Le pardon
81. kelly13
(
31/03/2007 09:22)
8-)8-)8-)8-) zay fa niverina le oe "mampiseo ny zava misy eto"
inona loatra ary zany zava misy tsy mety hitan'ny "clan mpiserasera" fa i bozylove rery no mahita azy zany? :-w:-w:-w:-w:-w
o ry clan mpiserasera ooo, sao d jamba mahiratra isika reto rey vahoaka fa tsy mahita ny hitan'i bozylove? =))=))=))=))

82. Vahinala
(
31/03/2007 15:16)
bozy > Tsy izahay no tsy tokony hamaky fa ianao no rehefa tsy faly am "zavamisy" eto d aza miditra ato d aza mamaky izay resahan'ny olona dia vita, ny "zava misy" aminao tsy "zavamisy" aminay ary ny mahagaga d na inona na inona resaka mandeha mahita "zava misy" lazaina foana enao.
kelly > :-D:-D:-D:-D:-D:-D ampindramo diska hafa ndray alo hiova ny feeling e ! =))=))=))=))
kelly > :-D:-D:-D:-D:-D:-D ampindramo diska hafa ndray alo hiova ny feeling e ! =))=))=))=))
83. kelly13
(
31/03/2007 19:28)
vahinala>ngamba ankia hiova cd iany tsika ty ny farany fa ny vinyl raim d gôka fa antitsa b an :wink: :-D:-D:-D:-D
85. bozylove
(
01/04/2007 08:40)
vahinala:
bozy > Tsy izahay no tsy tokony hamaky fa ianao no rehefa tsy faly am "zavamisy" eto d aza miditra ato d aza mamaky izay resahan'ny olona dia vita, ny "zava misy" aminao tsy "zavamisy" aminay ary ny mahagaga d na inona na inona resaka mandeha mahita "zava misy" lazaina foana enao.
[size=13px]Samy mamaky izay tiany eto ,ts y anreo no mandidy izay tiako atao sy vakina;
Izay tsy faly tsy mamaly dia izay[/size]
86. Vahinala
(
01/04/2007 09:58)
eisssy e rabozylove e, diska goaka marina hoy ny fiteny, ny eo ihany no miverimberina !=))=))=))=))
87. bozylove
(
01/04/2007 13:23)
vahinala:
eisssy e rabozylove e, diska goaka marina hoy ny fiteny, ny eo ihany no miverimberina !
[size=13px]ka inona no olanao @ n'izany 8), na mamerina injato aza aho; na disk goaka 8O 8); manenlingilana ny fiananao anga[/size]
88. Vahinala
(
01/04/2007 17:13)
love e, bozylove e, diska goaka e, love e love e, zava misy e zava misy e ! lalalalala
93. mamzelkely
(
02/04/2007 15:56)
kalou saika ts hamaly ihany za fa ts azoko le resaka clan clan io ts efa mpisera dôly ve refa maketo am forum sy ato am serasera eee :roll: sa ts mpisera donky i bozylove ko zany clan an'ny mpisera sa ts zany
tazomiko ho ahy ny teniko ra diso za aaaa:°)
tazomiko ho ahy ny teniko ra diso za aaaa:°)
96. xxx
(
02/04/2007 16:50)
ka mampite hanao tamba-be izy ka! inona ny olanao @ n'izany? manelingelina ny fiainanao anga? 8)
98. mamzelkely
(
03/04/2007 06:59)
xxx ts anaovana tamba-be izy fa le fomba firesany no tokony ovaina tsisy manery azy ho eto am serasera anie zao "vocabulairen'ny mpisera" zao fôna no averimberiny sy ny "zava-misy" nefa izy aza mba mpisera eto ko de ts azoko nefa ange tsisy manisy olana amin'ny zava-misy eee ts haiko alou fa za vahiny eee:-P:-P
ra diso njay za de aleo hiverina amiko ny teniko :°)
ra diso njay za de aleo hiverina amiko ny teniko :°)
99. bozylove
(
04/04/2007 10:36)
lanto:
Inona ihany ary no mba sujet tsy mampiakatra an'i bozy
Tys miakatra mitsy aho , [size=13px]fa ireo mamaky no miakatra efa lazaiko ny hevitro mamaly ny dinika, sy asehoako ny zavamisy no tena mora miakatra 8O: roll: :oops:.[/size]
Ohatra nataoko copie coller eto ambany ny valinteny nataoko any [size=13px]Kelly dia lazainy fa agressive aho , nefa miteny hevitro tsotra fotsiny , iza no tena mora miakatra :?::?:8O:roll:[/size]
[size=13px]Hoy i kelly13:
tsy mba za zany fa une fois manitsaka ahy d bye bye my love, na misy fitiavana azy aza za d tsy hanaiky hitsakitsahana izany[/size]
[color=red]
bozylove:
[size=13px]Ataovy bye bye e!, dia andana mitady hafa dia efa tsy fanaraka @ ny tinao indray dia ataovy bye bye indray , dia mitadiava hafa indray ainsi de suite Raha izay ve no hitanao fa mahasoa anao tsy misy olana izany[/size]
[size=13px]Raha tsy araka ny ny heviny ny valiteniko , tokony manazava tsotra fotsiny izy , na tsy mamaly efa tsy concerné @ n'izany valinteniko izany 8)[/size]