Inona no ataoko????
1. navax
(
22/03/2007 07:02)
Ataokoi hoe nathan ny anarako mba tsy hahafantaranareo ny tena izy.
Ny tantara izay holaszaiko eto de niatra tamin'ny fiainako.
Misy tovovavy iray izay miaraka tamiko, efa 1 taona izahay no niaraka ary tao anatin'iazy fotoana niarahana izay de nifandimby teo nyratsy sy ny tsara.
Ny antony nanoratako aty aminareo de mitady vahaolana aminareo aho satria ankehitriny de tojo olana ataoko hoe ngeza be ny tenako.
Nanomboka tamin'ny faraparan'ny novambra teo de tena tsapako fa tena tsy nilamina intsony ny fiarahanay satria nanomboka leo be azy aho noho ny zavatra ataony isaky ny mihaona izahay: ohatra ny lakaoly ireny izy isaky ny tonga ny sabotsy sy alahady ary tsy manaiky raha tsy miaraka satria hono io no fotoana tsy hiasany, ankoatra izay de tsy miaintsy alaina izy rehefa miasa satria za hono tsy manaon'inoninona fa mijanona ao an-trano????(ao an-trano aho no miasa) de tsimaintsy ny zavatra ataoko rehetra no ajanoko eny fa na ny choral izayefa niaretako hatrin'ny ela aza. raha vao tsy tanteraka ny tiany rehetra de manao krizy be ny anao vavy ka mitomany foana no laasany .Tao anatin'ny 1 taona niarahanay de 80% izay de tao anatin'ny tomany satria matahotra hono izy ny isarahako???
ny tena olana de izao: za tena leo be azy nefa izy vao iresahana fotsiny de mitomany ary mamohy fo mihintsy ohatra amin'izany tamin'ny voalohandohan'ity taona ity aho de tapakevitra fa hiteny azy hoe "hisaraka", tsy mbola niteny inona taminy akory aho de nitomany be izy , rehefa voateny aza mo le hoe isaraka de niteny fa hamono tena izy ary dia notanterahany izany fa tsy maty izy ary nafeniny tamin'ny ray aman-dreniny izany!!!taty aoriana (2semaines) de tonga tany amiko idnray izy ary niteny tamiko fa tsy milamina ny fiainany ary mila miresaka izahay.teo izy de niteny fa raha tsy miverina miaraka izahay de hamono tne izy ary tena am le maty mihintsy,,,
mangataka aminareo aho , mba vonjeo aho fa tena tsy hitako izay atao , za tsy ahita azy ho faty nefa za tsy te hiaraka aminyho faty intsony ka mba ampio aho fa tsyhitako izay atao satria tiko ho velona izy fa tsy ho faty;
valio amin'ny : navax ato amin'ny serasera
merci

novalian'i bozylove ny 05/04/2007 15:57
2. fasaly
(
22/03/2007 07:17)
efa naheno tantara otran'io mitsy aho:-P
samy mampalahelo be nareo samy mijaly
sarotra be ny situation aloha e!
fa maninona kosa anefa raha miaraka amin'ny izay week end any e! na colanty izy na aon! iny no mba hiaonanareo.....de asehoy aminy porofoy aminy fa tsy manana afa tsy izy enao e! omeo fahatokisana be izy de tsy hitomany intsony, matoa izy mitomany lava otrzany sy mamono tena mila assurance avy aminao fa ampitomboy ilay izy handresena lahatsa azy fa mety tsy ampy azy kounnn!
korazy e!;-):-*:-*:-*:-*

3. mamzelkely
(
22/03/2007 07:34)
mafy zany anao zany nefa tsisy solution afatsy ny miresaka ihany ka anjaranao no mitady moyen hicalmer-na azy, mitady ny mari-maritra iraisana zany e aza tonga de tapahana be le izy fa mitadiava ftsn nareo compromis ohatra we refa alatsinainy sy zoma ihany ohatra enao no maka azy de refa week end de miaraka fa manao zay tinareo roa fa ts hoe zay tian'ny iray ihany fa zay zvt tinareo, ianao mety ts hoe ts tia azy tsony fa tofoka ftsn de mitadiava compromis:wink:
6. diamondra27
(
22/03/2007 07:56)
resumé: une femme capricieuse, exigeante, colerique,égoïste, suicidaire...:-w:-w :(
fa inona avy kosa ary ny qualités-ny?
miala tsiny raha teny mafy fa izany no voalaza etsy ambony @ilay tantara.
Midera ny courage-nao nandritra izay herintaona izay.
Courage!:-*

