mitady namana

1. ianao ( 19/03/2007 00:48)
Manao ahoana daholo,

Mba mitady namana malagasy mba hifanerasera raha misy azafady.

Rojo
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:02
2. Fiffi ( 19/03/2007 06:36)
tongasoa aloha "ianao"

heu.....raha zah no eo @ toeranao ka hitady namana zah de "fenohiko" aloha le mombamomba ahy satria manjary tsy ahazo namana eo an !
Sady tsy fantatra na lahy na vavy enao....de mazotoa mi-forum :)
3. nyfitia ( 19/03/2007 06:38)
salama Rojo
Faly aho miarahaba anao , mitady toa anao koa aho fa mba omeo hoe iza moa ianao azafady raha tsy mahadiso ? dia mirary soa sahady veloma vetivety nyfitia
4. Fiffi ( 19/03/2007 06:40)
hitanao zany ry "ianao" ? :)
5. Andokely ( 19/03/2007 15:15)
:-D
6. ari.malala ( 20/03/2007 08:47)
^tonga soa daolo ny namana vaovao retraretra oooooo! de mazotoa miforum sy mandefa hafatra hoan'izay namana tianareo hifandray aminareo e!

Fiffi, toundé tjs prête an ;)
7. joyady ( 20/03/2007 09:06)
(l)salut daholo e
mba mitady namana afaka hiserasera amiko aho,fa izaho dia 36ans , miasa responsable achat ny tenako amina orin'asa mpanjono tsitsika na crevette eto tana tsy mbola marié e haha hi izai no tadiavana namana afaka hifanakalo hevitra amiko , efa mananjanaka aho roa 17ans sy 3ans et demi e, miaina miaraka amiko tsy misy olana
valio raha toa ka mety aminao
8. ianao ( 20/03/2007 19:00)
misaotra anareo namaly, efa nofenoiko ny momba ahy :P
9. Vahinala ( 20/03/2007 19:13)
Namana daholo ny eto fa tongasoa e, tongava mandray anjara am dinika matetika fa ho hitanao fa mahafinaritra rehefa tafaresaka daoly ny rehetra e !
10. xxx ( 20/03/2007 22:19)
ianao ve io sa izaho?
11. Fiffi ( 21/03/2007 21:02)
joyady: de aza hadino koh ny mameno le momba anao....:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4354