fihaonana mada
62. sasa
(
30/03/2007 04:48)
watafon za wa afaka amin'io fa aza masosotra eo, volana mai za no tsy afaka nefa amin'io tsy misy pro hi hi hihi
mbaliana ampianaro hono fijo refa hitany njy e
mbaliana ampianaro hono fijo refa hitany njy e
65. mamzelkely
(
30/03/2007 11:52)
fijo:
mamzely an,aleo fa alaiko any ampiasanandry ,avy de fatorako le mpampiasa raha vao misakasakana eo ka.
tandremo aza elah ts tonga maka ana aty fa fatorako ko ra hitako :-D:-D:-D de tandremo ko ts vôfatotra ny grikanay ato sady matanjaka be dôly hono ry zareo reo :-P:-D:-D:-D
66. Fiffi
(
30/03/2007 19:28)
nijery an'le billet hiany zah fa toa 1440€ ny farany ambany indrindra hitako....
67. fijo
(
30/03/2007 22:21)
tsy matanjaka izany ireo mamzely an,vao mahita antsika reo de miala daholo
68. mbaliana
(
31/03/2007 22:19)
fiffi za nahita 1333.. fa le izy anie miova e plus mihamanatona le daty plus mihalafo le izy
fiffi> za mamapianatra moa haninona fa izy hanenina tsy v...ja ntsony no hampalahelo
fiffi> za mamapianatra moa haninona fa izy hanenina tsy v...ja ntsony no hampalahelo
69. karinah
(
01/04/2007 16:18)
sasa sy watafon ary mamzelkely zao ny anah ny mba tiko ho hita njinja, mimich kou,(l):-*:-*:-*
70. Fiffi
(
01/04/2007 17:51)
mbaliana: hummm.....tena hanenina be ve ? :{:{:-D:-D fa tena mihalafo marina akia le izy an ! aiza akia ry fijo fa toa tsy hitako mihintsy zany à 900€ zany klé ?
71. Papoose
(
01/04/2007 18:50)
ikaretsaka:
fijo> za jolay izany tena mbola tsy haiko na ho velona na ho faty.. nefa za mba te hahita an'ialahy le
de za ahon le!:-P jolay a jolay:-D
74. sasa
(
02/04/2007 05:41)
karinah tongava fa mahita anay daholo izay tonga akia an! miandry andry:-*:-*:-*
75. mamzelkely
(
02/04/2007 06:31)
karinah avia mits aty akia aaaaa :-*:-*:-* zay mandray fôna :-*:-*
76. mbaliana
(
02/04/2007 09:34)
tsara fandray foana wa ny namana any dago e...azoko an-tsaina na mbola tsy tany aza za niaraka tamindry zareo :lol::lol::lol: