tsy aiko intsony

1. xxx ( 24/03/2007 18:38)
manana tantine(T) mitovy taona amiko za , zany we , vadiny tonton-ko , nanao sipa i T , zany we niodina izy satria naditra b ilay tonton-ko , d taty aoriana niova ilay tonton-ko satria natahotra izy fa sao d hisaraka @ i T , satria efa saika hiafara @ zay mihintsy , d saika anambady azy ilay bandy niodinany(E), @ zao fotoana zany efa vita ny @ T sy E , ary i T nilaza t@ko we afaka miaraka @ E ndry raha te hiaraka @ , fa tsy blem , ary par raison no nisarahany T t@ E satria T hanavotra ny tokantranony i T, fa tsy we tsy tiany i E, fa izy aloha efa tafasaraka tanteraka @ zao za miaraka @ E , fa tsy fantar'i T , aona ny fijerinareo azy , mety sa tsy ? tokony hilaza @T v za we miaraka @E!(rehefe avy eo ny tohiny?
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 05:41
2. Fiffi ( 24/03/2007 18:41)
heu.....tsy aleo ve lazaina ny marina ? na ho ela na ho aingana tsinona tsy maintsy ho fantatra hiany io....
3. fasaly ( 24/03/2007 19:39)
ny ahy aloha tsy voako io lahulahy ifandimbiasan'ny mpihavana io e! :?
4. xxx ( 24/03/2007 19:53)
A@ resaka io v, diso v za , nahatonga ny @nay raikitra manko , za no mpitondra hafatra ho andry zareo taloha , d , taty aoriana nanaraotra lery nikoty ahy satria efa tsy raikitra intsony ny andry zareo fa hotrany matahotra sy enjehin'ny eritreritra za!
5. mandrak ( 24/03/2007 20:45)

Ay tena misy tokotrany kay reny "Feux de l'Amour" fa tsy film fotsiny

xxx>tsy diso enao ka
6. xxx ( 24/03/2007 20:58)
tsy mety rangah zany ah!:twisted: efa ol niaraka tam T nao v sady ol tiny d aona no mbola hiarahanao ndray? 8O mpirafy vavy ané zany enao sy ny T nao eh! :oops::? mitadiava hafa retsy ah! sady raha hivady enao si E d hifankahita eo i E sy T d mety mbola hitohy mangina any ny tantara! asa alouh eh enao ihany io koh!!!
7. Vahinala ( 24/03/2007 22:09)
Ary maninn ra mitady bandy hafa mintsy fa tsy io olona tsony no katsahina ! 8O
8. simplex ( 24/03/2007 22:28)
Sarotsarotra ihany alou le tantara e.
Satria normalement le izy degueulas ra hoe ex-na fianakams no mbola hidirana indray. Fa ny azy tsin tsy officiellement ex le izy, satria niodina i T no niaraka t@ i E. Ny dikan'zany desera i E fa tsy plat de resistance 8). Tsy tokony hipetraka kou ny olana ra efa nomen'i T tsodrano i X hoe mahazoa ny tsara. Mety tsy haharatsy fihavanana io zany, desera iraisana kousa kou aiza no de ifanary andalana :roll:

Ra tena efa tafalatsaka enao d tohizo, d assumer-o kou ny mety ho vokany. Ry zareo tsin ra mbola misy ambina fitiavana kely izany, mety mbola raikitra ihany any @ sisiny any ;-) toi no harary fo be eo.

fa ra mbola afaka mi-raisonne d zao fotsiny , ra E. sy T. nge de E.T. e :) tena tsy raikitra izany ry kala a. Kozy e, aza mi-s'embrouille @ zany toi fa tonga d ipitsio dieny mbola misy fika. Ny bandy feno ny tanana.
9. Fiffi ( 25/03/2007 07:26)
xxx:
fa hotrany matahotra sy enjehin'ny eritreritra za!
heu....de raha zah no eo @ toeranao de adaboko any zany de mitady hafa zah ! zay no fahendrena.......


10. mandrindra ( 25/03/2007 07:37)
ny fitiavana tsy misy fetrany. na niaraka tamin'i T, na X, na i Z ilay bandy taloha, rehefa mifankatia ianareo ankehitriny dia izay no zava dehibe.
11. Fiffi ( 25/03/2007 07:40)
na hoe matahotra fa henjehin'heritreriny aza ve ?
12. mandrindra ( 25/03/2007 07:44)
rehefa tia tsy misy eritreritra manenjika
13. xxx ( 25/03/2007 08:00)
Za zany @zao miafina mandeha any @ E,ny @nay sy E aloha vao 1 mois e!, i E aloha @zao tia ahy b e! fa tsara marihana koa aloha ,T sy E mbola mifampiresaka fa tsy miaraka intsony , ary @ telefonina-ko no hifampiresahandry zareo,ary za mody fanina b , en plus za mipetraka ao T, i E any @ province , zany we mifanalavitra!ny atahorako koa aloha raha tsy hivady zahay sy E d tena ratsy b ny fipetrany , ny vazaha koa rehefa tia d tia fa mety hiova koa izy rahampitso
14. kanto10 ( 25/03/2007 08:36)
za mitovy hevitra amin'ny fasaly
15. mandrindra ( 25/03/2007 08:59)
fitia tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana. koa inn no olana raha tsy mivady ianareo. tsy izay tiana rehetra akory dia ho vadina daholo, fa misy fotoanany ny zava-drehetra.
fa maninona ianao no mody fanina? inn no antony tsy hilazana ny marina? kôzio ra-T fa miaraka inareo e.
16. fasaly ( 25/03/2007 13:03)
marina zany fa le fitiavana tsy taikitra am T sy E atao tsy maharatsy fihavanana, fa raha idian'ny zanak'i T ilay E de itako hafahfa lay fihavanana sa zà no tena sarotiny be!:°)
17. mandrindra ( 25/03/2007 16:06)
i xxx tsy zank'i T no sady mitovy taona amin'i T. koa raha lasan'i xxx i e inona moa no tokony ho olana?? raha mametraka olana amin'izany i T dia tena tsy mamely satraia teo antanana nahilika koa rehefa lasan'ny hafa vao mahataitra ve?
18. Vahinala ( 25/03/2007 17:31)
Samy marina daoly ny lazainy fasaly sy mandrindra fa dia hoe inn zany no hevitra tena mety, am lafiny iray rehefa tsy raikitra moa ny any T sy E inn no olana ra mifankatia ianareo, nefa koa mahasadaikaitra ihany le hoe samy mpiavana no mifandimby am olona iray.
19. Fiffi ( 25/03/2007 19:39)
mandrindra:
fa maninona ianao no mody fanina? inn no antony tsy hilazana ny marina? kôzio ra-T fa miaraka inareo e.
heu....zah mba gaga....na ho ela na ho ainga tsy maintsy hipohitra hiany ny marina ka tsy aleo ve tondé lazaina azy ny marina ?


20. fasaly ( 25/03/2007 19:39)
miakina am sai'ny tsirairay ihany io alouha e!
marina ny volazan'i mandrindra fa ny saina no manaiky na tsia!!!!! fa zà toa tsy hahavita anzany kounnnnnn:?:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5908