Souriez!

1. jentilisa ( 23/03/2007 15:34)
Somary ataoko amin'ny teny frantsay izy ity satria mba fanomanako ny amin'ny alahady e!

Souriez! souriez! (Souri(s)ez!) Nous allons gagner
Si Les Elephants ont peur de souris
Alors les barea vont changer en souris juste pour aujourd'hui!
Souriez! souriez! nous allons gagner!

dia izay e!
novalian'i jentilisa ny 26/03/2007 08:53
2. mandrindra ( 23/03/2007 16:09)
mba handresy anie isika e, miaraka amin'ny tsiky sy voalavo zany kooooo :lol:
3. booboo ( 23/03/2007 16:11)
:-D:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 23/03/2007 16:30)
:-D:-D
5. mandrindra ( 24/03/2007 08:36)
misaotra anreo nanome tsiky, ny fandresena sisa no andrasana:P
6. DotMG ( 26/03/2007 06:55)
Il suffit d'y croire!

Nahafapo tanteraka ny nataon'ny mpilalao, na ny Malagasy na ny vahiny. Deraina ihany koa ny mpanazatra Jean Paul Rossignol ary inoana fa amin'ny lalao manaraka dia ho hitany metimety kokoa ny mpilalao tena mahay miaraka ka mba tsy hiseho intsony ny fanakianana azy noho ny tsy nampidirany tam-boalohany an'i Doulah.

Tsy nampaninona kay ilay nanonofy fandresena ka! (http://blog.dotmg.net/16/fifa-rank) Tsy nisy fahatsapan-tena hoe diso fanantenana be na hoe lagilagy fa tena azo atao ary mbola hotohizana ny fanofisana amin'ny manaraka. Saingy @ lalao handraisana an'i Gabon kosa dia tsy ho utopie intsony io fa tena ho tanteraka amin'izay.
7. jentilisa ( 26/03/2007 08:53)
Marina izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6771