Inona no ataoko????

21. fasaly ( 22/03/2007 11:46)
mamz: tongasoa njay njy de faly be zà:wink::-P:-*:-*:-*:-*:-*(l)
22. xxx ( 22/03/2007 11:53)
Za efa tratran'io sipa mamono tena io fa rehefa tsy maty indray dia tsy maty intsony izay.

Fa izy kosa ary ve tia anao dia. Ianao nge zany mora mahavita mandresy lahatra azy hoe izao no mahatofoka anao eh. Dia tsy misy tianao mihitsy ve aminy. Sa rehefa azonao ny tianao dia tsy raharahianao intsony fa rehefa tsy mamono tena, na mitsipozipozy aza tsy maninona?
23. fasaly ( 22/03/2007 11:57)
fita wa! tsy azo hatao ny manipy azy amzao ! mora be ny miteny anzany.....fa anjaranao no mitsabo azy....asa tsy haiko.....:? zà alou tsy de daccord am hevitry i diam e! hoe inona no kalité ny....:-P
firesahana sy fanazavana no tena fanafodiny de fanomezana assurance azy raha mbola tia i navax:wink:
24. karinah ( 22/03/2007 12:08)
fasaly::-D:-D:-D alefaso any @ hafatra anie hoe ny valiny e,ihihihihi:°):-*:-* njy.
25. karinah ( 22/03/2007 12:13)
Imahaka:

Navax>
- ataovy amponga miantona izy rehefa mi-insiste ny hiaraka
- dia apetraho ny condition hoe tsy mila "collante" sy "capricieuse" raha hiaraka
- raha tsy manaiky ireo izy dia aza iarahana
- raha milaza hamono tena izy dia azy ny azy, tsy masaka mihitsy izany fitiavana "par pitié" izany. Samy mitady ny mahasoa azy io fa aiza dia hiaraka amin'izay tsy ho anjara e! Chacun pour soi, Dieu pour tous

Hoy Imahaka, ilay fo vato :}

Vale> fa ianao angaha ilay sipa? raha toa ka ianao dia ovako indray ireo soso-kevitro eo ambony ireo
:-D:-D:-D, ny loha-teny sy ny tery ambany vakio tsara, raha vao lava loatra de tsy de zapéko ny a, fa vakio tsara io nolazainy io ambany indrindra io:P:-*


26. karinah ( 22/03/2007 12:14)
zappé-ko e,hihihi
27. fasaly ( 22/03/2007 12:17)
karinah: injy ngamba amourézy fa hitako mifanitika foana:wink::-D:-D:-D:-D

hay ve e! misy bandy namako tena otran'io mitsy ny cas rehetsa tsy misy anesorana na analàna ka sao de izy aza fa mtiondra ps hafa fotriny:roll:
28. ari.malala ( 22/03/2007 12:26)
raha azoko kosa nefa tsy dia hoe azo izay ilaina dia hatsipy ilay vhv, fa efa niezaka nandefitra iany ilay namana, fa izay ilay hoe pitidrano nampihoatra ny kapoaka e! sady olona suicidaire izany tsy olona matotra izany!tsisy afats fifampiresahana iany ry navax ny fanafodiny a!alohan'ny resaka nefa dia teneno izy hoe aoka tsy hisy ranomaso latsaka eto na ny kely aza. Fa hono hoa alo e, maninona no tsy manana assurance amin'ny fitiavanareo izy? angaha ianao mampiseho fihetsika hafahafa aminazy?
29. karinah ( 22/03/2007 12:27)
navax, nathan, imahakà> tena manabmàka marina nareo klé, mztou é. ary tsy nahavaly aho satria mbola nikarakara sakafo, raha toa ka "azoko tsara ny lazain'ny sujet ambara fa tsy fandrebirebena olona fotsiny.:)
30. karinah ( 22/03/2007 12:28)
fasaly: ouiiiiii...:P:-*:-*
31. karinah ( 22/03/2007 12:30)
fasaly:

karinah: injy ngamba amourézy fa hitako mifanitika foana:wink::-D:-D:-D:-D

hay ve e! misy bandy namako tena otran'io mitsy ny cas rehetsa tsy misy anesorana na analàna ka sao de izy aza fa mtiondra ps hafa fotriny:roll:
tena imahakà marina aky nenjy a, maztou é.hihihi:wink:


32. paris10 ( 22/03/2007 14:00)
navax:hay ve mbola misy olona "lache" otran'zany eto antany e?tsy tena tia anao io sipa io fa diso niantefana ianao!miataha azy,lazao fa miasa any ivelany ianao,asaivo mi-debra any izy @ fandehanana sy fodina,fa ianao koa manana ny problemanao any ampiasana,zany toetrany zany koa efa tokony vao miaraka dia hita fa ianao faly nanana dia tsy niraika,ny lehilahy moa tsy dia sociable sy psy loatra,mampalahelo ahy io sipa io zany,marary saina, tsy fakàna taranaka!!!!
aleo hitabataba, hitomany,hamono ny tenany fa sady tsy ho sahy akory no mampiseho fambanian-tsaina!ary ianareo zany miara-mipetraka?
33. Imahaka ( 22/03/2007 14:02)
karinah> manambaka ahoana izany? mbo mamaly sizé fa ahoana koa aza enao izany.:roll:
34. Tenio ( 22/03/2007 14:25)
atahorako izany resaka maty zany
35. karinah ( 22/03/2007 14:32)
Imahakà, toi iany no niteny we zah ihany io navax io? hay ve sangy lé izy é, ny sujet wa vakio tsara h@ fa-ra-ny é.slt.
36. karinah ( 22/03/2007 14:36)
Imahakà> alefaso any @ mail ny hoe ny valiny. mamaky tsara é.hihihihih
37. kanto10 ( 22/03/2007 14:49)
tratry ny olona adala koa ianao zany, raha za enao d hoentina any am radoko izy
38. mamzelkely ( 22/03/2007 15:17)
nikopol:

he , indrisy, tsisy afatsy ny mivavaka ho an'ny fanahiny sisa no azo ataonao aminy fa izay no anjarany. Homeo fitiavana be farany izy dia hanontanio ny voninkazo tiany.



:-D:-D ts hoe manambany le problem za aa fa le fitenin'i nikopol anazy no mampme ahy :-D azfd njinja fa HS kely hihih:oops:
39. Vahinala ( 22/03/2007 16:36)
Ka ny olana d ty kala mitady hamotena ko, mbola zaza saina be marina izy ary mety karazana ankizy pourrie gatée reny dia ra vo tsy mifanaraka amze tiany dia izy ndray no manao santazy. Tena tsy te ho eo am toeran ranamana kosa alo za e, refa tena tsy tiana tsony izy d zay hevitra hialana aminy tsisy problèm zao no mila tadiavina.
40. karinah ( 22/03/2007 18:14)
mamz::-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077