fihaonana mada

1. fijo ( 20/03/2007 23:32)
misy moa izany ny namana avy aty mety tsy hoafaka hanatrika le any mahajanga.toa ny tenako.ka mba milaza izay namana avy aty rehetra mandeha juillet de mba miaraka mihaona amin'ny namana any isika e.
novalian'i mbaliana ny 28/05/2007 19:04
2. cutie ( 20/03/2007 23:54)
eny wa
za zao tsy tafa njay :cry::cry::cry::cry:
3. sasa ( 21/03/2007 04:35)
fijo, izay mintsy afaka mahita anay foana wa lisany fa mifanaraha fotsiny na hihaona tsirairay na koa hoe hiaraka hihaona daholo ianareo avy any sy izahay aty fa mety hahafinaritra raha hoe asiana soiree indray mande ohatra mba ho fihaonantsika rehetra an
4. fasaly ( 21/03/2007 06:54)
ié! afaka manaoa fiaonana manoakana tsy any majanga fa ao tanà ihany ka! ary toa lasa mois de juillet ihany nga fijo:?
5. fasaly ( 21/03/2007 06:55)
zà klou efa niresaka tamù ravatorano sy sasa ihany fa refa tena raiitra ny fotoana de miantso antariby zà:-P
6. ari.malala ( 21/03/2007 08:04)
ra mba tsy soirée d mety afaka iany za e!
7. ikaretsaka ( 21/03/2007 13:30)
za koa zao tsy mbola haiko aloha... fa hita eo ... tsy mbol amahatapaka hevitra irery manko @ io zavatra io
8. fasaly ( 21/03/2007 18:30)
okay mazava izany aky ari. z!:wink::-*
9. Fiffi ( 21/03/2007 20:35)
zah aloha de anisan'ny tsy ho afaka mihintsy an !:(
10. watafon ( 21/03/2007 20:38)
Ohhh ! fa naninn doly ndray hono e ! tongava na jolay na jona fa afaka mihanona foan isika e !
11. mbaliana ( 21/03/2007 22:13)
:cry::cry::cry:
12. fijo ( 21/03/2007 22:55)
fasaly,jolay no sisa nahitana takila,ka dia noraisina e.indrisy.
ka ny tiako lazaina dia mba milaza daholo izay mety hotonga any amin'io jolay io,dia atao ny fihaonana amin'ny rehetra any.
fa ny eny antsisiny eny mo ainy mandeha foana.na voasary io,na akondro.hi hii
13. sasa ( 22/03/2007 04:51)
fasaly ye afaka mi phone njy kan
fijo ha ha ha ha tsy misy voasary tsony amzany fa akondro no misy mandavan-taona e!
watafon ha ha ha ha ha nefa izy tsy hita juillet
14. watafon ( 22/03/2007 10:11)
sasa : iza lesy ? hihihi!
mbaliana : fa manin ndry e? :-*
15. sonwin ( 22/03/2007 10:18)
am dec zao no tena poince kle.
16. Vahinala ( 22/03/2007 10:47)
Maninona moa raha mba atao ao Tanà ihany marina tokoa fa ohatranay anie zao, mba te handeha nefa mety tsy ho afaka amlay mahajanga e, za zao efa hiverina hiasa d tsy mahazo congé tsony ndray.:(
17. ari.malala ( 22/03/2007 14:26)
mbaliana fa manin no mitomany?

tongava soa daolo ny namna aiarahamifaly e
18. kelly13 ( 22/03/2007 15:17)
d ra tonga any klou d sao fafazan'i ari.malala frites za e? hahahaha
19. mamzelkely ( 22/03/2007 15:34)
tongava avcoko ee zay afaka fôna :)

fasaly fa angah.... :( nga ts hoe...:°)
20. sonwin ( 22/03/2007 15:41)
mhhh :^):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967