoy ny vaza izay 8):lol:[/size]
Ary tsy nisy nanery olona hitovy hevitra amiko mitsy koa aloha na kely aza e! mampiseho ny zava misy aho.
mamzelkely:
amiko ny fanaja-tena de ny fahanginana refa tsisy olona mifanaraka amiko
[size=13px]Aminao izany "fanajana tena , tsy miteny ny heviny sy tsy manazava efa tsy fanaraka @ nao ny hevitra fa mangina hi subir fotsiny 8).[/size]
[size=13px]Amiko ny "tsy fanajana tena" efa mi-insulte sy vulgaire @ ny olona miady hevitra na tsy mitovy hevitra aminao. 8O 8)[/size]