Mahatsiaro tena tia za nefa tsisy mpitia hatramin'izao

1. reltsa ( 20/03/2007 17:23)
Angamba ho gaga nareo fa za de lehilahy tsotra' charmant nefa tsy sahy mamoraka ny ao am-poko. Tia za nefa tsy mahasahy mba toroy hevitra za ry reto fa tena marary fo eto za an
novalian'i BOYSGOSS ny 05/04/2007 10:31
2. lemenakely ( 20/03/2007 18:10)
reltsa:

Angamba ho gaga nareo fa za de lehilahy tsotra' charmant nefa tsy sahy mamoraka ny ao am-poko. Tia za nefa tsy mahasahy mba toroy hevitra za ry reto fa tena marary fo eto za an



firy taona aloha ny akama dia ahoana izany tsy sahy mikôty izany e? Tsotra atao aloha raha somary saro-kenatra dia mody asao hiara-misotro zavatra na sahala @izany e ...dia mazotoa e!
3. cutie ( 20/03/2007 18:10)
size efa nandeha :lol:

Angamba ho gaga nareo fa za de lehilahy tsotra' charmant nefa tsy sahy mamoraka ny ao am-poko.

io enao zao fa efa namboraka kely koa :lol:
4. fasaly ( 20/03/2007 18:12)
reltsa: tsoriko aminao fa raha misy roa lahy ianareo hamboraka fitiavana amiko , ka enao tsy sahy maneho sy mamboraka ny santimaka nao nefa tia, fa ilay iray kosa sahy mihintsy milaza zay ao ampony sy ao antsainy, dia ny manitona ahy kokoa dia ilay iraika mahasahy mamboraka ny ao ampony.....
norme enao raha tsy misy mpitia satria aiza no ahalalan'ilay sipa fa tia azy enao raha tsy lazainao aminy...zà manokana tsy hisikotra aloha hoe tia ahy ve enao????:wink:
fa ny toro hevitro dia reseo maximum possible ilay tsy fasahiana ao aminaoa fa itanao fa hande ho azy ary hahafinaritra ny suite ny....fa manina anefa enao no tsy sahy e:roll::roll::roll::roll:
korazy:-*
5. simplex ( 20/03/2007 18:18)
saro-kenatra ve sa hoe matahotra vevavy mintsy? :)

zao e, voalohany aloha d sarotra be ny ahita sipa nda hikoty an'i toi ouvertement izany (eo @ gasy no tiako tenina). Ny dikan'zany tsy maintsy hampiresaka ihany toi na tiana na tsy tiana.

Arakaraky ny fika fitondran'i toi azy ihany io fa matetika ny sipa tonga d kopy foana na mbola tsy miainga akory aza ny pasin'i toi. Ny dikan'zay, ra ohatra izy k tsy te ho-ampresahin'i toi d efa ela izy no nanova resaka na hoe tena stricte be na tsy haiko e. Ka zao, aza matahotra hoe ho wain be zany toi, indrindra fa ra mba mitsikitsiky @ i toi le joba. Okay?

Ekena aloha fa tsy miala @ zao izany le hoe saro-kenatra na le tahotra e, fa manomboka izao toi d sahia @ zay. Refa mahita joba ohatra na manja na tsy manja d omeo azy foana ny tena compliment. Tsy hoe hampiresaka an'i babay sy lohovohitra akory toi fa mba manisy fahazarana fotsiny manao contact @ ol mba hiala tsikelikely le olana. Mety ho maty pasipaoro @ joba tena izy aloha toi ra somary mampiresaka ze joba rehetra e, mais bon, betsaka ny joba fa tsy voatery hoe ze eritreretin'i toi foana akory no tsy maintsy izy. D aza atao serieux be kou le izy. Tsy mila maka concetrement izany fa vao mia toi mi-coince,...

D refa @ le tena izy @ zay d mba le joba abordable alou andramana fa sao d pepo tsy miainga akory ka vao mia hanao mopera no hiafaran'la :°)

bonne chance less e
:)
6. Vahinala ( 20/03/2007 19:12)
Marary amzany marina ianao fa ezaho resena ny tahotra, ny henatra. Aleo lavitra masahy miteny foana na dia hoe tsy mbola fantatra aza hoe hanaiky ve ilay olona hamborahanao fitia sa tsia indrindra fa ra mba hitanao hoe mba mi s'interesser aminao ihany izy.
7. vale ( 20/03/2007 20:19)
reltsa:

Angamba ho gaga nareo fa za de lehilahy tsotra' charmant nefa tsy sahy mamoraka ny ao am-poko. Tia za nefa tsy mahasahy mba toroy hevitra za ry reto fa tena marary fo eto za an
:-D:-D:-D, sô de manao saka kosa toi saka(chat) = égoiste (:oops:)hihihi, zany we tsy mba mahay manomé anefa Lehilahy, fa miandry beuuu fotsiny eo:-D:-D:-D
bone sanséeeee:wink:


8. kelly13 ( 20/03/2007 20:22)
reltsa> lhl tsy sahy² izany nge ka mampieritreritra e! ki ne tente rien hono n'a rien fa aboray ze ao amponao ho azy fa ny valala tsy indroa mandry eo ambavahady (mahay teny gasy za an :°))
9. vale ( 20/03/2007 20:23)
saka leis mignon de mahazo calinsss sy bisouss fona, anefa tsy hita zé ilaivana azy , fa miao,miao lava zao:-D :oops:fa ny alika au moins mba azo hirahina, miambina etc...:*:*:*;-)
10. cutie ( 20/03/2007 20:51)
vale [ Valio ] 20-03-2007 21:23:14
Lohateny : Re : Mahatsiaro tena tia za nefa tsisy mpitia hatramin'izao
saka leis mignon de mahazo calinsss sy bisouss fona, anefa tsy hita zé ilaivana azy , fa miao,miao lava za

:-w:-w:-w:-w:-w:-D:-D:-D:-D:-D
11. vale ( 20/03/2007 21:49)
:-D:-D:-D:-D cutie, hihihi, zah aky tsy ty an'reny mintsy fa efa norangotiny zah t@ mbola kely a, pamadika fotsiny sady tsy mba manampy:-D:-D:-D:-D:°)izy anefa mba tina ery @zany, tsouuuu,ihihihihihi
12. cutie ( 20/03/2007 22:04)
hihiihiihi
za koa nge efa voarangotra impiry fa tia foana :-D
13. xxx ( 20/03/2007 22:18)
reltsa:

Angamba ho gaga nareo fa za de lehilahy tsotra' charmant nefa tsy sahy mamoraka ny ao am-poko. Tia za nefa tsy mahasahy mba toroy hevitra za ry reto fa tena marary fo eto za an



ka raha miandry ianao fa ny vehivavy no hilaza aminao ny zavatra tianao holazaina dia ho ela vao hahazo ny valiny an! Andraso eo i paoly!
14. karinah ( 21/03/2007 11:05)
cutie:

hihiihiihi
za koa nge efa voarangotra impiry fa tia foana :-D
cutie :°):-*:-*:-*


15. karinah ( 21/03/2007 11:06)
xxx::-D:-D:-D:-D:-D
16. zandikely ( 21/03/2007 16:37)
Sao kosa ary dia mba matahotra vehivavy ianao!
Zavatra mora io, tsy misy formule, tsy mila dribling!,
Fa mila ianao manao premier pas dia izay e!
17. rapala ( 21/03/2007 17:35)
marina ny any zandikely, mila manao premier pas enao saingy aza tonga d mamboraka ny ao am-ponao raha tsy tena efa fantatrao fa tinao ilay sipa ary misy ny resiproky.
Misy cas manko izao, ilay sipa mitady namana tsotra nefa ilay bandy tonga d manantena zavatra goavana... manjary diso fanantenana fa manana faharetana fa tonga eo fôna iny rehefa tsy forcéna:wink:
18. xxx ( 21/03/2007 20:14)
tonga lesy d teneno ah!aza menatra zany fa tsy hahazo eo elah na handramo aloha ny manana namana vehivavy betsaka namana an! am zay elah zatra miresaka am joba d refa tena tonga eo lay jo tin lah d mandeh ho azy io eh!
19. Fiffi ( 21/03/2007 21:00)
zany hono eh !
20. BOYSGOSS ( 05/04/2007 10:31)
Tandremo ary tsy mikaoty sipa farany lasa sahy mikaoty bandy ny akama. Mba toro hevitra kely,ts ampy fifaneraserana @ sipa nareo no tena marina ary tsy fasahina d mdika tahotra amiko ka vehivavy eto no mapitahotra ny akama. Alaivo namana alou ze sipa revenao mba hanaovy resaka mampihomehy sy vazivazy izy mety tsy ho rotototra izy f saingy aza kivy rangah fa ataovy foana farany mifakahazo eo foana ianareo.D mba miara koa manala azy @ bandy akama e. Misotro beks ,mvazo2,
Mananihany sipa ze mandalo...sns.Tandremo anefa diso sahy loatra ka mety ahatezitra sipa ( oh: mikitika ny fitombenany). D esory ny henatra fa mlay ngeh le manao sipa e indrindra fa samy matotra.:oops::*(l)
Tsy misy sipa hiteny bandy zany hoe tiako enao fa ny bandy foana no mkozy ka ho antitra eo ianao namako.Courage e!D sokafy ny maso fa @ fihetsika koa anie no hilazan'ny sipa @ bandy hoe tiany le bandy refa tena hitany fa raintete loatra.8O8O:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1775