fihaonana mada

81. watafon ( 03/04/2007 09:55)
karinah : zany mitsy wa e !:-*:-*
mbaliana : ndry no tsy te hakaty kou ! :-*
82. Fiffi ( 03/04/2007 14:51)
wata: de zah indray hiantso....:):-*:-*:-*
83. fijo ( 03/04/2007 22:49)
papoose ko de tena tssss;hi hihii
efa tsy mahita le billet 900 intsony nareo fa efa lany.
84. watafon ( 04/04/2007 09:47)
Fiffi: :-* akia an !
85. Vahinala ( 04/04/2007 09:48)
D aona ihany alo le izy e, jangila ihany ve no tapaka sa Tanà ?
86. watafon ( 04/04/2007 09:51)
vahinala : sady misy le any jangila ny 23 au 30 aout fa ho an'izay tsy mahatratra d misy ihany kou eto tanà k , ny volana jolay io ! d manantena ny hahita anao kou zany an !
87. sasa ( 04/04/2007 12:56)
Vahinala samy misy daholo na jangil na Tana, fa izay tsy afaka mande jangil afaka mihaona am namana ihany am fotoana izay mety aminy.
88. xxx ( 04/04/2007 13:00)
Fa angaha i ma jolie tsy nifidy androny no tafiditra forum? 8O
89. Fiffi ( 04/04/2007 13:02)
hummmm....:)
90. fijo ( 04/04/2007 20:44)
tratra indray sasa le
91. Fiffi ( 05/04/2007 06:59)
92. sasa ( 06/04/2007 05:01)
xxx hi hi hi hi hi tsy nifidy fa tsy tao anaty lisitra nefa tam 03 dec efa nifidy,somary sorena kely d nanala azy teto aloha :-*:-* bedy va za zao?
Fijo hi hi hih tratra fa atao ahoana moa mizaka ny vokany:-D:-D:-D:-D:-D
93. karinah ( 06/04/2007 08:45)
sasa:

karinah tongava fa mahita anay daholo izay tonga akia an! miandry andry:-*:-*:-*
sasa&mamz::-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*


94. watafon ( 06/04/2007 10:30)
sasa: :-D:-D:-D
95. fijo ( 06/04/2007 19:58)
ary wata ve nifidy??
96. Vahinala ( 09/04/2007 16:36)
wata sy sasa > Hay oki, le eto tanà tsy maintsy hoavy za ka, aza matahotra ! Ny any jangila angamba mbola tsy hay fa tanà aloha no sur.
97. fijo ( 10/04/2007 23:28)
defa izay izany e
98. watafon ( 12/04/2007 08:30)
fijo: tsy afa-nifidy lesy fa tavela taty an !
vahinala: ok zany fa manantena ny hifanatri-tava tsy hoela e!
99. mbaliana ( 12/04/2007 18:56)
:cry::cry:
100. fijo ( 12/04/2007 21:35)
eo de tomany lava eo.
wata ok e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115