Mifanoratra/mifanome oroka/misangisangy/sera2!
1. niryna
(
21/03/2007 13:24)
Ahoana tokony ry ireto ny ao an-tsainareo na ny tena marina hoe ahoana no hieritreretanareo isaky ny mifanoratra isika(ianao/ny hafa/izaho) ato dia ahoana ilay olona azonao veroka hoe io ranonana ,hamaly an-dranona aho maka sarin'olona ao an-tsaina ve ianao
Indray indray mantsy rehefa lasa ilay feeling izay dia tena mivanitika sy mitatra toa zazakely,raha misy mijery tampoka ao anaty serasera ao ny ao an-trano dia ho variana angamba izy hoe izao ve no tena mahaliana anao ao:roll::P.
Ohatra:Misy sujet kely iray dia lasa mandeha any amin'izay tsy izy ilay izy fa vao misy iray miteny zavatra hafa eo dia samy manao vazivazy amin'izay,..dia io izy fa mifanoroka e,dia tonga ny sary mifanoroka,dia lasa indray ny manaraka manisy rose.Andraso kely ary aloha e dia mitohy hatrany ilay vazivazy ary tsy lasa any amin'ilay sujet intsony fa lasa sarina- masoandro, misy fiara ,eny amin'ny plage.Andraso aloha fa adino ny mafana sns..8)
Dia tena mahazo fahafinaretana tokony aho aloha mijery ilay izy na mandray anjara miaraka ny namana e fa ianao no asa.:cry::roll::oops:8O:o:D:D
Fanontaniana:
-Mety ho azonao veroka ve ilay olona mifanoratra ,mifampisangisangy, mifampitsikera,mifanao taimbava:roll::twisted: kely aminao io satria tena tsy fantatra mihitsy.:cry:
-Dia rehefa tonga eo amin'ilay misy miakatrafo kely iny indray :roll::?:tonga ve dia tena raisinao ho tena izy ilay izy:twisted: sa dia matin'ny fihomehezana ianao mijery ilay olona =))manoratrora-poana
- mamaly hatezerana :evil:mitovy azy ihany koa ve ianao ary dia tena marary tokoa ve ny fonao(l) rehefa ataony teny tsy voahevitra ianao?:evil:(l):*

novalian'i dadie ny 27/03/2007 13:38
2. Samoana
(
21/03/2007 14:17)
Nofintiniko an-tsary ireo nolazain'i nyrina ho antsika tsy manam-potoana mamaky loatra:
:roll::P8):cry::oops:8O:o:D:D:roll::twisted::cry::roll::?::evil:=)):evil:(l):evil:(l):*

3. ari.malala
(
21/03/2007 15:01)
Samoana, :-D:-D:-D:-D
nyrina, za aky ts maka antsaina fa namana d namana d andefasana sarikely mifanoroka refa mba mafinaritrr ana le ol a!;)

4. kelly13
(
21/03/2007 15:11)
misaotra an'i samoana, za ty fôna ndray :-D. io mantsy tsy tafiditra t@ famintinan'i samoana
7. Zina
(
21/03/2007 16:52)
hamaly an-dranona aho maka sarin'olona ao an-tsaina ve ianao
ie
mamaly hatezerana mitovy azy ihany koa ve ianao ary dia tena marary tokoa ve ny fonao rehefa ataony teny tsy voahevitra ianao
Tsia
8. booboo
(
21/03/2007 19:01)
nenà tô tena araka ny fihetsem-poko ao mihitsy lé sarikely apetrako ...arakaraka kah : ndraindray zà tena romotra be dia mandra-pitony klou dia d :) no apetraka na manopa an'eritreritra ihany aza ...:°):°):°)
9. mbaliana
(
21/03/2007 19:39)
NY ahy koa arakaraky ny fihetsem-poko no amaliako an'le olona e.. ohatry ny an'i booboo...rehefa tsy mamaly zay za dia tezitra zay mandra-pitony aloha...moa rehefa manoroka zay za dia tena manoroka mihitsy ka ...
samoana > merci an :-*:-*
samoana > merci an :-*:-*
11. ari.malala
(
22/03/2007 08:04)
melody>:-*:-*
ka na ho tezitra sy hanompa an'eritreritra aza anie ity virtuel tsy azo raisina ampo e :)

12. niryna
(
22/03/2007 15:17)
booboo:
nenà tô tena araka ny fihetsem-poko ao mihitsy lé sarikely apetrako ...arakaraka kah : ndraindray zà tena romotra be dia mandra-pitony klou dia d :) no apetraka na manopa an'eritreritra ihany aza ...:°):°):°)
=))=))
13. niryna
(
22/03/2007 15:18)
mbaliana:
NY ahy koa arakaraky ny fihetsem-poko no amaliako an'le olona e.. ohatry ny an'i booboo...rehefa tsy mamaly zay za dia tezitra zay mandra-pitony aloha...moa rehefa manoroka zay za dia tena manoroka mihitsy ka ...
samoana > merci an :-*:-*
=))=))dia miverina kely manarangarana indray e
14. niryna
(
22/03/2007 15:23)
ari.malala:
melody>:-*:-*
ka na ho tezitra sy hanompa an'eritreritra aza anie ity virtuel tsy azo raisina ampo e :)
Marina izany.Izaho indray raha misy manafintohina ahy :evil: ato mivoaka ato aho tsy maitsy mahita zavatra mampihomehy ahy ka tsy maitsy mikaka2 foana aho izany matetika.:P indrindra ireny olona miakatr'afo miteniteny foana ireny:evil: " manao xxx miteni2 @ ny hafa ireny"=))
15. mbaliana
(
22/03/2007 20:51)
niryna> yeeee nanao ahona no niafarany tao.. raha tsy zany ve za ho mbaliana :-D:-D:-D
16. niryna
(
23/03/2007 05:42)
mbaliana:
niryna> yeeee nanao ahona no niafarany tao.. raha tsy zany ve za ho mbaliana :-D:-D:-D
ka raha tsy liana kely anie ianao lasa ny masinina e
17. princesseN
(
23/03/2007 07:53)
"tt est possible ds l'net"sa aona ozy nareo?ina àry no akana lagy @zany e!:btsika ange miserasera ry zareo e!ny ahy alo hiomehezako fotsiny e!=))vao maika àry ataoko raha
vao tezitra eo:-D:-D:-@:-@
vao tezitra eo:-D:-D:-@:-@
18. mbaliana
(
23/03/2007 10:58)
niryna> zay mihitsy anie.. tsy nataotao foana le ps an :-D:-D:
princesseN> misera aloha misera e.. fa mba samy mitady fahafinaretana eny fa dia kely bilitika aza.. Eny fa na dia eto amin'ny net dia tazomiko foana ny ahy hoe misy olona ohatra ahy koa mamaky ny nosoratako ka mety misy ny tohina ecc...bref fifanajana no tandrohina foana e...
tsy hoe tsy misy mahita na tsy ho fantatra mihitsy dia hanao zay tsy fanao rehetra ...n'importe koi

20. niryna
(
24/03/2007 00:14)

hitakou