tononkira Eliane sy Emma
1. miredareda
(
24/03/2007 03:01)
Sao dia misy manana tononkiran'i Eliane sy Emma, hira taloha lay hoe "na sarotra aza ny dia na mafy ny manjo, ... tsy haiko mantsy ny lohateniny
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:03
2. Fiffi
(
24/03/2007 07:57)
na sarotra aza ny diha
na mafy ny manjo
ny hiran'ny fitia
....ao am-po
(andraso aloha hadika fa manana an'le cd io zah )
na mafy ny manjo
ny hiran'ny fitia
....ao am-po
(andraso aloha hadika fa manana an'le cd io zah )
3. lanto
(
24/03/2007 12:21)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1480
Ao amin'ny tononkiran'i Rambao no misy azy :)
Ao amin'ny tononkiran'i Rambao no misy azy :)
5. fasaly
(
24/03/2007 17:05)
miredareda: ary ilay hoe "anja-visy, ....mieredareda..., ity foko manirery nilaozanao...." hiran'i eliane sy emma kounkou ve io???? sa vola sy noro???:-P
7. Fiffi
(
24/03/2007 17:08)
anjavidy akia io fasaly an ! vola sy noro kah !
Anjavidy miredareda
Ilay foko ela niandrasana
Tonga ianao mody tsy miraika
Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra
Anjavidy miredareda
Ilay foko ela niandrasana
Tonga ianao mody tsy miraika
Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra
9. Fiffi
(
25/03/2007 07:03)
ka zah akia tena tia ny hiran'i Vola sy Noro beeeeee mihintsy an ! :):-*:-*