8. kelly13
(
22/03/2007 08:39)
oul tsy tia anao zany manao chantage aminao izany! miteny izany izy (hamono tena aho hoe etc...) mba hitazomana anao sy hi culpabiliser-na anao! ka raiso andriamatoa ny andraikitrao ka lazao azy mazava ny tena ao amponao, lazao azy kou fa tsy enao irery no lhl eto antany ka "izay" ianao v no nde hamonony tena!
9. mamy23
(
22/03/2007 09:09)
1) Efa fantatry ny RaR ve ny fiarahanareo ? raha eny dia mba miresaha amin'ny Rar-ny ianao manazava ny zavamisy sy mitady vahaolana
2) mandehana manao vacances elaela
2) mandehana manao vacances elaela
10. nikopol
(
22/03/2007 09:17)
he , indrisy, tsisy afatsy ny mivavaka ho an'ny fanahiny sisa no azo ataonao aminy fa izay no anjarany. Homeo fitiavana be farany izy dia hanontanio ny voninkazo tiany.
11. salmo1
(
22/03/2007 09:38)
navax: raha mamono tena zay joba zay de tsy fifaliana avy ao am elah ny antony namonoany tena.
doncs: izao no atao mba tsy hisiany olana:
- rehefa hande hiasa i madama :-* fuerte,
- isakiny misaraka sy mihaona :* con (l)
- isakiny misy zavatra tsy mety de mandefitra elah alou :D
- rehefa tototriny fitiavana sy tsara fiara-monina i madama de mahatsapa izy fa ''ratsy izany mamono tena''
Zay elah vao mahazo misaraka.

13. booboo
(
22/03/2007 09:53)
resumé: une femme capricieuse, exigeante, colerique,égoïste, suicidaire
eka ouz dia ampiako hoe sao dia gaigy ? :°):°):°)
Navax > Iresaho izy, dia teneno aminy eo aby ny fahatsapanao ny toetrany. Hitomany ndray izy maheno an'izany zao f'aza rarahina klou. Ataovy tsapany fa tsy afaka miaina an-kahalalahana enao refa miaraka aminy fa manoatra noho ny botokeliny (pas bien du tout !). Asaivo miezaka beee mitady vahaolana matotra kokoa izy raha mbola te-hiaraka aminao fa hatrizay enao no manao zay tianao dia mba avadika ndray e !
14. sasa
(
22/03/2007 10:06)
kiss ho an'i mamz tsy hita izay ela ela izay
navax marina io voalazan'i booboo io fa ampiako kely fotsiny hoe mila entitra ianao fa sinon d hanao ny fanaony foana izy, lazao mintsy izy ary ataovy izay hampiova an'azy

15. Imahaka
(
22/03/2007 10:11)
Navax>
- ataovy amponga miantona izy rehefa mi-insiste ny hiaraka
- dia apetraho ny condition hoe tsy mila "collante" sy "capricieuse" raha hiaraka
- raha tsy manaiky ireo izy dia aza iarahana
- raha milaza hamono tena izy dia azy ny azy, tsy masaka mihitsy izany fitiavana "par pitié" izany. Samy mitady ny mahasoa azy io fa aiza dia hiaraka amin'izay tsy ho anjara e! Chacun pour soi, Dieu pour tous
Hoy Imahaka, ilay fo vato :}
Vale> fa ianao angaha ilay sipa? raha toa ka ianao dia ovako indray ireo soso-kevitro eo ambony ireo

17. Vahinala
(
22/03/2007 10:37)
Izay antony rehetra izay ve no tena tianao hisarahana aminy sa koa tena tsy tia azy intsony koa ianao, tena sarotra tokoa anefa satria izy zany tena tsy azo resahana mihitsy fa misy lazaina azy d mitomany.
Ny tiako ho fantatra hoe tena tsy mety aminao tokoa ve izany hoe isaky ny wk ianareo miaraka, raha toa ange ka tsy mihaona firy nareo anaty ny erinandro dia azo lazaina honormal zany e, mila fandeferana ny fiarahana raha tena tianao ilay olona nefa ny fandeferana koa tsy midika hoe manao izay sitrampony rehetra.
Raha mbola tianao izy dia ezaho resahana mora izy hitadiavana solution amzany porblme rehetra zany, lazao azy ny olanao sao mba mety hiova koa izy raha fantany ny eritreritrao. Raha tena tsy tia azy intsony larina indray ianao dia izay no olana, ny hevitra raha amikod hoe aleo lavitra aza ianao miresaka mivantana am ray amandreniny raha toa ka efa fantany ianao. Mahereza e, dia mivavaha mandrakariva.

19. xxx
(
22/03/2007 11:42)
tro koa ne ny ranga zany izay anatra ho an'ny sisa refa miaraka amin'ny olona de aza avela hanarapo zany fa manjary manararaotra sady toa mbola zaza fisainana be ko zany sipanareo zany mbola tsy tokony hanao sipa fa mbola mila tambitambin'i dada sy i neny ra misaraka tsy de misy maratra amin'izao nareo de hihamatotra izy ary hoa azony fa on ne peut tout avoir e! courage de resao azy milamindamina eny ny resaka fa amiko tsisy antony tokony hiarahanreo tsony fa na za koa aza leo azy sahady koa. Courage ry se fa lela ny tena an!
20. fasaly
(
22/03/2007 11:45)
kelly13:
(miseo ho mahay raha mamz zany kle)
:-D:-D:-D:-Dmamely ny clone ndray ny sasany:-D:-Dary mitovy lay finteny an!:-D:-D:-D:-P