Inona no ataoko????
41. anouck78
(
22/03/2007 18:14)
navax inona no tena antony nahatonga anao niaraka taminy t@ voalohany, ary inona no tena tsy zakanao aminy aminizao ka mahatonga anao ho leo ve sa te hisaraka . Ny tokatrano mantsy de tena mbola mafy noho izany rehetra izany(tomany ,tsy maintsy maka azy sns) indrindra moa rehefa misy ny zaza(tsy maintsy mifoha na de reraka avy miasa aza fa hanatitra ny zanaka hianatra sns) ka diniho tsara ireo fanontaniako napetrako etsy ambony
42. karinah
(
22/03/2007 18:22)
kanto10::-D:-D:-D
tratry ny olona adala koa ianao zany, raha za enao d hoentina any am radoko izy
43. Vahinala
(
22/03/2007 18:35)
anouck78:
navax inona no tena antony nahatonga anao niaraka taminy t@ voalohany, ary inona no tena tsy zakanao aminy aminizao ka mahatonga anao ho leo ve sa te hisaraka . Ny tokatrano mantsy de tena mbola mafy noho izany rehetra izany(tomany ,tsy maintsy maka azy sns) indrindra moa rehefa misy ny zaza(tsy maintsy mifoha na de reraka avy miasa aza fa hanatitra ny zanaka hianatra sns) ka diniho tsara ireo fanontaniako napetrako etsy ambony
Toa efa nazavainy ao ihany ny momba izany.
44. Vahinala
(
22/03/2007 18:36)
nikopol:
he , indrisy, tsisy afatsy ny mivavaka ho an'ny fanahiny sisa no azo ataonao aminy fa izay no anjarany. Homeo fitiavana be farany izy dia hanontanio ny voninkazo tiany.
:-D:-D:-D
46. mandrak
(
22/03/2007 18:51)
navax:
Tao anatin'ny 1 taona niarahanay de 80% izay de tao anatin'ny tomany satria matahotra hono izy ny isarahako???
navax>ko manin' dray ra ampesaina lé téknika "misambotra nounou" é :D
47. Zina
(
22/03/2007 20:47)
misambotra nounou? inn ndray zany ry mandrak? hihihi
navax a tsy misy afa tsy ny communication ny ala-olana ela lehilahy ka mila mametraka tsara ny point sur les i
insecurité no maha-tonga an'ilay kala manao scene be otran'io....fa aza rarahina fa miresahy aminy, miova eo foana io....
Dia mahereza o

48. nathie86
(
23/03/2007 13:22)
fa anga de tena tsy tinao tsony izy r'se. Ary tena manelingelina anao ve izy le mitsena azy fôna. Marika anie io fa tia azy enao e. Marina ny an'ny Fasaly hoe mila assurance izy. Izay week end ve de tsy foinao ho azy e. Afaka mireka tsara anie nareo de mifandamina e. Tsy dia manahirana zany ngamba @ko.
Ny azoko lazaina de tsy misy fitiavana an'azy tsony ao amponao point de vueko io an. Zay fa courage r'se an.

49. bozylove
(
23/03/2007 14:12)
8) Raha tena tinao ny hisaraka aminy , dia vitanao izany. Tsy fanaovana chantage akory dia hoe hijanona 8) ny any namanao fitiavantena , fa tsy fitiavana anao mitsy. Lazao azy ny tinao sy tsy tinao @ toetrany , na mitomany aza izay lazao tsotra hoe" mitomania, fa izaho miteny @ nao izay tsy tantiko aminao, fa tsy hoe mitomany akory enao dia hangina aho lol "
Fa ny Love-nao kosa izany mba te hiantahanta aminao omeo bisou foana araka lazain'ny salmo1 dia mande ny tantara e hihihi :-).
Ny fitiavana dia miezaka mi s'adapte @ ny toetran'ilay olontiana enao; dia ilay olontinao koa mi s'adapte @ ny toetranao. Dia mitady ny marimaritra hiraisana e !:D
matoa tsy tantinao intsony ny toetrany dia tsy tinao intsony izy izany.
ary mety crue ny hevitra lazaiko anao, tonga lazao izy fa leo enao efa tsy miezaka mi comprendre anao sy mi s'adapte @ fombanao izy
fa lazao izy "hisaraka @ nao aho fa raha te hamono tena enao dia andana mamono tena fa tsy misy azoko atao @ nao"
fa raha mbola misy ny fitiavana, dia miezaka ny fandamina sy miresaka na ao anaty ny fitomaniana aza :cry::cry:.
Efa mitomany :cry: izy dia avelao fa aza tambatambazana , dia mandehana mivoka maka rivotra sy saina. [size=13px]Dia efa miverina enao dia lazao hoe " efa nangina sy afaka ny ny fo ny malalako, andao @ nizay isika hiresaka tsara kia malala an , tiko anie ise e (l) fa masosotra ny ataonao ; dia tanisainao eo daolo ny tsy tantinao ..." izany teny rehetra izany sakambinina tsara izy ny lohany ataonao eo @ tratranao , ary raha mbola mitomany izy dia teneno hoe "mitomania kia malala an" :cry::cry: fa mba henoy ihany kia ny lazaiko malala an" :cry:[/size]8)
izay mba hevitra omen'i Bozy ka asa raha mety hamaha olana anao ranamana 8)
Enao ihany no mahita ny vaha olana e , fa ny eto miteny ny heviny daolo, fa metsy tsy fanaraka @ tinao 8O 8).

51. paris10
(
23/03/2007 19:42)
nisy fanontaniana napetrako t@ nathan fa tsy novalianao aho nefa miankina @ valinteninao no mety ahazoantsika hevitra!
52. Zina
(
23/03/2007 20:09)
mandrak [ Valio ] 23-03-2007 20:00:33
Lohateny : Re : Inona no ataoko????
Hoy i Zina:
misambotra nounou? inn ndray zany ry mandrak? hihihi
tsy aiko
mody oe tsy hay nefa ela zao misambotra nounou foana :-D:-D:-D:wink: