vary roa kapoaka malgasy

1. salmo1 ( 27/03/2007 12:27)
color marrones, mbola milay no couleur blancas
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 21:16
2. rush ( 27/03/2007 13:03)
inona indray re ity dinika ity ry salmo e!fa ianareo ve dia tsy mahita zavatra lazaina mihintsy fa dia izay loko ve nama dia alefa dinika?@ izay lohateny VARY ROA KAPOKA MALAGASY nefa ny zavatra lazaina loko marron sy blanc? sao dia efa mivaha aza ianao ity?
3. salmo1 ( 27/03/2007 13:08)
ie, rush anga mahay mitsabo?
4. miarina ( 27/03/2007 13:56)
Efa nolazaiko foana ary mbola averiko rehefa tsy zaka io rongony io de ajanony wa
5. booboo ( 27/03/2007 21:16)
hihihihihi
6. salmo1 ( 28/03/2007 21:16)
miarina: toaka ve zany rongony :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0502