Arakaraka le situation kosa alo e, raha tena tiany kosa ve moa ilay olona d ho diso izy, fa d miankina am tsirairay ihany aloha io fa raha za marina xxx dia lazaina ny marina, aleo lavitra aza ianao no miteny aminy ny zavamisy toy izay reny am olonkafa vao maika lasa ratsy be ny fihavananareo.